Fifandraisan' ny BA GASY sy ny OPEN TUNING

1. gasywave13 ( 28/05/2007 11:40)
Manatitra ny arahaba, ny havana Malagasy rehetra mpankafy ny GITARA ny tenako.

Araka "ny fandalinana" sy "adi- hevitra" nifanaovana tamin' ny mpankafy ny tendry "BA GASY", dia tsikaritra fa ny fiangaliana "BA GASY AMIN NY GITARA", dia azo avy amin' ny REGLAGE OPEN TUNING daholo... Fa miankina fotsiny amin' ilay firindran' ny hira ny REGLAGE- ny.

Fanazavana tsotsotra :
#ny règlagen' ny GIDRO amin' ny fitendrin' ny maro dia :“accordage standard“ : "Mi-La-Ré-Sol-Si-Mi”
MARIHIKO fa GIDRO, no fomba filazandry zalahy ny GITARA ankehitriny :lol:

#Kanefa kosa, rehefa OPEN TUNING dia ahitana ireto ohatra maro be ireto :

*Le Dropped D : “Ré-La-Ré-Sol-Si-Mi”
(descendre d’un ton le Mi grave en Ré)

*L’open de luth : “Mi-La-Ré-Fa#-Si-Ré”
(descendre la 3ème corde Sol d’un demi-ton afin d’obtenir un Fa#)

*L’open de Ré : “Ré-La-Ré-Fa#-La-Ré”
(descendre d’un ton les 1ère, 2ème et 6ème cordes, puis la 3ème d’un demi-ton pour le Fa#)

*L’open de Sol : “Ré-Sol-Ré-Sol-Si-Ré”
(descendre d’un ton les 1ère, 5ème et 6ème cordes)

*L’open de Do : “Do-Sol-Do-Sol-Do-Mi”
(hausser la 2ème corde d’un demi-ton, les 4ème et 5ème cordes sont baissées d’un ton et la 6ème corde de 2 tons)

Tatitra tsotsotra fotsiny ihany ity e!...

Mazotoa daholo ary e.

8)










novalian'i lapino ny 01/06/2007 14:27
2. sitlo ( 28/05/2007 12:56)
misaotra betsaka,

sao dia misy pejy azo jerena? ;-)
3. gasywave13 ( 28/05/2007 13:12)
Azonao atao ra- sitilo ny mankafy ny "tendy GASY" eto amin' ity pejy vatondro eto ambany ity :

http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1eeng_fihavanandandyny-any-aminay

Mazotoa ralahy 8)
4. Fiffi ( 28/05/2007 14:06)
=D=D=D=D hummmm.....ohatran'mampi-te-hihanatra zany le izy....:)
5. rakaroka ( 28/05/2007 14:28)
Misaotra gasywave13 nizara a.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. gasywave13 ( 28/05/2007 17:27)
Araka ny fanazavan- dry zalahy Bandy Mpitendry Gitara Matihanina,dia azo hitarina hatrany amin' ny style "BLUES" na mety ho style maro be mihitsy aza ity réglage "OPEN TUNING "ity.:D

Tsy voafetra amin' ny BA GASY ihany izany izy io e... :lol:

Ka izay indindra no hasehon- dry zalahy, mpandalina azy manaraka eto, amin' ny alalan' ireto ORONANTSARY ireto :

http://www.youtube.com/bluephil
7. Imahaka ( 28/05/2007 17:29)
o^o
8. Bita ( 29/05/2007 16:28)
Misaotra anao ny firenena fa sady afak'hetaheta no nahafakazy
9. lapino ( 01/06/2007 14:27)
Raha ny tokony ho izy, tokony manamora kokoa ny fitendrena ny fanaovana an'io open tuning io. Kanefa aminay le izy toa manasarotra kle :roll::roll:

Dia iza amin'ireo karazany ireo hono no fampiasa amin'ny ba gasy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7241