Vhv gasy!

1. salmo1 ( 25/05/2007 23:01)
Hataoko mifanohitra @ diniky xxx atsy @ resan-dehilahy.

Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D

Mety tsara fanahy angamba.:-*
Manja e^:^=D
Mavitrivitrika lalandava8)
Mahay mampirevy tsara:?

Izaho alou tsy manaiky raha lasany bandy vazaha fotsiny ianareo, de zahay bandy gasy zany ahoana:?: pauvre ny lhl:oops: tena diso fanantenana marina.





novalian'i ikalapeta ny 11/07/2007 14:10
2. karinah ( 26/05/2007 00:56)
:roll::roll:fa fa i salmo angah gasy? euh ny tiko lazaina hoe gasy ara-ttasy??,:-D
3. laracroft ( 26/05/2007 01:34)
ry Salmol koa de efa tsy mahita dinika hosokafana hafa tsy izany foan, gasy é, vazah é,zapone é izao, sssssh makaleo, fataro ny tenanao de hahazo vady izay hirinao enao, zany avy ka hatao mampivadik'ondana isan'andro izao?? Manàna hazon-damosina hozizy i Rush izay:!: 8)8)
4. xxx ( 26/05/2007 02:02)
angaha ny vhv vazaha malemilemy lalandava:?: sssh, tsy ampy fandinihana, ary makaleo koa ty resaka firazanana lava ity :?, tsy misy diska hafa indray angah aany fa tssss
5. salmo1 ( 26/05/2007 10:29)
xxx:
fa fa i salmo angah gasy? euh ny tiko lazaina hoe gasy ara-ttasy??

Izaho misy milaza fa tsy ho vazaha rahoviana:oops:
Misy milaza ihany koa fa tsy malagasy intsony:oops::oops:

De innn zany zah:?: extraterestra ^:^:oops:
6. salmo1 ( 26/05/2007 10:31)
xxx:
angaha ny vhv vazaha malemilemy lalandava:?:

:-D:-D
ti ho deraina ndray i xxx Malgasy marina8)
7. karinah ( 26/05/2007 10:38)
hihihihi!
8. xxx ( 26/05/2007 11:21)
salmo> rhf tsy fantatrao enao hoe inn dia inn nyrà mikorina anatinao ao?? maandreraka, pfff
9. najah ( 26/05/2007 13:04)
salmo1:


Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D

(...)

Izaho alou tsy manaiky raha lasany bandy vazaha fotsiny ianareo, de zahay bandy gasy zany ahoana:?: pauvre ny lhl:oops: tena diso fanantenana marina.








o sy salmo a! aza tonga de manana préjugé be ohatran'io fa ianao ihany no ho harary eo!

Efa lehibe mahay ny tokony hataony ry zareo rehefa majeur! :D
10. xxx ( 26/05/2007 15:22)
salmo ity ilay karazany mampite hanisy sparadrad ny vavany mba hangina, vraiment il dit n'importe quoi !!!!
11. xxx ( 26/05/2007 17:23)
:-o
salmo1:

Hataoko mifanohitra @ diniky xxx atsy @ resan-dehilahy.

Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D

Mety tsara fanahy angamba.:-*
Manja e^:^=D
Mavitrivitrika lalandava8)
Mahay mampirevy tsara:?

Izaho alou tsy manaiky raha lasany bandy vazaha fotsiny ianareo, de zahay bandy gasy zany ahoana:?: pauvre ny lhl:oops: tena diso fanantenana marina.








Mety kosa io dinika napetrak'i Salmo io, fa ianareo kosa, avelao izy mba hilaza ny heviny eeee!!! Fa maninona anareo kosa kay i Salmo, tiens salmo:-*:-*:-* courage!!!!
12. karinah ( 27/05/2007 12:44)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*salmo
13. Jeankely ( 29/05/2007 04:05)
Ny vehivavy Malagasy aloha tena misy lanjany saingy ho an-dry zareo any Asia kosa ohatra ny Indian dia ny vehivavy no mitana ny fomba noho izany ny lehilahy no mahazo miteraka sy manambady etsy sy aroa fa ny vehivay tsy maintsy amin-dreo ihany. Olona efa metisy na vizana no manao fitiavana amin'ny vahiny. Matahotra mafy mihintsy ny Indian raha miresaka amin'ny vahiny ary ireo zakan'ny bandy aza mila mailo fa tapahan-dry zalahy miaraka ny lohany raha azony. koa iza no tena manandanja amin'ireo. Ny natao hitazona ny fomba sa ny mivoatra sy afaka miodina havia sy havanana?
14. salmo1 ( 29/05/2007 14:45)
jeankely:
Ny vehivavy Malagasy aloha tena misy lanjany

