bevoka misy rano hono
22. mifyfy
(
06/06/2007 09:49)
misotroa volombava-katsaka mba hi pipi betsaka ianao dia vita; ilay zaza mipetraka indray dia aza dia mipetraka matetika ianao ary raha sendra reraka ka voatery hipetraha mba haka aina dia asio ondana malemy aloha ny toerana ipetrahanao
23. sakaizakely
(
06/06/2007 13:53)
Samoana>
votsitra enao fa nahomby ny fika t@ity
bandy kely no ao :-D:-D:-D:-D:-D:-D
nenipita> nanao ahoana izy tao ? Efa nahitana valiny ve ny analizy ?
mifify> mitombina aramedikaly ve izany torohevitra omenao izany ? Olona bevohoka ve tsy hahazo hipetraka, tsy asaina mitarika posiposy ho haingana ? :-D:-D:-D:-D
tsy ny position'ilay reny velively no mitarika ny maha-siège na tsia ny zaza. Misy aza vhv noho ny antony arapahasalamana voatery mitsotra ampandriana any @ hopitaly mandritry ny 7 volana nefa tsy mitovy ny position'ny zaza, ny sasany encéphalique gauche, sasany droit, sasany siège, misy isangodinan'ny tadimpoitra ny tendany sns...