Taratasin'ny eveka
21. Salut
(
24/05/2007 13:02)
Mpandefa : dasy [ Valio ] 24-05-2007 11:14:00
Lohateny : Re : Taratasin'ny eveka
mitovy hevitra @ sonwin aho, tena mba tsy azoko mihintsy ny hevitr'ny archeveque Razanakolona,tonga ho filohan'ny katolika eto antananarivo izy dia tsy mba nanatona ny filohan'ny repoblika, misy fandraisan eny iavoloha ( fandraisana vahiny ) tsy tonga izy, izao indray ny fiheverako azy dia manao" chantage" mihintsy izy ( raha tsy averina ny pretra sylvain ... dia tsy mifandray intsony ny katolika sy ny fitondrana malagasy ) kristianina ve izany sa ? raha mpanohitra izy @ tena irery " c'est son droit " fa tsy ampidirina @ izany ny kristianina rehetra
dasy: tsy fantatro aloha hoe aiza no misy anao io, fa izao no zava-nisy: efa nangataka fihaonana tamin'ny filoham-pirenena tokoa ny vondron'ny eveka nialohan'io fivoriana io, ary nanasa azy mba hiaraka amin'izy ireo fa tsy nisy valiny. Aza dia miteniteny foana aloha.
Tsy mpanohitra velively ny Archeveque-n'Antananarivo ary tsy mitarika ny olona hanohitra koa, fa milaza ny zava-misy izy. Midika izany fa olon'ny fiharaha-minona izy, mijery ny manjo ny olona rehetra fa tsy lavitra ny olona akory.
Raha misy diso izay ambarany anjaran'ny tsirairay no miteny azy. fa hatramin'izao dia tsy mbola nisy kianina ny zavatra nambarany. Tsy izy mantsy fa ireo eveka ireo. hafa ny tamin'ny andron'i Razafindratandra (tsoriko fa tsy dia tena neutre loatra). Jereo fa tsy miditra lalina amin'izay antony nandrohahana an'i Urfer ry zareo satria mety resaka personnel izany, fa ny fomba fandrohahana azy mifono herisetra (ankolaka na mivantana) kosa no ambarany fa tsy mety.
Tsy misaraka amin'ny vahoaka ny fiangonana tahaka an'i Krsty tsy mandao ny ondriny.
Ho amntsika hatrany anie ny fahasoavanan'Andriamanitra.
22. ikaretsaka
(
24/05/2007 13:11)
marina ny an'i sonwin sy xxx> tsy maintsy misy mankasarotra foana anie io e.
Filazana ny zava mitranga kao no nataony teto.
dia io tsy maintsy hiafara amin'ilay hoe rehefa tsy mitovy fihevitra dia lazaina foana hoe mpanohitra, na hita izao aza fa marina sy ny zava misy no ambara.
Efa fomba fatao eto foana izany:

pissoa tamin'ny lohahevitra 1 niseho teto anoratany article hoe "tetsy sy teroa"::roll: Mahonena
"Rehefa tsy mitovy hevitra aminy na manao fanamarihana anazy sy milaza ny zava mitranga dia anti....":
23. prime
(
24/05/2007 13:25)
sonwin: :-D
salut: tena mitombina ny fangatahana resahina io fa ny hoe tsy misy kianina dia ialàna tsiny fa efa ireo ambony ireo dia efa izy ny sasany...
salut: tena mitombina ny fangatahana resahina io fa ny hoe tsy misy kianina dia ialàna tsiny fa efa ireo ambony ireo dia efa izy ny sasany...
24. xxx
(
24/05/2007 14:00)
prime:
Partenariat Public Privé io r\'ise a... ary amin\'izao fotoana tena mifandrohy mihitsy io régime 3P io fa ny somary isian\'ny tsy fahalavorariana angaha dia ny privé matoa miditra dia fihariana ny azy fa tsy fanaovana asa soa velively ka rehefa mihatraika any amin\'ny vahoaka ny asa dia misy tambiny, izay matetika tsy voatery eken\'ny vahoaka avy hatrany...
Misaotra e
Ataoko fa tsy azo lazaina ho anton'ny tsy fahalavorariana io lazainao io satria normal koa ny Privé raha toa ka ny fihariana no imasoany, anjaran'ny entité hafa ny asa soa
25. Salut
(
24/05/2007 14:04)
prime: le andiny fahafito lazainao fa efa misy mba lazao kely hoe ho hita eto.
26. tsiafoi1
(
24/05/2007 15:21)
sonwin : mody tsy miady tsy miady fa ny kibay ankelika ihany
cool ry sakaiza : Brona we wa niaraka de efa samy sola vao hanao divorce mba menatsa ny tena e, refa tsy menatsa ny hafa. Fa tsy nifanao bras dessous ve le FFKM sy ny Fanjakana teo aloa??? De tsy haiko aloa ry sakaiza sady tsy hidirako lalina le politika, fa aleo le politikan'ny any ambilany no amboarina tsara :-D:-D:-D:-D:lol::D:):o

