sipa 8 tona

21. Jeankely ( 07/06/2007 04:11)
Raha ny teny talohabe dia vao mahalanja angady ny lehilahy dia manambady ary hainao fa tsy antitra ny vehivavy vadiny amin'izany. Fa kosa rehefa nisy ny fianarana sy ny sns dia mba efa mivoatra kokoa vao tokony hanambady. Raha ny zava-nisy dia tsy manao izany ny zaza-vavy kely fa miresaka fotsiny fa ny zaza-lahy kely kosa rehefa mahita film sy ny ataon'ny ray amandreniny ho an'ireo miray trano dia betsaka ny ahitana olana any ambanivohitra rehetra any. Tena andraman'ny bandikely izay tratrany manodidina eo na anabavy, na havana na iza na iza. Resaka ambanivohitra sy ny zava-misy amin'ny olona sahirana ireo fa tsy ny resaka andafy sy olona ara-dalana akory. Efa nahare tranga nahita sy nahare marobe aho zaza-vavy mbola latsakio 8 taona io handraman'ny zaza-lahy 8 na 9 taona. Aorian'izay dia mandeha ho azy fa lasa mahalala tantara koa ilay zaza-vavy ka tantara ny any ampiandrasan'omby.
22. Fiffi ( 07/06/2007 05:17)
anjaran3:

aleo ny ankizy anao izay tiana fa hoa toa azy ny fanjakany lanitra :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:roll:


23. kallie ( 07/06/2007 06:19)
lé oe 8ans manao sipa fanaon'ny ankizy io, eny e, raha tsy oe niteny izy oe efa "nanao" zay, d anontanianna dé bandy kely 14ans lé iray, misy zany an.
Fa en général fanaon'ny ankizy io ra samy ao andakilass ao, ra ny éducation ndray, ny nianaranay tam psychologie du dévelopment d oe 3 ans ny zaza dia tokony ampafatarina ny différence entre lahy sy vavy, satry eo iz no manomboka manotanitany fôna iny, eo ko hony ny ankizy no mi s'intérésé amn'ny vody sy sexe, ce qui explique lé zaza mitsngolongoloka reny, d lazain'ny gasy fa mitady zandry. eo iz no mantany anle oe, d'ou viennent les bébé? d eo ny lehibe lé mamaly oe "tam laiso", d mino toko lé zaza, avy eo fantany ny marina qque année aty arina d conclusion ; "mandainga dada sy neny" - donc, araky ny nenaranay, tokony ho azavaina hono ny fanaovana zazah, misy boky ho an'akizy mapiseo an'ireny mitsy. Fa azavaina ko oe tsy manao an'io ra tsy efa lehibe ôtran'ny parents .... fa tsy aiko alo na tena mety io refa tena ampiarina e
24. Jeankely ( 07/06/2007 06:28)
Dia hazavao amin'ny zanakao izay anontaniany e. Fa aza tratran'ny zaza-lahy ratsy taiza fotsiny ny zanakao vavy kely fa mahita faisana ary avy eo lasa simba ny sainy. Harao maso tsara fa enjana io.
25. nathie86 ( 07/06/2007 06:46)
Patrik -> tsy zaiko ra za no tsy nandalo faazazana fa za tsy mba nisy ankizy lahy kely nanaitra ny foko zany t@ za valo taona ka. Valo taona zany zà mbola mikarenjy manao sabaka sy police volera ary tena lagy b mintsy refa atao hoe nathie = norbera oh na hoe sipandry hono in anona.
Mety hoe efa t@ taonjato taloha zany no nihainako ry reto ka:lol:
26. Jeankely ( 07/06/2007 09:19)
Tsy taonjato taloha fa nahay nitaiza anao ny Raiamandreninao ary tsy nifangaro tamin'ny ratsy taiza ianao. Na ankehitriny aza tsy tsara ny kely veta sahala ny kisoagasyn'Ambohimanarina. Ny resaka ilay tena manao no resahiko fa tsy ilay hoe egale egale kilalao an. Raha midina ambanivohitra ianao dia mahita ankizivavy kely bevehoka, mitaiza ny zanany, sns. Mbola aiza ary izany hoe vao mariny nono dia hoe mahasaky lahy fa atokano. Revy Malagasy daholo izany fa samy manana ny faritra misy azy fotsiny.
27. kallie ( 07/06/2007 13:03)
tsy revy io Jeankely ra ny any ambanivoatra fa tsy faampian'ny éducation a, d lasa ôtran'ny (azafady an) biby fotsiny izao
28. sallyg56 ( 07/06/2007 16:02)
8 tona ko le bandy kel, le sipa alo le "gosse de riche" pouri gaté d ze tédavni d azony sad ts ba bedy zany izy é,
29. Jeankely ( 08/06/2007 02:38)
Ny fitenenana hoe revy any ambanivohitra anie dia midika hoe zava-misy any fa tsy hoe zavatra tiany atao akory e. Miresaka hoe ianao tsy nandalo izany tamin'ny fahazaza ary misy kosa ny nahita izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629