zah zany te........

81. wooda ( 11/06/2007 22:22)
za zany tena efa manomboka leo ! :(
82. cbd ( 12/06/2007 15:11)
zao zany te hitifitra olona [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0110.gif[/IMG]
83. dongadonga ( 12/06/2007 19:55)
zah zany te hoany france :lol:
84. Fiffi ( 12/06/2007 20:25)
zah zany te ho any dago :(
85. andry08 ( 12/06/2007 20:53)
zah te hatory pendant une semaine fa tsy afaka, tsy te ho any dago no tsy te zavatra hafa fa dôdô, dôdô, dôdô, ,,,,,
86. dongadonga ( 12/06/2007 21:42)
zah zany te hanidina:lol:
87. sitlo ( 12/06/2007 21:54)
za zany te tsy ho tara
88. diamondra27 ( 13/06/2007 10:42)
xxx:=))=))=))

fa maninona anao aza za e! fa tsy salmo ndray ngah no mpanao size toy io?

Ary enao masika be an!
de tsy mba mitsiky akory ve nefa ato @ hatsikana?

xxx: (l)(l) tsara be le tezitra fa misy charme ndraindray sady mampimé=))=))
89. Fiffi ( 13/06/2007 13:06)
sitlo:
za zany te tsy ho tara
sitlo: humm...am-iza hono ? :wink:

zah zany te :*:*:* am i .....:-$


90. Stretch ( 13/06/2007 13:28)
:-D

amin'i simpson :°)

ouuuai za te tato klé :{


fa zany zany te hilefa . . . . . [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/bonhomme-orange-marche.gif[/IMG]
91. ratonga ( 13/06/2007 13:51)
zah zany te hiheno hiran'oul tsara feo...
92. Fiffi ( 13/06/2007 14:15)
ratonga: heu...iza njay hono zany ? le hoe "mitsonika ve" ? de le hoe nivalana be hono ? :-D:-D:-D:-D :*:*:*:*:*
93. ratonga ( 13/06/2007 14:53)
any izy any é!!zah zany te hitsonika aminy fôna:wink::*:*:*
94. Fiffi ( 13/06/2007 15:09)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coeur-brise.gif[/IMG]
95. sitlo ( 13/06/2007 15:27)
alourezy daholo koa ny ol zany :-D
96. Fiffi ( 13/06/2007 15:50)
sitlo: pas toi ? :-D:-D:-D fotoanany zao fa tsara ny andro ! :-D:-D:-D:-D
97. sitlo ( 13/06/2007 16:36)
kay le, tonga dia tratry ny valy fantsy :oops:
98. melody ( 13/06/2007 16:51)
ratonga: fantatro fa tianao ity hira ity, nofidiko ho anao mihintsy, tsara feo be izy an!:-*

http://www.dailymotion.com/relevance/search/Katie%2BMelua/video/xjq4t_katie-melua-i-cried-for-you-live
99. sitlo ( 13/06/2007 17:06)
ary ity http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ndeha%2BHody%2BAho%2BDieny%2BTsy%2B/video/x27kvo_tselonina-ndeha-hody-aho-dieny-tsy
100. melody ( 13/06/2007 17:11)
sitlo: tsara ka, tsy mbola naheno io izaho raha tsy izao... nela ilery ohatra ny mamo no fijery azy sa ny masoko no tsy mi-focus tsara:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1406