Pentekosta/Alatsinain'ny Pentekosta.

21. xxx ( 25/05/2007 16:09)

Niryna:
Tsy manova ny sujet apetraka aho akory fa mba te hanontany ilay nametraka ny sujet kosa:

1- Izay ao anatin'ny Baiboly ihany ve no izy sy azo ekena?

2- Ny Baiboly ve no fototry ny finoana sy maha Kristiana sa Kristy?

3- Ianao milaza fa tsy ao anaty baiboly io alatsinain'ny pantekoty io, ary olona mpankahala sy tsy mpino no mankalaza an'io, nefa ahoana ianao no mbola mankalaza ny Noely, na krismasy. Sa koa ianao tsy mankalaza an'io? Fetin'ny mpanompo sampy koa io, fa mandehana mba vakio kely ny tantara.

4- Tsy voalaza ao anaty baiboly koa ny resaka ordinatera ampiasainao io. I Jesoa dia tsy niteny mihitsy hoe mampiasa ordi rehefa hitory ianareo. Izy aza nilaza fa aza mitondra kitapom-bola na zavatra hafa... fa tehina sy inona koa angaha izay,no ento. Aiza amin'izany ny resaka ordi? Dia moa ve mba fantatrao hoe iza no namorona io ordi ampiasainao io? Raha fantatrao ilay olona nahoana no mbola ampiasainao ihany io ordi io?

Mandeha araka ny Fanahy Masina ary mandiniha miaraka aminy.
Ho aminao hatrany anie ny Tompo

Miandry valiny azafady
22. ikaretsaka ( 25/05/2007 16:15)
Fanamarihana kely koa:
ny hoe pantekosta dia "dimampolo" no dikany @ teny grika!
23. pissoa ( 25/05/2007 16:33)
Niryna:

Tiava ny namanao no tiako tenenina raha tianao.Io fa mivoana indray ilay sujet=))=))=))
ka malahelo mitovy ilay namanao iray koa izany ianao fa tiava ny namanao,tiava ny fahavalonao,tiava ny rehetra?

I(l)you pissou.:*:* Ba mamikely ho andry(l)(l)(l)

Hay ve izay ny tinao tenenina amin'io e ! Fa mbola tsy mamaly ny fanontaniko ... toa tsisy oa ao anaty Baiboly hoe asio an'io signature io :cry::cry::cry:

Niryna:
Io fa mivoana indray ilay sujet

Hay ve fantatrao fa tsy mety raha mivoana ny sujet e ! :-D:-D:-D:-D:-D


PS : Efa hoe Pissoa hoa ny anarako fa tsy Pissou. In-2 zay. Raha mbola miverina io dia ataoko red size 42 :oops::oops::oops:
24. xxx ( 25/05/2007 18:09)
Pissoa:
Raha mbola miverina io dia ataoko red size 42

Inona izany?
25. pissoa ( 25/05/2007 18:36)
xxx, miala tsiny raha tsy nazava :oops::oops::oops:

[size=14]otran'ito soratra ito zany fa ngôza kokoa fotsiny[/size] :-D:-D:-D

hi hi ! efa nahitsiko i Niryna tsinn hoe Pissoa za fa tsy Pissou ! Misy namana hoe Pissou ato de manjary mifangaro :P
26. xxx ( 26/05/2007 11:02)
nyrna:
[size=20px]pissoa hoe izany pissoa fa tsy pissou[/size]

nyrina ihany: Mba valio le fanontaniako e. Miandry anao!
Niryna:
Tsy manova ny sujet apetraka aho akory fa mba te hanontany ilay nametraka ny sujet kosa:

1- Izay ao anatin'ny Baiboly ihany ve no izy sy azo ekena?

2- Ny Baiboly ve no fototry ny finoana sy maha Kristiana sa Kristy?

3- Ianao milaza fa tsy ao anaty baiboly io alatsinain'ny pantekoty io, ary olona mpankahala sy tsy mpino no mankalaza an'io, nefa ahoana ianao no mbola mankalaza ny Noely, na krismasy. Sa koa ianao tsy mankalaza an'io? Fetin'ny mpanompo sampy koa io, fa mandehana mba vakio kely ny tantara.

