Pentekosta/Alatsinain'ny Pentekosta.

41. pissoa ( 30/05/2007 00:18)
:-D:-D:-D

Kay ve e ! Ka za mba mangala-tahaka ny mpampianatra malaza Niryna koa ! Diso njay ve za kle :oops::-D:-D:-D
42. boubounezy ( 30/05/2007 11:53)
[quote=xxx]
ianao milaza ho mpiandry ve dia tsy ahafantatra an'izany?ianao mijoro vavolombelona etsy sy eroa ve dia tsy mahafantatra an'izany?



ka manotany vé madiso ry ra xxx na oé mpiandry na inn?
43. boubounezy ( 30/05/2007 11:58)
niryna:

[quote=pissoa]
Ary hono hoa : mba hanao HS ato amin'ny resaky ny namana mpanao HS aho :oops::oops::oops:

Aiza ho aiza ao amin'ny Baiboly kay no misy soratra hoe "asio signature (l)niryna" ny soratry i Niryna eto amin'ny forum ... Mba tena nitady mafy aho rey olona fa dia tsy nahita mihitsy a ! Manontany aho mantsy fa i Niryna manompo sampy ! Izy tsinn manisy an'io signature keliny io nefa io tsy ao anaty Baiboly akory ! Marina e ... :cry::cry::cry:

Tiava ny namanao no tiako tenenina raha tianao.Io fa mivoana indray ilay sujet=))=))=))
ka malahelo mitovy ilay namanao iray koa izany ianao fa tiava ny namanao,tiava ny fahavalonao,tiava ny rehetra?

eto kia ry niryna dé zao manova sujet zao fona ny ataondry zareo eto refa tsy tiny ny sujet soratandry eto ary refa tsy maita avaly kou zareo dé anaovany tambamé mintsy nefa ndry mijoro @ hevitrindry fona na HS io na tsy d zao.


44. pissoa ( 30/05/2007 16:58)
eto kia ry niryna dé zao manova sujet zao fona ny ataondry zareo eto refa tsy tiny ny sujet soratandry eto ary refa tsy maita avaly kou zareo dé anaovany tambamé mintsy nefa ndry mijoro @ hevitrindry fona na HS io na tsy d zao.

:-D:-D:-D:-D:-D

mba mangala-tahaka an'i Niryna in-1 mande fotsiny nge za ry boubounezy e ! i Niryna mantsy dia tena mpanao an'io voalazanao io tokoa rehefa miresaka eto dia tiko ho tsapa hoe milay nga le izy no tiny de tiny tokoa :-P:-D:-D:-D
45. ikaretsaka ( 31/05/2007 06:01)
samy tsy ao anaty baiboly aby izao ataonareo izoa anaka!
ny ao anaty baiboly dia hoe "mifankatiava":°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1658