Taratasin'ny eveka
41. xxx
(
25/05/2007 07:54)
Mandefitra:
4 - Nanaitra ny besinimaro ary nanohina sy nandratra ny kristianina katôlika manerana an’i Madagasikara ny fomba nandroahana an’i Mompera Sylvain Urfer.
- Moa va tsy olon-dratsy
1/Amiko raha Krisitianina,tsy tokony ho gaga raha voaenjika sy halan' izao tontolo zao, satria tsy naman' izao tontolo izao.
2/Efa 30 taona Mompera no teto, tsy efa ampy ve raha asa misiona no natao? "Divay vaovao anaty siny hoditra vaovao" ... mba olom-baovao ndray angatahina @ Tompo raha ilaina mba hisian'ny fanavaozam-panahy sa ahoana?
Misaotra
sao dia lasa "vato atsindry ahazana" hoy ny Ntaolo . Ario @ izay fa efa tsy misy ilàna azy intsony ?
42. Mandefitra
(
25/05/2007 08:51)
sao dia lasa "vato atsindry ahazana" hoy ny Ntaolo . Ario @ izay fa efa tsy misy ilàna azy intsony ?
ianareo ihany no mahalala na mbola ilaina izy na tsia ka... fa efa lasa mo izy ka akory atao? Nga lany olo-manga ny fiangonana?
Jereo sahady io lahatsoratra navoakan i Fifi io ... vetivety ny sasany de mampitsiry hevitra fivakisana vetivety eo (zay mo ny mpanao gazety any amintsika)...
Ka ny ahy ny soso-kevitro de hoe raha mbola azo halamina de alamino e ... tsisy tombontsoan'ny fanjakana hiady @ fiangonana, ary tsy hisy tombotsoan'ny fiangonana hihataka tsy hiara-miasa @ fanjakana.
43. xxx
(
25/05/2007 09:15)
Mandefitra >>> nahay nifidy anarana mihintsy ianao nifidy ny pseudo anao
tsy ny hoe ny tsy hisian'ny olana akory no tanjona, na ny hisian'ny olana, fa raha toa ka "faux calme" dia mety hivoaka eo ny tempête avy eo. Ny tiako lazaina hoe raha saronana ao ny ahiahin'ny fiangonana dia mety ho pbm kokoa any aoriana

46. Imahaka
(
25/05/2007 09:36)
xxx> tsy ianao io ka
Ny ahy tsy ny ps-ko no tiako afenina fa ilay nosoratako mihitsy. Efa nosoratako ny hevitro fa avy eo aho nisafidy xxx, ny admi ihany mahita azy :P8)
Ny ahy tsy ny ps-ko no tiako afenina fa ilay nosoratako mihitsy. Efa nosoratako ny hevitro fa avy eo aho nisafidy xxx, ny admi ihany mahita azy :P8)
48. prime
(
25/05/2007 11:01)
salut:... Oadray, bdb r'ise a...
prime: le andiny fahafito lazainao fa efa misy mba lazao kely hoe ho hita eto.
Manomboka any amin'ny ngeza indrindra, "privatisé" par lot io ny JIRAMA, dia iza no mamatsy sy mitrandraka ny jiro sy rano amin'ny faritra 8(régions 8) tsy ny privés sa tsy fantatrao izany? ohatra roa ihany tena efa miasa ankehitriny no omeko anao dia alalino ireo mikasika io hoe iza no miaraka amin'ny ADER manao ny commune Mangamila sy Akadinondry Sakay...?
privatisé io ny transport aérien, ("open sky" policy) dia manontany anao aho hoe fa iza no mi-assuré ny voies de dessertes rehetra amin'ny faritra tsy rentable amin'ny MD intsony tsy ny privés? alalino ny compagnies mitatitra amin'ny faritra toa an'ny Soalala sy Befandriana avaratra izay ny lalana dia oa voalana isan-taona ihany no misokatra...
51. Zina
(
25/05/2007 13:21)
oy i mandefitra.
Tena marina mihitsy izany lesy a:wink:
Ny fandeferana mahamokatra zavatra tsara be dia be ao @ fianantsika
Mandefitra:wink:
Amiko raha Krisitianina,tsy tokony ho gaga raha voaenjika sy halan' izao tontolo zao, satria tsy naman' izao tontolo izao.
Tena marina mihitsy izany lesy a:wink:
xxx [ Valio ] 25-05-2007 11:15:35
Lohateny : Re : Taratasin'ny eveka
Mandefitra >>> nahay nifidy anarana mihintsy ianao nifidy ny pseudo anao
Ny fandeferana mahamokatra zavatra tsara be dia be ao @ fianantsika
Mandefitra:wink:
52. ikaretsaka
(
25/05/2007 13:50)
mandefitra> tsy naman'izao tontolo izao ny kristianina, fa na izany aza dia manaiky kosa fa mbola mivelona eto @ izao tontolo izao! ary adidiny ny miara miaina @ izao tontolo izao!
53. marozevo
(
28/05/2007 22:50)
Voalohany dia misaotra an'ikaretsaka nanao copie an'io taratasy io. Mazava tsara izy eto, na dia efa hita any amin'ny gazety samihafa any aza.
Sonwin .... dasy .... > : Dia izay eh... IO efa mazava io ny voalaza. Ao ve misy teny na iray aza manao hoe "avereno i Sylvain URFER"? Tadiavo kely dia lazao aho raha sendra diso famaky.
Raha fintinina amin'ny teny tsotra ny hetahetan'ny Fiangonana, asehon'ny Eveka eto dia izao : "Tsy manohitra be fahatany ny fandroahana an'i Père Sylvain akory ny Fiangonana, fa mangataka fanazavana marina ny amin'ny antony nandroahana azy". Tsy misy resaka fihantsiana, na chantage na inona koa...
Dia io fa mitranga indray ilay aretina. Tsy mamaky tsara akory dia mitsikera.