4- Tsy voalaza ao anaty baiboly koa ny resaka ordinatera ampiasainao io. I Jesoa dia tsy niteny mihitsy hoe mampiasa ordi rehefa hitory ianareo. Izy aza nilaza fa aza mitondra kitapom-bola na zavatra hafa... fa tehina sy inona koa angaha izay,no ento. Aiza amin'izany ny resaka ordi? Dia moa ve mba fantatrao hoe iza no namorona io ordi ampiasainao io? Raha fantatrao ilay olona nahoana no mbola ampiasainao ihany io ordi io?

Mandeha araka ny Fanahy Masina ary mandiniha miaraka aminy.
Ho aminao hatrany anie ny Tompo

Miandry valiny azafady

Pissoa: misaotra e!
27. xxx ( 26/05/2007 11:09)
hatraty io miandry valiny io
28. ikaretsaka ( 26/05/2007 13:55)
andehanan'i niryna @ kitapo sy tehina eo tokoa fa
29. niryna ( 29/05/2007 00:14)
prime:


"[Ny amin'ny andro firavoravoana telo, dia ny Paska sy ny Pentekosta ary ny Tabernakely] Tandremo ny volana Abiba, ka ataovy ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrao fa tamin'ny volana Abiba no nitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny alina." Deotoronomia 16:1

Prime>misaotra nanazava:D


"[Ny nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon'i Petera tamin'izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra." Asan'ny Apostoly 2:1
Io ilay resaka miteny amin'ny fiteny maro,fiteny avy any an-danitra,fiteny amin'ny teny tsy fantatra e(speaking tongues)?:roll:
Io izany misy ilay valiny ho an'ireo izay nanontany ahy.1kor 12 :10-11 ary ny anankiray ny maminany,ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa,[u]ny anankiray ny miteny amin'ny fiteny samy hafa tsy fantatra,ary ny anankiray ny mandika ny teny tsy fantatra.Ireo rehetra ireo dia asan'ny Fanahy iray,zarazaraina ho an'ny rehetra araka ny sitrapony.
prime:

Mikasika ny alatsinainy dia tsara ny katôlika tokoa no manome fanazavàna misimisy satria lasa "traditions" mihitsy io rehefa voapetraka ny mahaizy azy ny paska sy pentekosta kristiana izay hafa raha oharina amin'ny paska sy pentekosta jiosy...

Ny aty aminay mantsy tsy mba mankalaza ireo andro roa alatsinainy ireo.
30. niryna ( 29/05/2007 00:17)
xxx:

Aza afangaro aloha hoe : PAka jiosy sa Paka kristianina, ary Pentecote jiosy sa Pentecote kristianina.
Zavatra samy hafa be ireo ka tokony apetraky ny mpamorona sujet tsara ny vala-pamaritana.


Ahoana indray izany ry xxx:roll:
Ny hafatr'i Jesosy nanambara ny hilatsahan'ny Fanahy Masina no tiako ho fantatra mikasika ilay pentekosta ka
31. niryna ( 29/05/2007 00:25)
Imahaka:

Ny nidinan'ny Fanahy Masina. Tsy hisy hatoriana indray amin'io ny Pentekotista ao atsimon-trano ao!

=))=)) fa ahoana kayo^o^:^^:^
Imahaka:

Sady ilay lundi de pent ange ny fahitako azy toa tsy misy manao fety sy hoe ankalazaina izany fa mitsangatsangana e!

Misaotra e.toy ny fankalazana ny fety rehetra izany e!Ny aty aminay tsy manao an'io.Alatsinain'ny paska na pentekosta io.Ny Alahady kosa dia feno hipoka ny fiangonana toy ny krismasy.Mino aho fa saika hatraizatraiza io.:°)



32. niryna ( 29/05/2007 00:54)
xxx:

Niryna:
Tsy manova ny sujet apetraka aho akory fa mba te hanontany ilay nametraka ny sujet kosa:

Tsy misy tsiny ka:D.Mahafinaritra ahy sy fahafinaretako ny mifampianatra sy mitory ny filazan-tsara,araka izay kely mba fantatro sy nomen'ny Tompo ahy.:°)

1- Izay ao anatin'ny Baiboly ihany ve no izy sy azo ekena?

Bjr xxx,mi-pardon aho fa izay vao afaka namaly.Miala tsiny e.:*
Miankina izay fanontaniana hapetraka io.

2- Ny Baiboly ve no fototry ny finoana sy maha Kristiana sa Kristy?

