Neny

21. booboo ( 03/06/2007 09:45)
Arabaina aby ny reny sy ny ho reny atsy ho atsy ô ! :D:D:D
22. nanoukely ( 03/06/2007 10:30)
maman ô maman,toi qui m'as donné
tant de tendresse depuis tant d"années
tu le sais bien quand je serais grand ; je penserai a toi maman


maman ô maman , le jour ou la nuit
je veillerai toujours sur ta vie
je serais a tous les instants
pour te proteger maman

je te promets is jamais tu pleures
de te serrer fort sur mon coeur
il n-y aura pas d'amour aussi grand aussi mon amour pour toi MAMAN (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
23. rush ( 03/06/2007 10:31)
bony fety daholo izay reny!
24. rakaroka ( 03/06/2007 11:55)
Dia miarahaba sy mirary soa BBBBé dé Bbbbe ho an'ny reny tsy an-kanavaka e! Enga anie izy ireny ho "salama hatrany" , dia ahatontosa an-tsakany sy andavany ny "andraikitra: fitaizana sns.... miandry azy! Dia ahazo izay iriana !(l):-*:-*(l)
25. tisera ( 03/06/2007 12:11)
:)miarahaba ny reny serasera rehetra é! mirary soa ho an'ny tsirairay ho faly sy sambatra eo anivon'ny ankohonana sy eo ambany fitahian'ny Tompo !(l)(l):-*:-* :-*:-*dia misaotra izay nametraka tononkalo sy tononkira fa tena mahafinaritra sy tsara be :=D=D=D mampanembonembona an'i neny any dago :wink::cry::ohatry ahy izao ohatry ny tsy mbola afa-po t@ resaka téléphone nandritry ny 56mn fa dia tsy maintsy mahay manajanona resaka é! asiana frein kely! bisous daholo ô!
26. mandrak ( 03/06/2007 13:21)
arabahina doly ny neny retraretra :)
27. sympa ( 03/06/2007 14:29)
Arahaba, arahabaina aminy (l) misy fitiavana betsaka ho an'ny Neny rehetra. De mirary ny ho tratra ny ho avy indray ééé ;-) Aza adino koa ny miarahaba izay bainina @ ny fête des pères an :!: :-P;-):-D:-D:-D
28. Fiffi ( 03/06/2007 14:38)
- Maman :
De toutes les fêtes
Qui pour une journée
Deviennent la vedette
Du calendrier,
Celle que je préfère :
C’est la fête des mères.
Déjà, parce que
Cette fête magique
A la bonne idée
De toujours tomber
Quelque soit l’année
Un dimanche de mai.
C’est comme qui dirait,
Une petite avance
Sur les grandes vacances
- Une autre raison
De ma préférence
Ce sont les cadeaux.
Car là, pas de blabla
Qu’ils soient petits ou gros
On ne recule pas
Devant la dépense.
Pour faire ton bonheur
Collier en perles de papier
Pots de fleurs sans les fleurs
Dessous de plats déjà cassés
Rien n’est trop beau.
- Voilà les raisons
De ma prédilection
Aurais-je oublié
Un point essentiel ?
Mais... pour t’embrasser
Maman, la plus belle,
Jamais une année
N’aura assez de journées
Pour contenir tous mes baisers
Car, dans ma petite tête
Ma maman d’amour
Pour moi, tous les jours
C’est ton jour de fête.
- Bonne fête ma maman
Que j’aime tant.

29. Fiffi ( 03/06/2007 14:39)
Ma vie est un enchantement
Quand je m'endors,
Quand je m'éveille,
Ou quand je joue,
A tout moment,
Une fée douce me surveille
Et m'entoure de soins charmants
Cette merveille :
C'est ma maman !
30. karinah ( 03/06/2007 14:46)
:-D:-D:-D:-D, sympa: :°)tsy hadino enao baina ah !:-P:lol:

mandrak: misotré:P:-*
31. karinah ( 03/06/2007 14:49)
tononkalo kely fanampiny:

fetinao anio ry neny,
ha hisokatra ny vava
tsy manam-bola velively
voninkazo sy arahaba!!
(l)(l)(l)(l)(l)(l):-*
32. karinah ( 03/06/2007 14:54)
Tisera: marina izany, aza lanina @ ny i maman dol fa tsy misy ho an'i Dada!!:wink:(l):-*:-*:-*
33. Fiffi ( 03/06/2007 15:00)
sympa:
Aza adino koa ny miarahaba izay bainina @ ny fête des pères an !
sympa: io kosa akia tsy ho hadino zany an ! de rehefa père koh toi de...:) :-$ :-D:-D :-*:-*:-*


34. sympa ( 03/06/2007 15:43)
Fiffi :arrow: woay ééé :!: Maro anie zany \"m\" ao @ izany mots d\'amour izany éééé :!: :-P :-D:-D:-D
35. andry08 ( 03/06/2007 17:05)
Tratry ny fetin'ny reny daholo ô!
36. xxx ( 03/06/2007 17:14)
37. lanto ( 03/06/2007 18:04)
Miarahaba ny reny rehetra sy zay mbola ho ary ny manana reny e :-)

Fiffi:

(raha hitan'i Lanto ity...:))


Ie tadidiko ...


38. sympa ( 04/06/2007 00:04)
nanoukely:

de te serrer fort sur mon coeur



nanoukely :arrow: fa ahoana ny fomba ataonao @ zany kle :?: 8-) Avoaka izany ilay (l) de avy ao iny (l) anaovana calin aminy :!: :^):^):-D:-D:-D
39. niryna ( 04/06/2007 04:59)
http://www.kate.net/holidays/mothersfathers/images/katemday2.gif
http://caswell.blogspot.com/china/images/20050508.MothersDay.jpg
http://www.sunshinecrafts.com/images/mothers_day_scrapbook_lg.jpg
Misaotra ry neny a.Nampianatra ahy namindra ka nahafantarako ny lalany tokony hizorako.

M(l)M
40. Fiffi ( 04/06/2007 05:34)
sympa:

Fiffi :arrow: woay ééé :!: Maro anie zany \"m\" ao @ izany mots d\'amour izany éééé :!: :-P :-D:-D:-D
:) ka fitiavana io koh !humm......:)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1128