Rossy sy ny 3e Jeux Francophonie 1997
1. jefra
(
05/06/2007 17:48)
Ho an'izay liana (tsy dia tsara ny sary):
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x25v0e_dihinny-faritany-enina
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x25umn_rossy-ikalasoa-bal-kabosy
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x25v0e_dihinny-faritany-enina
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x25umn_rossy-ikalasoa-bal-kabosy
répondu par bidagda le 21/06/2007 15:27
2. Fiffi
(
05/06/2007 18:17)
jefra: misaotra anao nizara fa tena tsy mahita lazaina zah fa manja eh ! =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
4. Bita
(
17/06/2007 10:59)
Misaotra e! misaotra e! tohizo ny fikarokarohana ny zavatra tsara toy ireny fa mampandroso ny namana rehetra misaotra ambonimbony ny tanana a! =D
5. bidagda
(
21/06/2007 15:27)
jefra! mba efa nikaroka an'iny JF97 INY AHO FA TSY nahita ka ra mba manana cassette enao mba zarao fa anisan'ny nanao bénévole t@ reny ny tena ka mba te hampiseho vady aman-janaka no sady souvenir be iny, surtout ny ambiance tery @ gradin misaotra t@ fizarana