Inona aloha aminao ny atao hoe Ny baiboly?
Ny Baiboly dia manambara ny Tenin'Atra izay manambara amintsika ao amin'ny Jaona 1:4 [i]Ary tamy voalohany ny Teny,ary ny Teny tao amin'ATra,ary ny Teny dia Atra.Ka ny Baiboly izany dia Tenin'Atra,izay manambara ny niandohan'izao tontolo izao sy ny fiafarany.Teny izay nomen'Atra ho antsika mba arahina,mba ahafahana manaraka sy manao ny didiny,ny fahafantarana izany no mahatonga antsika hibebaka sy hifona aminy amin'ny ratsy rehetra natao,ny fahafantarana azy ihany koa no ahatonga antsika ho voaveloka ny helontsika.
Baiboly=Tenin'Atra=miteny,miresaka amintsika Atra avy amin'ny alalan'ny Baiboly .Isika mamaky ny Baiboly kosa indray dia miresaka amin'Atra,toy isika mivavaka dia miresaka amin'Atra.:D
Izay no fahafantarako azy.Raha misy hafa moa afaka hanampy dia raisina an-tanan-droa izy.

3- Ianao milaza fa tsy ao anaty baiboly io alatsinain'ny pantekoty io, ary olona mpankahala sy tsy mpino no mankalaza an'io, nefa ahoana ianao no mbola mankalaza ny Noely, na krismasy.

Fanontaniana no napetrako fa vereno kely ilay sujet raha tsy mahadiso:lol:

Sa koa ianao tsy mankalaza an'io? Fetin'ny mpanompo sampy koa io, fa mandehana mba vakio kely ny tantara.]/quote]
Aleo angamba izay mpanompo sampy hamaly izany fa tsy aiko indray ny amin'izany8-)
[quote]
4- Tsy voalaza ao anaty baiboly koa ny resaka ordinatera ampiasainao io.

Izaho kosa aloha dia anisany faly nisy ny ordinater fa afaka mandalina sy mahita ny fandaharana fivavahana maro aho ,afaka mandanjalanja sy mijery ny fivavahana hafa,anjarako no mandray sy tsy mandray an'io.Fisaoko lehibe io satria io no atao hoe fivoharana.Mety ho diso hevitra aho raha tsy mijery ny zava-misy.Fitaovana iray lehibe hanamparitahana ny
tenin'ny Tompo io.Porofo ny fisian'ny sera2.Hisaorako manokana izay namorona an'io fa nataon'Atra fitaovana izy mba hanaparitahana ny fitoriana ny filazan-tsara erak'izao tontolo izao tsy ho antsika irery ihany fa ho an'ny rehetra.Jereo amin'izany ny fitiavan'ny Tompo ho antsika.^:^

Mandeha araka ny Fanahy Masina ary mandiniha miaraka aminy.
Ho aminao hatrany anie ny Tompo
Miandry valiny azafady

Misaotra anao nanome tso-drano.Andriamanitry ny fiadanana anie hanome hery anao.Mivavaha mandrakariva mba omeny ny herin'ny Fanahy Masina hitaridalana antsika.:°)
33. niryna ( 29/05/2007 01:02)
xxx:

Dia inona no fahotàna ry niryna raha manao fety ? Raha mahatsiaro fa nilatsahan'ny fanahy masina ?

Vakio aloha ny fanontaniako xxx a,tsy niteny resaka fahotana aho ka:wink:
xxx:

Raha tsy fetim-piangonana koa ve dia tsy tokony hankalazaina, ny anniversaire nay ve izany dia tsy mba hatao fety

Mahazo manao fety ianao ka fa sitraponao sy vola mivoaka any am-paosinao io ka,tsy misy hidirako.Hafa ny fanontaniako.Vereno jereo ilay izy:°)
xxx:

ny lundi de pentecote anie tsy fetim-piangonana e, mba chomé hanaovana repos fotsiny fa tsy nisy nilaza hoe fetim-piangonana

Misaotra betsaka anao aho xxx 8),io no fanontaniako ary efa nomenao ahy ny valiny.Oopps ,tsy voatery hiverina any amin'ny sujet intsony kay ianao ka:D
34. niryna ( 29/05/2007 05:14)
pissoa:


PS : Efa hoe Pissoa hoa ny anarako fa tsy Pissou. In-2 zay. Raha mbola miverina io dia ataoko red size 42 :oops::oops::oops:

