démenagement

1. ari.malala
(
24/05/2007 13:36)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra,
Naika hanotany hoa za azafady hoe refa manao déménagement ve d manana droit na andro tsy iasana nefa tsy miala @ congé? dia firy andro ilay izy? Dia manatena valiny sayd misaotra mialoha e! Mazotoa daolo ô!
Naika hanotany hoa za azafady hoe refa manao déménagement ve d manana droit na andro tsy iasana nefa tsy miala @ congé? dia firy andro ilay izy? Dia manatena valiny sayd misaotra mialoha e! Mazotoa daolo ô!
novalian'i naritsimba ny 25/05/2007 07:02

2. Fiffi
(
24/05/2007 14:06)
heu...io akia ari. de miankina am comité d'entreprise hiany an ! tsy aiko aloha ny any am-piasandry...fa samy manana ny azy tsinona ny tsirairay....

3. xxx
(
24/05/2007 14:54)
tsy manana. Afaka manao déménagement rehefa week end. Nefa raha tsy maintsy hoe andavan'andro dia maka congé ianao.

4. heribe
(
24/05/2007 15:51)
tokony anana roa andro ianao anaovana demenagement raha tokony ho izy azonao angatahiny io ,tsy miala @ conge io à

5. naritsimba
(
25/05/2007 05:28)
miarahaba an'i ari.malala>>> Ny zo ananana raha toa ka hifindra trano dia miankina @ fifanarahana iombonana na "Convention collective" ao @ orinasa iasanao, raha toa ka tsy misy io dia mangataha tsotra fotsiny @ mpampiasa.

6. naritsimba
(
25/05/2007 07:02)
Ny anay izao dia mahazo 2jour, fa io kosa tafiditra ao anatin'ny permission - de 10jours/an, ka raha vao feno ny 10 jours dia tsy mahazo intsony, izany hoe 10 jours tsy miala congé.