laingo-tsaosety

1. mandrindra ( 23/05/2007 17:14)
mba toy ny ahoana aby ny fandrahoanareo azy. izaho mantsy avy ninatsena tany amin'ny sinoa ka nahita aho andorany dia savy dia nobakoako.

andeha ho ataoko ketsaketsa miaraka amin'y totokena aloha ny anio. ny amin'ny manaraka dia miandry torohevitra avy any aminareo
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 19:02
2. Fiffi ( 23/05/2007 17:19)
heu....ny fanaovako azy de zao:

-hendasina ny tongolo (tsy atao mendy fa juste harotsaka anaty vilany misy menaka kely mafafa) , hesorina avy eo...

-io ambina menaka kely io de arotsaka ny laingo-tsosety....zay tianao na tena masaka be na al dente , ny anaha aloha de al dente an ! de asiana poivre vert , sira....alohan'handrosoana azy zay vao arotsaka ny tongolo ....de samy al dente daholo zany ...:miam::miam::miam:
3. pissoa ( 23/05/2007 17:25)
mandrindrakoooo, nenah le mihinana azy ihany n tena haiko fa tsy le mahandro :-D:-D:-D
4. karinah ( 23/05/2007 18:00)
:-D:-D:-D pissoa:wink:

mandrindra> haksoa rankizy de efa mety ah! :°)manasaro-jvtra indray annn ! :roll::wink:
5. xxx ( 23/05/2007 18:14)
karinah:
haksoa rankizy de efa mety ah! :°)manasaro-jvtra indray annn !
:?: inona ity haksoa:?:


6. mandrindra ( 23/05/2007 18:15)
fiffi, misaotra eee
pissoaaako, ampianaro mihinana ary aho e. dia miaramihinana, dia mifampihinana:wink::P
karinah, tsa manasaro-javatra izany anga aaako
7. rapala ( 23/05/2007 18:16)
oh ry mandrindra, tena nahay nitaiza anao mintsy neninao...mahay mahandro sakafo, mitady r7, misotro dité bdb fa tsy tôka, oh zalahy e, soa fianatra e!:miam::miam:=D
8. xxx ( 23/05/2007 23:53)
angah ny anana kou mety miraikitra kely @ nify toa ny pâtes no hoe atao al dente :?:=))=))=))
9. bidagda ( 24/05/2007 16:30)
somary endaso @ huile d'olive kely le sosety avy eo sôtio manokana ny totokena sy tongolo gasy de atambaro,curry kely, na poivre, asiana voatabia an!
* ny ahy mampiasa curry kely foana mba mampamanitra sakafo
10. meva2 ( 25/05/2007 08:43)
slt daholo,
Misy ve aminareo mahay manao koba (le marron) ny ao anatiny.
Mba omeo recette izay manana o!
Merci beaucoup
11. Fiffi ( 26/05/2007 16:30)
meva2: http://razafimalala.free.fr/Recette/komban_dravina.htm
http://tattum.canalblog.com/archives/2006/10/16/2919210.html
http://tafatafa.eu.org/recettes/viewtopic.php?pid=24
12. cutie ( 26/05/2007 23:29)
in moa zany laingo-tsaosety zany :roll:
13. cutie ( 26/05/2007 23:32)
Mpandefa : bidagda [ Valio ] 24-05-2007 18:30:30
Lohateny : Re : laingo-tsaosety
somary endaso @ huile d'olive kely le sosety avy eo sôtio manokana ny totokena sy tongolo gasy de atambaro,curry kely, na poivre, asiana voatabia an!
* ny ahy mampiasa curry kely foana mba mampamanitra sakafo

hay ve sosety le izy :oops:
ampangotrahina njay ny ahy, de hampangatsiahina de asian vinaigre sy menaka de sira de poivre de vita:lol:
Na tonga de endasina koa mety ( tsy asiana totokena )
14. meva2 ( 28/05/2007 07:26)
Merci bcp fiffi.
15. Fiffi ( 28/05/2007 09:40)
meva2: au plaisir akia an ! :):-*:-*
16. mandrindra ( 29/05/2007 08:22)
cutie, saosety kosa angamba no atao an'io fa tsy ny laingony e
17. cutie ( 29/05/2007 14:48)
fa in le laingony:roll:
18. mandrindra ( 29/05/2007 18:11)
ilay zavatra lavalava ery amin'ny tendrony, miaraka amin'ny raviny :D
19. Fiffi ( 29/05/2007 19:17)
cutie: ny tige na ny pousse no atao hoe laingo-tsaosety :)

io ny laingony .:)
20. melody ( 29/05/2007 20:39)
cutie: mandehana haingana miverina any dago mianatra an'io, hihihihihih
mandrindra: mila hampianarina tsikelikely ange izy io fa mbola tsy mahay tsara e:wink:
Fiffi:=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1491