27. pissoa
(
24/05/2007 16:17)
tsiafoi1 : Ny alahelom-boangory ny anao no hanenjeham-boatay hoy ny gasy :wink::-D:-D:-D:-D:-D
30. fijo
(
24/05/2007 19:18)
miezaka hitsabaka be foana ny katolika ,ka amiko dia avela izy hivazavaza eo.tsy madagasicara no harovany fa ny olona mihezaka manaratsy azy.
31. ikaretsaka
(
24/05/2007 19:27)
ka ny katolika irery @ fivavahana rehetra no manana etat souverain koa (vatican)
na manaratsy an'i madagasikara na manasoa iny aleo andriamanitra irery no hahalala. fa rehefa manafina ny zava-misy sy manao resaka ankiafinafina dia tsy mety kosa na lafiny inona io na inona.
na manaratsy an'i madagasikara na manasoa iny aleo andriamanitra irery no hahalala. fa rehefa manafina ny zava-misy sy manao resaka ankiafinafina dia tsy mety kosa na lafiny inona io na inona.
32. pissoa
(
24/05/2007 19:45)
fijo:
miezaka hitsabaka be foana ny katolika ,ka amiko dia avela izy hivazavaza eo.tsy madagasicara no harovany fa ny olona mihezaka manaratsy azy.
I fijo indray :-w:-w:-w fona refa mba miteny eto @ finoana sy fivavahana ka aleo koa hivazavaza eo !
rehefa misy Kristianina tsy mandray andraikitra, na rehefa misy tsy fivoarana dia lazaina fa ny mahaKristianina no maha-izay azy ! rehefa misy Kristianina sahy mikiana an'ize tsy mety indray dia lazaina fa avelao hivazavaza eo ! :-D:-D:-D
33. rakaroka
(
25/05/2007 04:20)
pissoa:

Dia mahavariana tokoa ry Pisoa ity fomba filazany hoe "mitsabaka be loatra:roll::roll:" fa izy miresaka hono mba ahoana:?::roll:sa tiany tambenam-bava ny hafa tsy hilaza ny marina:roll::?:
hafahafa8-)8-)8-)8-):^)
34. Rasiligaoma
(
25/05/2007 05:08)
1)ny Katolika dia nozarina ho olona pragmatique sy mpanontany sy mahatsapa tena fa tsy ilay manaiky be fahatany. Tsy tahakan'ny hoe hoy i Pasitera dia izay dia na tsara iny na ratsy dia izay , fa mandeha ambaratongany foana ny azy!
Raha mpianany ianao ka tonga eo amin'ny taona inoany fa mahamatotra anao sy ianao miha maka ny maha olona feno anao, dia ny tenanao no asainy mahatsapa ny ataonao:
"Fahatsiarovan-tena" no itarihiny ny sainao amin'ny ditra ataonao fa tsy "hadisoana sy sazy" intsony ohatra"
2) Tia mi argue sy mandalina ny finoany lalindalina kokoa ny katolika, hatramin'ny andron'ny apostoly izany! ka mitohy hatramin'izao

35. Mandefitra
(
25/05/2007 05:19)
4 - Nanaitra ny besinimaro ary nanohina sy nandratra ny kristianina katôlika manerana an’i Madagasikara ny fomba nandroahana an’i Mompera Sylvain Urfer.
- Moa va tsy olon-dratsy
1/Amiko raha Krisitianina,tsy tokony ho gaga raha voaenjika sy halan' izao tontolo zao, satria tsy naman' izao tontolo izao.
2/Efa 30 taona Mompera no teto, tsy efa ampy ve raha asa misiona no natao? "Divay vaovao anaty siny hoditra vaovao" ... mba olom-baovao ndray angatahina @ Tompo raha ilaina mba hisian'ny fanavaozam-panahy sa ahoana?
Misaotra
36. Rasiligaoma
(
25/05/2007 05:31)
ko raha tsy slipy izy ty ko soloina rehefa leoleo!
sa izany ny fomban'i mandefitra?
sa izany ny fomban'i mandefitra?
37. Mandefitra
(
25/05/2007 05:55)
ny fombako ve?Mandefitra, mba hanjakan'ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana.
39. pimaso
(
25/05/2007 07:07)
ry kristianina havana,
i "deba" aza tsy sahy nanenjika "PRETRA"
inona izay le7+1 ?
tsy ho tody hatr@ farany ity mandat ity,
3e puissance mondiale izany "katolika" izany,
ary ho hitany eo izany fahirano izany
vao mba nandramana tsy katolika ny mpitondra dia izao ny niafarany,
ohatrin'ny fisehon'ny problème interne entre fiangonana mpanohitra ireny
;-)

40. Fiffi
(
25/05/2007 07:11)
Vaky ny FFKM
Samy miaro ny rambony tsy ho tapaka tokoa ny rehetra ka na ilay firaisan-kina hatramin’izay aza toa very tao anatin’n’ny fotoana fohy. Iza tokoa no ahalala fa izao no hiafaran’ny tantara eo amin’ny fiainan’ny finoana kristianina ?
Raha nandre ny tenin’ny filohan’ny FFKM Lala Rasendrahasina ny maro izay milaza fa tsy andraikitry ny FFKM ny raharahan’ny katolika sy ny fanjakana, dia lasa ihany ny saina manoloana ireo, satria raharaha goavana eto amin’ny tanana no voakitikitika. Hanao ahoana ny lahateny mety hivoaka amin’ny hafatry ny FFKM amin’izao fetin’ny Pantekoty izao ? Dia ho sanatria ve modiana tsy hitan’ity fikambanan’ny fiangonana iray ity ireo hetahetan’ny mpikambana ao aminy, indrindra fa fiangonana matanjaka indrindra eran-tany no maneho hevitra ?
Tombana no hitarafan’ny mpijery fa ho vaky tsy ho ela ny FFKM ka samy haka ho azy ny fiangonana isan’isany ka ireo heverina ho sekta no handrafitra izany raha toa ka mihanahana ny mpikambana tao anatiny. Inona no maharatsy izany ?
Madagascar Tribune