laingo-tsaosety

21. cutie ( 29/05/2007 21:01)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-05-2007 20:11:38
Lohateny : Re : laingo-tsaosety
ilay zavatra lavalava ery amin'ny tendrony, miaraka amin'ny raviny

io njay mandrindra sy ny suspens :-D
22. cutie ( 29/05/2007 21:02)
melody
ampenaro aza :wink:
23. mandrindra ( 30/05/2007 08:57)
efa nisy avy hatrany dia namoaka ny sarin'ilay suspens koooo
24. Fiffi ( 30/05/2007 16:40)
:oops:
25. melody ( 30/05/2007 23:01)
cutie: tongava aty amiko dia hampianariko tsara sa izaho no ho avy any amindry dia hampandrosona tsara?:-D:-D:-D
mandrindra: nga fantany cutie akory hoe inona io, hihihihi
Fiffi: aza :oops: eo akia, izaho efa nanome=D:-D:-D
26. cutie ( 30/05/2007 23:38)
melody
misy sosety aty fa tsy misy laingony :-D
Fa tongava aty de njy mitondra ny laingony hihihihihi
27. mandrindra ( 01/06/2007 17:28)
saosety transgenique izany tsisy laingony izany
28. cutie ( 01/06/2007 22:30)
any @ sinoa:D
29. melody ( 04/06/2007 21:28)
ao ary fa hitondrako laingony indry ry cutie fa mena ny lokony... laingomena akia a:-D:-D:-D
30. mangabe ( 25/06/2007 19:02)
xxx:

angah ny anana kou mety miraikitra kely @ nify toa ny pâtes no hoe atao al dente :?:=))=))=))



Oui, amin'ilay teny na vazaha hoe "croquant"....

http:/tour-en-cuisine.over-blog.com/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3549