sipa 8 tona

1. sallyg56 ( 06/06/2007 11:38)
za zany mba tafaresak t@ akizy 8taona de tena gaga ah fa efa manana sipa ono izy! fa maninona @ zao otran miha maikamaika @ fitiavana ny ankizy?
répondu par Jeankely le 08/06/2007 02:38
2. patrick2002 ( 06/06/2007 12:57)
fitiavana ankizy izany ry ise ah! eritreritra no be ,tsy tokony hataitra fa normal ,ary tsy tokony ho sakanana amin'izany izy satria mety hiova ny orientation sexuelle-ny ,mety ho lasa lesbienne na pede izy raha vao sakanana ,na bedesina .
Ho fahotany ve izany sa kosa fomba-tany ihany ?
hoy ny hiran'i Henri Ratsimbazafy.
3. nathie86 ( 06/06/2007 13:25)
sipa 8 taona kosa v d efa anao sipa tsy mape eh, 8taona zany v tsy mbola ty lalao b tsy misy ôtrzany. D mba firy taona hono ny sipany @zany:roll:
Ra zanako zany aloha d sakanako tsara miintsy eh
4. patrick2002 ( 06/06/2007 13:55)
tsy sipa ohatry ny sipatsika lehibe izany hoa fa sipa an'eritreritra, nathie ve t@ 6 taona tsy misy lehilahy mba nofisinao hoe tinao ,tsy mifanafosafo ireo ,tsy mifanoroka ,fa miara-mipetraka fotsiny dia faly ny ao anaty ao ,izay ilay atao hoe sipa @ ankizy .
5. miangalyandria ( 06/06/2007 15:53)
Ka ilay hoe "j'ai un amoureux" na "amoureuse" ireny io fa tsy hoe sipa inona akory e, jereo ilay boky kely ho an'ny ankizy telo taona ireny anie raha tsy mahita iray natokana itenenana an'io nareo e ! zavatra tsy hitako hoe maninona akory. Raha hoe 11 ans izy no efa hafa indray no itondrana azy amin'izay satria efa mihamiova.
6. Fiffi ( 06/06/2007 17:42)
sallyg56:

za zany mba tafaresak t@ akizy 8taona de tena gaga ah fa efa manana sipa ono izy! fa maninona @ zao otran miha maikamaika @ fitiavana ny ankizy?
aiza ary nareo zany klé ! toundé raisinareo zavatra hafa le izy klé ! hehehehehe .....ny zazakely rehetra de presque miteny an'io daholo an !


7. sitlo ( 06/06/2007 18:47)
fomban'ny sipa mihitsy rehefa misy mampiresaka ohatra an'i sallyg56 io no mamaly hoe "efa misy miaraka amiko" :twisted:
8. Stretch ( 06/06/2007 19:30)
sallyg:
maninona @ zao otran miha maikamaika @ fitiavana ny ankizy?


ka ôtrany mampilendalenda be kosa ngé le mahita mpifankatia mifapibosabosa eny andalana sy eny rehetra eny e !
talou tsy mipatalou anga nisy nahita an zany fa na ny mifampitantana aza tsy nataony ol talou,
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0004.gif[/IMG]
9. sitlo ( 06/06/2007 19:39)
na mety hoe avy any anjanonahoatsa ilay akizy :-D
10. Stretch ( 06/06/2007 19:40)
inn ko zao no idirany dalle ampasika amzany ?
11. sitlo ( 06/06/2007 19:47)
Le xxx tonga fofona be avy any am dalle no tadidiko kah :-D
12. Stretch ( 06/06/2007 19:53)
de zay fotsiny ve de we lazaina we avy any njannnôtsa le meuph
13. sitlo ( 06/06/2007 20:06)
nitsako nedala tsy re koa ranôtsa ranôtsa
14. Stretch ( 06/06/2007 20:20)
mba ataovy cherieux mou lesy le resaka fa tsy ,
tsisy la tety sy la ké mintsy,:°)
15. sitlo ( 06/06/2007 20:32)
Kay tena tsisy latety marina dia tsy tonga dia ny voamasony no nopotsirina

eo ary fa cherieux eh, ozy le sipa kely 8 taona hoe "efa manana sipa za", dia ny ray aman-dreniny izany no tsy nitaiza azy his'int amin'ny zavatr'hafa. :wink:
16. Stretch ( 06/06/2007 20:35)
fa za ko ngé mahita fa vao mahay miteny ny ankizy ra anotaniana we , tu as un copain ou copine ,

ouuuuiiii !
ndrindra ny zanabazà , le mifanao bizy am molotra an maternelle io .
17. sitlo ( 06/06/2007 20:40)
dain dain dain, ka zay le hoe oriente amzany ilay ankizy. Raha vao anontaniana izy hoe manana sipa? dia manontany tena aloha hoe inona izany sipa, ny ankizy hafa ve manana sipa, dia avy eo te hifaninana, ohatran'ny mifaninana mahavita pipi avo indrindra tam mbola kely :-D
18. Stretch ( 06/06/2007 20:45)
kay ny anareo avo ndrindra :-D de avy eo ve hiverenan'lay pipi klé
tena zefa mintsy ,
naleoko ihany sipa kely, ny anay ze mavita lava ndrindra de mikorina any ze alehany any iny :x

fa ilay resaka ankizy manao sipa dieny vao 8 t
tsy dia hitako izay mahavariana aminy ,
taloha tamin'ny taona 50 angamba 20 taona ny olona mbola tsy mahafantatra we aôna no atao . .
zao vao vory saina dia efa mahafantatra ny retraretra
19. sitlo ( 06/06/2007 20:53)
ka ilay izy tsy mahavariana fa mahonena, ntsoooooooo ;-)
20. anjaran3 ( 07/06/2007 03:51)
aleo ny ankizy anao izay tiana fa hoa toa azy ny fanjakany lanitra :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076