zah zany te........
102. sitlo
(
13/06/2007 18:03)
:-D, efa tamin'izaho mbola kely no nalaza io hira io. Lasa fiteny malaza mihitsy aza ilay "Ndeha hody aho dieny tsy mamo"


104. ratonga
(
13/06/2007 18:46)
melody:
ratonga: fantatro fa tianao ity hira ity, nofidiko ho anao mihintsy, tsara feo be izy an!:-*
mlay b mitry fa misôtra é, ty no tena tiko @ hirany http://www.dailymotion.com/relevance/search/Katie%2BMelua/video/x8rlb_katie-melua-nine-million-bicycles :lol: ary twa mahay mitsatoka !!!:-*:*:-*
105. melody
(
13/06/2007 19:45)
xxx: azafady :oops: (mivoaha moa e!)
sitlo: izaho koa aloha nde hody dieny mbola sy mamo ny resaka , hihihihi
ratonga: manja be marina 8) tsy mitsatoka izany zà, télépaty io e! :-D:-D:-D
sitlo: izaho koa aloha nde hody dieny mbola sy mamo ny resaka , hihihihi
ratonga: manja be marina 8) tsy mitsatoka izany zà, télépaty io e! :-D:-D:-D
112. Fiffi
(
14/06/2007 16:30)
MTN: dainn koh ndry an ! :{:{
zah zany T [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]
zah zany T [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]
113. MTN
(
14/06/2007 17:04)
mi-dain dain daholo hono
nefa efa hita fa mafana be ny andro dia tsy te hampanao kitro.
za koa zany T
nefa efa hita fa mafana be ny andro dia tsy te hampanao kitro.
za koa zany T
115. melody
(
14/06/2007 20:31)
inn daholo ary ity, tonga dia ataovy e, olona firy ianareo ireo, ataovy miaraka ao daholo:-D:-D:-D:-D
117. cbd
(
14/06/2007 23:39)
dain dain + [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG] + :* = [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe6.gif[/IMG] :-D:-D:-D:-D
118. Fiffi
(
15/06/2007 10:15)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
