Ento am-bavaka ny kristianina any Irak

41. marozevo ( 10/06/2007 16:17)
Fa maninona ndray ry reto no misy hoe zezoita fisaina ah ?
Ary mba azavao moa fa izahay anie ka tena tara be mihitsy eh : Inona ilay hoe SEMIGANY ?
42. kelly13 ( 10/06/2007 18:54)
za kou mba te halala izany zezoita fisaina zany ry ikaretsaka

marozevo>semigany re collège St Michel ao amparibe an
43. prime ( 15/06/2007 11:19)
44. marozevo ( 15/06/2007 20:48)
Kelly > Misaotra nanazava e...
Dia mba ahoana izany ny filaza ny St François Xavier eny Antanimena ? Sefrarany sa segzavany ?
Dia ny Sainte Famille izany Sefamiliny.

Mampihomehy mihitsy isika amin'ny famoronana ten,y vaovao. Mba ilazalazao ihany zahay rehefa misy vaovao manaraka e.

Ngamba izay mivoaka avy ao amin'ny Sainte Famille indray atao hoe Seforera fisaina. Sa d'école fisaina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077