Dia tena tsy miteny ratsy ve ireny Pastera ireny?

1. Bita ( 29/05/2007 17:02)
Indray andro hono nalefan'ny ray aman-dreniny handeha hamonjy fetim-piangonana tao Ambohimanarina ny zanany 2 vavy zanaka Pastera avy any (Ambodimita). Alohany handehanan'izy 2 vavy tany dia nafaraparany ny zanany fa raha sanatriany alina loatra dia mba aleo izy 2 hatory any ary ny maraina vao alefa mody. Eny ny valin'ny fangatahana. Rehefa tonga ny alina dia nomeny ny efitrano ao ambadiky ny fandrinany izy mivady izy 2 fa tsy misy ankoatr'izay moa. Nandrasan'izy mivady hatory izy 2 satria te hifankatia izy ireo, kanefa tsy hitandry zareo ny hatao hoe: atao ahoana no ahafatarana azy hoe efa matory ve? Hittan'ilay Pastera ny hevitra: mametraka fanontaniana izy ka raha mamaly dia ny dikany mbola tsy matory. Ka hoy izy, hono hoy aho ry anaka: zanak'iza moa nareo 2? hoy izy 2 namaly: zasnaky Pasitera avy any Ambodimita. Hitanao izay mbola tsy matory. Efa tena may i Dada Pasy, dia nanontany tahaka ilay teo indray izy. Zanak'iza tsara moa ianareo 2 teo? ary ny zandriny ihany sisa no namaly hoe: zanak'i Pasitera avy ao Ambodimita. Dia hoy izy mivady de mbola tsy matory foana. Dia mbola niandry eo @ antsasakadiny indray. Ilay zokiny anefa toa nahalala ny antony ka hoy izy aza miteny intsony raha mbola manontany izy fa raha miteny eo indry dia tsongoiko. Eny ary hoy ilay zandriny. Dia nanontany tokoa ary ilay Pasitera ka indro fa tsy nisy namaly tokoa. Ka indro fa nanomboka ny lalao tao an'efitra. Rehefa henon'ilay zokiny fa tena ohatry ny sempotra ilay Pasitera dia hoy izy zanak'i Pasitera avy ao Ambodimita. Taitra ilay Pasitera ary hoy izy raharahiko:evil::-o:}8O na avy aiza ianareo na avy aiza sady nuihembotra izy.... Ka inona moa fa izay indray e!:^):^):^):^):^):^):^):^)Mialatsiny @ anaran'ny tanana sao avy tokoa nareo fa izay no voasoratra e!
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:37
2. booboo ( 29/05/2007 17:30)
tena avy any tokoa ary mahafantatra tsara ny pasitera any
3. Bita ( 29/05/2007 17:37)
k'aza omena tsiny fa ny tena izy misy tokoa ange ireo Pasitera tena avy faikany e fa saronan'ilay akanjo isaky ny alahady na isak'izay eo ambony pilopitra e? aaza manao an'izany e(2x) toko tapaka io, vilany mitongilana fa izay tsy mety no arenina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069