:roll::roll:=))=))
Izany ve dia ataonao ahatezitra?Miala tsiny ary fa maro ihany ny olona mifandiso manoratra ny anaranako eto,tsy mba mampaninona ahy aloha e.Fantatro ihany ny tiany ho tenenina.Ny fanaovanao ny mena na maitsy tsy ampiova ny fitiavako anao ry PISSOA Marina io sa diso indray.Toa tahakan'ny hasiaka be ianao izany raha mampianatra :roll:Tsy maintsy manao ny marina foana ny mpianatra fa tsy mahazo manao fahadisoana mihitsy.Ahoana isika fahiny nianatara nandeha?impiry nianjera?Impiry nampianarina nihinambary ?Nanao ny rehetra?Ny rar ve mba reraka?:*:* ho anao.
PISSOA ,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA

Impiry aho Tompo o no tokony hamela ny rahalahiko?in-7 ve ?
Tsia, hoy ny Tompo in 7x70=490.Sao diso ny kajiko ry Pissoa.Mifona, mivalo,tsy anin-telo fa hiezaka aho,sa hoe aza mamaly ahy intsony ? Raha anarana diso dia ahatezitra anao dia tsy fantatro izay tena mahatezitra anao amiko.Ilay fo-keliko aza moa tsy tianao fa manome fahasorenana anao koa.;-)
35. xxx ( 29/05/2007 08:09)
niryna >>> fantatra anie ny tianao hahatongavana @ ilay fanontanianao e
36. xxx ( 29/05/2007 13:02)
Bjr xxx,mi-pardon aho fa izay vao afaka namaly.Miala tsiny e.
Miankina izay fanontaniana hapetraka io.

Raha izay àry no izy nahoana no manontany lava izao ianao hoe: aiza ao anaty baiboly izany?
Ny dikan'izany amiko dia misy zavatra tsy voalaza ao anaty Baiboly nefa tsy manohitra ny Baiboly velively fa vao maika aza manampy azy.
Izay no fahafantarako azy.

Izay no fahafataranao azy hoy ianao raha niresaka momba ny baiboly ianao. Ny fahafataranao azy ve no ilaina sa izay tena nampitain'i Kristy? Amiko dia fitaovana ny Baiboly, araka izay anarany izay, izay midika hoe: boky maromaro. Ilay logos na teny izay ambaranao kosa izay hita ao amin'ny evanjely nosoratan'i Joany, dia manondro Olona izay tsy iza fa i Kristy. Izy no tenin'Andriamanitra. Izy no tena fototry ny finoana fa tsy Baiboly akory. Tsarovy izay nampianarin'i Md Paoly hoe: raha tsy nitsangana tamin'ny maty i Kristy dia foana ny torin-teninay. Izy tsy niteny hoe: raha tsy nisy ny baiboly dia foana ny torin-teninay.
Marina koa fa tsy miova Andriamanitra, saingy tsy midika izany fa tsy mihetsika izy. Mbola miteny izy hatramin'izao, fa tsy hoe izay voasoratra ihany akory no izy.
Fanontaniana no napetrako fa vereno kely ilay sujet raha tsy mahadiso

Ka fanontaniana koa no apetrako ho valiny satria fantatro fa aminao izay olona mankalaza ny lundi de pentecote dia mpankahala sy mpanompo sampy. Ianao ihany no milaza an'io, io ambony io.
Izaho kosa aloha dia anisany faly nisy ny ordinater fa afaka mandalina sy mahita ny fandaharana fivavahana maro aho ,afaka mandanjalanja sy mijery ny fivavahana hafa,anjarako no mandray sy tsy mandray an'io.Fisaoko lehibe io satria io no atao hoe fivoharana.Mety ho diso hevitra aho raha tsy mijery ny zava-misy.Fitaovana iray lehibe hanamparitahana ny
tenin'ny Tompo io.Porofo ny fisian'ny sera2.Hisaorako manokana izay namorona an'io fa nataon'Atra fitaovana izy mba hanaparitahana ny fitoriana ny filazan-tsara erak'izao tontolo izao tsy ho antsika irery ihany fa ho an'ny rehetra.Jereo amin'izany ny fitiavan'ny Tompo ho antsika.

