Ireo depiote Tim ao @ Bureau permanent no tena mpangalatra

21. Jeankely ( 06/06/2007 02:19)
Tsy dia haiko loatra ny zavatra resahinao ary izaho koa milaza aminao fa na tsara sy mendrika aza ny fianarana hianaranao raha mbola mianatra ianao dia tsy midika fa tsara sy mendrika ary tokony halaitahaka ny fahaizanao. Misy ny resaka "Personalité" ka mazava fa tsy avy amin'ny toerana iray daholo akory ireo "Savant" rehetra eto ambonin'ny tany. Rehefa mahazo zavatra iray dia mila mampitombo fa tsy ny fianarana no hireharehana fa ny fahaizanao. Nivadika be moa ny resaka satria Depiote Tim ny loha-hevitra
22. bazylou ( 06/06/2007 12:11)
tsy hiadin-kevitra ny amin'io ry nororavel
23. xxx ( 06/06/2007 18:45)
jeankely: raha tsy azonao izay lazaiko dia izay ilay atao hoe: mbola mila mandalina ianao vao miteny fa tsy maika miwawawa fotsiny.
Afaka telo na roa taona ihany dia ho hitanao ny fahamarinan'izay lazaiko e.
Ny hany mampalaheo ahy fotsiny dia ny zanaky ny ngeza nalefany any amin'ny toerana tsara sady mahazo vatsim-pianarana, fa ny olona tena milofo mafy atao ary amin'ny toerana tsy de zarizary loatra. Raha misy manao tsinotsinona ny gasy dia izany olona izany no tena manao tsinotsinona azy.
24. Jeankely ( 07/06/2007 03:17)
Samy zanaky ny ngeza na ianao na ny hafa lasa any amin'ny toerana tsara lazainao. NIlaza ianao fa tsy misy handray ireo zaza ireo fa angaha moa rehefa mianatra andafy tsy maintsy hoe hijanona sy ny hoe hisy andray any ihany no resahina? Fomba fijery tsy mitovy ary ianao mbola mpianatra notokony mampitombo fahaizana. Aleo hiana amin'ny zava-misy ny Mpianatra fa ny fampanantenana poakaty tsy ilainay. Hatram'izay risoriso foana vao tafavoaka mahazo vatsimpianarana koa izao indray no miseho be resaka ileity. Fa inona no mihazona ny lohan'ity? Nandeha Sovietique aza raha tsy manana CSR na tara-baomaraina na tanora AKFM tsy lasa avy eo ry zalahy ihany no milaza fa hhoe manao risoriso izahay satria nandoa vola ny raiamandreninay vao lasa izahay. Izany ve no haverina ry leity an? Raha avy nanao ny mety sy mahasoa ny akaman'ialahy dia marina fa avy nanao ny tsy mety ary izany no mandetika ny firenena satria olona tsy izy no nitondra azy fa nivoaka tamin'ny risoga. Mazava main'ialahy angamba izay.
25. xxx ( 07/06/2007 17:27)
Ary toa miseho ny haratsinao. Izaho anefa mbola tsy namingavinga anao na kely aza. Moramora ihany aloha e. Ny ahy dia herin-tsaiko sy vokatry ny ezaka nataoko no nahatonga ahy aty fa tsy misy resaka tosika risoriso izany na kely aza.
Ny fampanantenana paokaty lazainao dia ho hitantsika eo afaka roa na telo taona e!

Aza maika fa mahatezaha ny aina. Ny ho avy no aoka hitsara.
26. Jeankely ( 08/06/2007 03:19)
Mazava ho azy fa jereo ireo avy any U.S. ireo hoe tsy mahay inoninona ve izireo ary tokony najanona tany @ "Grevy" lava ary ataon'ny mpanao politika fitaovana avy eo sahirana mitady asa satria lany andro mi-"Grevy". Iza no handa raha alefan'ialahy any amin'ny Top University?
27. Jeankely ( 13/06/2007 07:40)
Alohan'ny tsy naha-lany azy intsony ny "President teo aloha Ratsiraka" dia nisy resaka hoe: tsy mbola misy ny mahasolo azy (releve/tsy manana accent izahay ry mahay Frantsay an). Amin'izao miasa ary mitady hevitra ny hiasana mafy hampandroso ka izay mahay mampadroso an'i Madagasikara tongava amin'ny Fifidianana fa izay no zahavina.=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3694