Non! non!
Misy anie ny sipa malagasy tena ratsy be mahintsiny e; tsy matehotia @ akampobehany... Haleony vhv gasy hono ny bandy vazaha kokoa no haka azy, fa isika bandy gasy hono tsy manaja vhv:D:-p

De rarahinay bandy gasy inona:?:8)

Vao maika izahay bandy gasy sambatsambatra:lol:
15. Jeankely ( 30/05/2007 06:32)
Tsy ny vehivavy rehetra kosa no tsy tia lehilahy Malagasy eee. Mahita vehivavy maro koa aho tsy tia vazaha ary tsy manaiky zakan'ny vazaha. Samy manana ny antony fa raha ny hita any Madagasikara aloha dia ny vehivavy Malagasy tsy dia ilay tsara tarehy no alain'ny vazaha. Miala tsiny fa resakin'ny rehetra io fa tsy izaho no miseho ho tsara. Nisy nifanontany mihintsy hoe fa jamba ve ireto vazaha lahy ireto sa tsy mahazo no sahala ireny no etiny. Mifona fa resaky ny namana hafa ireo fa mba hampitako fotsiny. Izany akory tsy hoe izy rehetra eeee=))=))
16. salmo1 ( 30/05/2007 12:15)
jeankely: marina io voalazany ingahy io. Ny sipa gasy koa rehefa manjamanja zay... fetsifetsy tahakany manja rehetra e, ôtrany saimbazaha mahintsiny fa efa mba manana ny tsara.

Rehefa sondenda ratsy tarehy hono ny sipa gasy... kizintinjina lalandava, tsy mahita masoandro mihiratra, tsy mba faly @ zay hananany... tena tsy aiko e!:?
Misy mou ny sasany dia laozany manenjika ny sasany fotsiny fa tsy mba hananany zay hatsarany sasany... De miteraka faharotampiaro8)

Ny sipa malagasy manja mbola hafa ihany leisy e. Tsy mba ôtrany lay hitako bdb ato:lol:
17. tess ( 30/05/2007 16:11)
jeankely: marina miohintsy izany: matetika ny vehivavy hoe lazaina ratsy ny vazaha no tena be mpitia azy any madà! ary manana ny rariny ilay sipa gasy lazaina fa ratsy tarehy raha fière hoe lasan'ny vazà satria nahoana, tsy kotoan'ny bandy gasy kosany izy ko! tsy hiarahanareo bandy gasy kosany izy koa, tsy lain'ny bandy gasy koasany izy koa
mahalala sipa mihitsy aho tsy mbola niaraka tam bandy gasy fa tsy misy mikoty mitsy satria mainty fiodirana, somary enjambolo, mipetraka ao tanà,
ny bandy mantsy zay tsara sy manitontina ihany no aliany...ka maninona raha alain'ny vazà kosa ry zareo......aleo tsy mifanome tsiny fa misy antony daholo matoa manao anzao sy izao, ary samy manana ny anajrany:wink:
18. kelly13 ( 30/05/2007 17:55)
Rehefa sondenda ratsy tarehy hono ny sipa gasy... kizintinjina lalandava, tsy mahita masoandro mihiratra, tsy mba faly @ zay hananany... tena tsy aiko e!
soa fa nasinao oe "hono" sinon efa notsipahako indray le resaka oe kizitinjitina etc... io! na izany aza mitsara ivelany oa fa na sondenda (sahala amiko) aza tsy hainao ze ao ampony ao! nenao toa ny physique no mahamatimaty anao :°)
19. tess ( 30/05/2007 18:38)
:-D:-D:-D


tsy ny hatsaràna ivelany marina no jerena fa ny beauté ao anatiny ry salmo a!

na sondenda izy na ratsy na manao ahoana tsy midika fa ratsy fanahy na ratsy ny a ampony ao!

jeankely: tsy hoe tsy mahita ny vazà ka maka ani'lay lazainareo fa ratsy tarehy ireny.....fa aminao ireny sipa ireny ratsy fa amin'ny vazaha tsara dia tsara, samy manana ny fijeriny ooo!;-)
ka aza mikoraika raha tsy mba nanambady gasy izy satria tsy misy mpitia aleo alain'ny vazàha any....tsara loatra!
20. karinah ( 01/06/2007 15:25)
mampme kou nareo ,:°)otran'zao ny hitako matetika:°), ny lavalava orona mitady petapetaka ny petaka mitady lava. Amen^:^:-D:-D:-D:-D, ankapobeany io ah, fa misy koa anefa tsy mijery frontiera:wink:, de zao, samy manana ny tsara @ fotsony de izay!:D:-*dol:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2642