Vhv gasy!

21. wooda ( 02/06/2007 01:55)
"Revy samy manana ny azy eh!"

Tsy tadidiko le mihira an'io!
22. wooda ( 02/06/2007 02:00)
"Mandende mahita raha,
Mipetraka an-trano mahita jofo o ..."

Hiran'ny Tianjama indray izany!
23. wooda ( 02/06/2007 02:03)
Aleo revena manja fa samy handalo ihany isika fa tsy tompon-toerana eto @ ambanin'ny lanitra!

Kiss ehhhhhhhhhhhhhhhhh! wéééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
24. wooda ( 02/06/2007 02:17)
salmo1-> hono wa! manana zoky vavy ve ianao? zandry vavy?? na cousine aza! so de misy haiko tsinona :wink:

za ndray de tena bobaka cousin fa vitsy cousine, du coté de mon père! :?

sady zokibe koa za ary bandy daolo koa le zandriko roa
25. karinah ( 02/06/2007 11:06)
wooda:

"Revy samy manana ny azy eh!"

Tsy tadidiko le mihira an'io!
wooda, iza mihira io?:-D

efa hoe samia maka izay tiany ftsn dia izay, in ny tian'i wooda izao?:-P:-P:-P:-D:-D:-D:-D


26. najah ( 02/06/2007 23:07)
karinah> ho hs za androany! ny tiako zao za manoratra zao de glace à l'italienne! :-D
27. karinah ( 03/06/2007 12:42)
najah: :-D izany ve? :-P:-P:lol::-D:-D:-D:-D
28. ikalapeta ( 11/07/2007 14:10)
tess:

jeankely: marina miohintsy izany: matetika ny vehivavy hoe lazaina ratsy ny vazaha no tena be mpitia azy any madà! ary manana ny rariny ilay sipa gasy lazaina fa ratsy tarehy raha fière hoe lasan'ny vazà satria nahoana, tsy kotoan'ny bandy gasy kosany izy ko! tsy hiarahanareo bandy gasy kosany izy koa, tsy lain'ny bandy gasy koasany izy koa
mahalala sipa mihitsy aho tsy mbola niaraka tam bandy gasy fa tsy misy mikoty mitsy satria mainty fiodirana, somary enjambolo, mipetraka ao tanà,
ny bandy mantsy zay tsara sy manitontina ihany no aliany...ka maninona raha alain'ny vazà kosa ry zareo......aleo tsy mifanome tsiny fa misy antony daholo matoa manao anzao sy izao, ary samy manana ny anajrany:wink:
ountsôoooo ry ndesoka isany! :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3789