Ianao dia tonga amin'ilay tantara marina nolazain'Ikaretsaka mihitsy. Miala tsiny. Ny olona tarihanao tsy hanao sy tsy hilaza afatsy izay ao anaty baiboly ihany nefa ianao manao zavatra tsy voasoratra ao, ary mfanohitra mihitsy aza indraindray

Misaotra anao. Andriamanitry ny fiadanana anie hanome hery anao.Mivavaka mandrakariva ho anao aho mba omeny ny herin'ny Fanahy Masina hitaridalana anao hatrany izy, ary hampianatra anao handray ny tenin'Andriamanitra toa an'i Masina Maria, ka ho tonga nofo ao aminao izany teny izany. Amen
37. pissoa ( 29/05/2007 17:45)
niryna:

:roll::roll:=))=))
Izany ve dia ataonao ahatezitra?Miala tsiny ary fa maro ihany ny olona mifandiso manoratra ny anaranako eto,tsy mba mampaninona ahy aloha e.Fantatro ihany ny tiany ho tenenina.Ny fanaovanao ny mena na maitsy tsy ampiova ny fitiavako anao ry PISSOA Marina io sa diso indray.Toa tahakan'ny hasiaka be ianao izany [raha mampianatra :roll:Tsy maintsy manao ny marina foana ny mpianatra fa tsy mahazo manao fahadisoana mihitsy.Ahoana isika fahiny nianatara nandeha?impiry nianjera?Impiry nampianarina nihinambary ?Nanao ny rehetra?Ny rar ve mba reraka?:*:* ho anao.
PISSOA ,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA,PISSOA

Misy tezitra angaha eo ry Niryna ?! Ary sao tsy hitanao ilay tohiny, misy olona atao hoe Pissou ato ka manjary mifangaro. Isika anie na ps aza no hifaneraserana eto dia olona samy manana ny mahaizy azy e, indrindra finoana no resahina ! Raha resaka diso fanoratra hafa, fa rehefa tsy fahafantarana na tsy firaharahiana kosa [tsy firaharahina satria ny A sy ny U dia somary mifanalavitra ihany amin'ny keyboard ka tsy tokony hifamadika] dia hafa !

Masiaka ve zah raha mampianatra : miresaka no tena hainao fa ankoatra izay dia eeeee ! Izaho anie mampianatra amin'izao e, nefa toa tsy masiaka :wink::-D + Izaho aza mba miteny tsotra aminao fa tsy manao sermon lavareny koa :-D:-D:-D

Impiry aho Tompo o no tokony hamela ny rahalahiko?in-7 ve ?
Tsia, hoy ny Tompo in 7x70=490.Sao diso ny kajiko ry Pissoa.Mifona, mivalo,tsy anin-telo fa hiezaka aho,sa hoe aza mamaly ahy intsony ? Raha anarana diso dia ahatezitra anao dia tsy fantatro izay tena mahatezitra anao amiko.Ilay fo-keliko aza moa tsy tianao fa manome fahasorenana anao koa.;-)

Hi hi hi ! Manome fahasorenana ahy ve ilay fo kely ? Tsy dia tsia, manontany andalan-tsotra ao amin'ny Baiboly fotsiny aho fa tsy sorena akory sanatria. Lasa mantsy ny saiko fa rehefa ny hafa no manao zavatra tsy voasoratra ao amin'ny baiboly dia maika ery ianao milaza hoe manompo sampy ! Nefa ianao io toa tsy voasoratra ao dia ataonao ihany ... :-D:-D:-D

Ny resaka mamela in-490, dia mino aho fa efa mihoatra ny in-490x7 ianao (fa tsy in-490 fotsiny) no diso teo teto amin'ny fanevatevana ny zavatra inoako sy ny olona mitovy finoana amiko ! Ka mbola tokony hamela aho sa tsia ?! Saingy tsy mitana alahelo aminao amizany mihitsy aho fa samy nomena coco isika ka afaka mino izay tiany inoana ! tsy manelingelina ahy rahateo ny resakao sy ny fomba firesakao eto fa mi-amuser ahy :-D:-D:-D
38. Zina ( 30/05/2007 00:02)
:-w:-w
39. pissoa ( 30/05/2007 00:09)
Ao anaty baiboly nga io anontaniko io ry Zina ? :-P:-D:-D:-D
40. Zina ( 30/05/2007 00:10)
ny fihetsikao no mampanao ahy :-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096