Neny

41. ari.malala ( 04/06/2007 06:23)
Mamerina ny fiarahabana indray dia mirary soa hoan'ny Reny rehetra.
42. kelly13 ( 04/06/2007 07:32)
tara kely fa tsy maninn fa d firariantsoa ho an'ny reny rehetra :)
43. ftma ( 04/06/2007 07:47)
Mirary soa ny reny rehetra, tara kely aho fa mbola variana nakalaza ny fetin'ny reny e
bisous daholo :-*
44. karinah ( 04/06/2007 09:10)
:-*:-*:-*
45. Fiffi ( 05/06/2007 05:28)
tena mbola hafa mihintsy i Neny........
46. sakaizakely ( 05/06/2007 08:00)
Miarahaba ny Neny rehetra eto @ serasera :-*:-*:-*:-*

Nenay mba voalohany le mahazo bricole kely avy any ampianarana dia kevoka ery izy miteny hoe cémoi kiléfé :P:P:P. De nosokasokafany teo le papier crépon mamono azy de ozy hoe azonao tsikilovina eto ange le izy e :wink::wink::wink:
Mampte hanaikitra ery :-*:-*:-*

Fa ny tiako lazaina koa dia ny zanaka no fanomezana sarobidy indrindra ho an'i neny rehetra, ka amiko isan'andro dia fety foana mandavanandro satria eo akaikiko ny anjarako
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
47. Fiffi ( 05/06/2007 10:07)
sakaizakely:

Fa ny tiako lazaina koa dia ny zanaka no fanomezana sarobidy indrindra ho an'i neny rehetra, ka amiko isan'andro dia fety foana mandavanandro satria eo akaikiko ny anjarako
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
^:^^:^^:^^:^


48. sympa ( 05/06/2007 10:55)
sakaizakely :arrow: =D=D=D ^:^^:^^:^^:^
49. Fiffi ( 05/06/2007 15:51)
50. sakaizakely ( 05/06/2007 16:28)
Fiffi> tsy marina kosa ve izany ? :P
51. Fiffi ( 05/06/2007 16:35)
sakaizakely: tena marina kah ! zay no nanaovakoan'zao :
"Fiffi":
^:^^:^^:^^:^^:^
:):-*:-*:-*:-*
52. wooda ( 05/06/2007 22:37)
misaotra anareo neny rehetra ato @ serasera

ny (l) dia efa anareo
53. sympa ( 05/06/2007 23:20)
wooda :arrow: Mankaiza ny (l) là :!: :^):^) :-D:-D:-D
54. wooda ( 06/06/2007 02:33)
sympa->efa nenla koa miaraka @ bisou baveux raha tianla!
55. sympa ( 06/06/2007 09:13)
wooda :arrow: Ny fôko ôôô (l)(l)(l)(l) :!: :-D:-D:-D:-D:-D
56. wooda ( 06/06/2007 11:36)
sympa->f[size=5px]a[/size]ko inona?
57. Fiffi ( 06/06/2007 20:02)
hehehehehe fa misy inn ô ? :) de ampy an ! :)
58. sympa ( 06/06/2007 22:46)
wooda :arrow: ho anao ry zo... :-$ be fitiavana aaaaaaaaaaannnnnnnnn :!: =))=))=))=))=))=))
59. Fiffi ( 07/06/2007 09:14)
ndryyyy......:):-*:-*:-*
60. sympa ( 07/06/2007 15:17)
Fiffi :arrow: Tsy sempotra ve le oll tolominao io :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1637