boulette chinoise
1. benangy
(
31/05/2007 09:25)
Bonjour daôlo ,
aona ry reto ny fanao an'ireny boulette chinoise le amidin'ny olona eny amorondalana ireny? mba atoroy fa tena tiako mba hay fa lany mihintsy ny volako , ratsina:oops: boulette aho ka te hanao any antrano dia amin'izay aho leo ,
misaotra e!
benangy

novalian'i volana1 ny 20/07/2007 12:56
2. Fiffi
(
31/05/2007 09:50)
http://www.asiaflash.com/cuisine/chinoise.shtml
http://www.recettes.qc.ca/recettes/index.php?id=1214
http://www.recettesdecuisine.tv/recette-r862/boulettes+a+la+vapeur+chine/recette+boulettes+a+la+vapeur+chine.html
http://www.chen.qc.ca/recettes.htm
http://www.lejus.com/entree_53.html de mazotoa , de aza hadino ny anjarako :wink: :)

5. volana1
(
20/07/2007 12:56)
Mbola manahirana ny mitady sady somary compliquée io fa ity no omeko dia andramo ange e :
Farce (mety daholo na kisoa na omby) 250 gr, atao malemy tsara
Fécule
Ve-tsin
Tongolo gasy voatoto
Kotomila kely
Sira sy poivre
Rano
Afangaroy daholo ireo potsipotserina amin'ny tànana, ny fécule alefa tsikelikely amin'ny sotro lehibe, dia rehefa mahazo consistance malemilemy izay izy dia ajanony, mety ho 3 sotro lehibe raha 250 gr ny hena.
Dia izay tianao nao andrahoina amin'ny rano mangotraka misy sakamalaho sy sauce de soja, pocher-na zany, dia rehefa miakatra 1 mn dia esorina, na tonga dia endasina amin'ny menaka.
Andramo dia manontania indray raha tsy mety, ataovy mismisy ny ve-tsina an ! mazotoa homana