54. prime
(
06/06/2007 10:18)
marozevo> Tsy ilay taratasy no tsy mazava fa ny antony nanaovana azy... ary misy andininy efa azo ambara ho tsy mitombina (andininy fahafito)... fa ny tena olana dia ny teny famaranana izay toa manana endrika fampitandremana... ka azo itarina hoe raha tsy mandray an'io ny fitondràna dia ahoana indray no hataon'ny eglizy katôlika? nefa aoka tsy ho adino fa na iza na iza fiangonana miorina eto Dago dia mbola fehezin'ny lalam-panjakàna avokoa na iza na iza, ka tsy ny fehezina no mibaiko ny mpifehy...
56. marozevo
(
06/06/2007 16:25)
Tsy azoko hoe inoa no tsy mazava amin'ny andininy fahafito.
Tsy azoko hoe inoa no tsy mazava amin'ny antony nanoratana ilay taratasy. Ko efa hita fa io fandroahana an'i SU io ko inona indray ary?
Marina fa voafehin'ny lalàm-panjakana ny Fiangonana. Nefa hatrizay ka hatramin'izao, tsipahin'ny Fiangonana foana rehefa lalàna tsy manaja ny zon'olombelona.
Dia amafisiko koa izay voalazan'i xxx

Ary ny mpifehy tsy afaka hanao izay tiany atao @ mpiara-miasa.
57. prime
(
07/06/2007 10:23)
marozevo:Ka i SU no noroahana fa tsy ny eglizy katolika...:wink: samihafa izany... ny anenjehana azy tsy ny mahapretra azy fa ny mahasivily azy sy ny zavatra nataony...:)
Tsy azoko hoe inoa no tsy mazava amin'ny antony nanoratana ilay taratasy. Ko efa hita fa io fandroahana an'i SU io ko inona indray ary?
marozevo:... tsy mitombina ny andininy fahafito satria diso tanteraka... na ny eglizy katolika mandainga, na mody fanina amin'ny zava-misy, na efa manana eritreritra ny tsy handray anjara intsony amin'ny PPP...:wink:
Tsy azoko hoe inoa no tsy mazava amin'ny andininy fahafito.
marozevo:... Inona ilay lalàna tsy manaja zon'olombelona? na aiza na aiza eran-tany rehefa tsy ara-dalàna intsony ny taratasy fifindra-monina sy fonenana eo am-pelatananao dia voaroaka avy hatrany tsy misy fiomanana... any frantsa 24H00 fa ny eto aza mbola 48H00, mbola afaka mitabataba kely farany vao mandeha...
Marina fa voafehin'ny lalàm-panjakana ny Fiangonana. Nefa hatrizay ka hatramin'izao, tsipahin'ny Fiangonana foana rehefa lalàna tsy manaja ny zon'olombelona.
marozevo:... afaka manao izy r'ise fa anjaran'ny fehezina no tsy manaiky rehefa tsy mahazaka na miala sy misitaka lavitra a...
Dia amafisiko koa izay voalazan'i xxx
58. sonwin
(
07/06/2007 10:57)
marozevo:
Sonwin .... dasy .... > : Dia izay eh... IO efa mazava io ny voalaza. Ao ve misy teny na iray aza manao hoe "avereno i Sylvain URFER"? Tadiavo kely dia lazao aho raha sendra diso famaky.
Fa za ngah niteny hoe misy soratra hoe "Avereno i Urfer"????:roll:
Tsy namaky tsara ny nolazaiko angamba i Marozevo, izaho hoy aho manaiky amin'ny ankapobeny ny voalaza fa ny fomba nanehoany ny heviny no tsy tiako sy tsy mety amin'ny eritreritro. Jereo ange amin'izao fotoana izao ny fiatraikan'ilay taratasy e? moa tsy marina ve no nolazaiko? Jereo ny fihitaran'ilay izy sy ny fanararaotan'ny mpanao politika!!
Sa tsy afaka mandefitra mihitsy ve ny fiangonana na mety hiteraka korontana aza? Sa tsy maintsy atao ren-tany ren-danitra ny fangatahana fanazavana mba hanehoana fa tsy manaiky lembenana? I Urfer no voaroaka dia ny samy Malagasy no hifanome lagy ampitoerana ve dia mba rariny?
Hatreo aloha fa lava loatra
Harovan'Andriamanitra anie ny firenena tsy ho latsaka eo antanan'ny mpanararaotra sy ny mpanakorontana.