Ahoana no hamantarana ny SANDOKA sy ny TENA IZY?
21. andry44
(
28/05/2007 10:02)
Hoy i Pissoa:
Ary raha tsy diso aho dia mitory an'i Jesoa + Evanjely sns ny mission an'ny Kristianina ! Fa tsy manao demineurs hoe "Click : tsy sandoka ... Click : tsy sandoka ... Click : Sandoka "
Marina de marina io ary io ary no hataon'i Kristy refa eo @ fitsarana:lol::roll:
Iza no sandoka iza no ahy ,hoy Izy!!!!:lol: "Avia ianareo zay nptahin'ny Raiko!!"
Ny marina de izao:sarotra be ho an'ny olona voky ny hahafantatra ny hanohanan'ny sasany!!
Zany hoe:raha sandoka ny olona iray de tsy afaka hahalala mihitsy izy hoe sandoka anie ty zà ty,ary tsy hihezaka ny hahafantra ny tena marina koa izy!!
Hoy ny tenin'Atra:"Fantaro ny zavatra rehetra ka azony mafy zay tsara!!
Mila mamatatra,zany hoe mianatra,zay vao mahalala iza no sandoka iza no tena izy!!

22. tsiafoi1
(
31/05/2007 08:06)
xxx : Toe-javatra roa ihany no mitranga eto an-tany (Marina sy ny diso, ny lahy sy ny vavy, ny mety sy ny tsy mety, ny velona sy maty, ny sandoka sy ny tena izy...), de ilaina ny mahay manavaka azy roa ireo ts11 avy fa tsy mampisafotofoto izany. Fahendrena lalina izany :"Fantaro ny zavatra rehetra ka azony mafy tokoa izay tsara!!
Fa na ny Tompo Jesoa aza raha ho avy eny an-drahon'ny lanitra, dia hanavaka ny ondry amin'ny osy izy.
Ilaina ny mahay manavaka ny SANDOKA sy ny TENA IZY

23. soanja
(
31/05/2007 14:12)
tsiafoi1:
Toy ny vola sandoka ihany zavatra kely monja no tsy mampitovy azy amin'ny vola tena izy.
Raha amin'ny lafiny finoana, Inona no mety kokoa mamantatra ny mariky ny Tena izy ve za mamantatra ny sandoka ?
Hozy izay filozofy iray izay hoe:
" Ny zavabitany no itsarana ny fahamarinan'ny olona iray fa tsy ny resany." Plato.
Koa aza dia variana loatra mihaino sy mandalina izay volazan'ny olona iray fa raha te hahafantatra azy bebe kokoa sy hamantatra na marina izy na sandoka dia ny zavabitany ihany.
25. prime
(
06/06/2007 10:49)
tsiafoi1> Ny fampianaran'i Kristy dia mazava mikasika an'io r'ise a... ny famantarana ny fanahy izy sy tsy izy dia mbola fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra fa tsy ny olona rehetra no mahay izany... fa raha tsy izany dia izay fenitra olombelona izay tsy sitrak'Andrimanitra no entina itsaratsaràna olona...
Ny fampianaran'i Kristy dia mampianatra tsara fa ny sandoka na ny oharina amin'ny hoe tsimparifary dia tsy sitrak'Andriamanitra na ny hanongotra azy aza... ny antony dia satria Izy ilay tena mpamboatra marina manana izay asany tiany anamboarana ny tsirairay, eny fa na izay mialaza ho efa tena mijoro amin'ny finoana aza... araka ny voasoratra hoe :
"Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin'ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika;" Lioka 13:8
Ny ambaranao dia ny hiseho amin'ny andro ihavian'i Kristy, dia aleo Izy Kristy no hanondro hoe iza ireo sandoka sy tsimparifary ireo fa tsy mahasoa loatra ny ifampitsaratsaràna eto hoe, iretsy sandoka satria, ireroa sandoka satria... ka hanamarin-tena eto no ihafaràna...
Toy izao no voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"24 Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;25 fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin'ny vary, dia lasa nandeha.26 Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy:28 Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?29 Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.30 Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin'ny fararano; ary amin'ny fararano dia holazaiko amin'ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary, ka ataovy amboarany mba hodorana; fa ny vary dia taomy ho any an-tsompitro." Matio 13:24-30