nanjavona
22. diamondra27
(
24/05/2007 07:43)
patrick2002:
Ay ve ka fanao kou ity manome ps sy mot de passe @ olon-kafa ity eh ! dia iza no azo homena ny ps.:roll:
io izany ilay hoe efa nomenao ahy ny anao ka ity ny ps-ko ho anao :-D:-D:-D
eny hono akia ry pat toa hoe: fanao le izy fa dia rehefa miady no mety hisy blem be le izy ngamba :lol:
fa raha mibilila any le olona mahazo le mdp de enao no miantoka sy fatan'ny tompon'andraikitra koa
23. diamondra27
(
24/05/2007 07:47)
simplex: hum, tsy mety manjavona zany ny ps-nao fa haiko,manjary tsy misy mpanolotra hira intsony zahay ao @ RVG de malaheno be anao,
de fantako koa le olona mitondra le ps iray any @ karajia "N..." fa tsy ianao mihintsy, mbola holazaiko anao le izy @ manaraka.
karinah:za akia matahotra mafia fa ndry ve ahoana.
Ra vô kidnappé any ny zanako lasa adala za klé.Aiza no ahitako sosy omena mafia?:-P

24. xxx
(
24/05/2007 07:50)
diamondra27:ohatran'ny an'i diamondra27 sy exdadabe ary dadabe hiany izany io e!
fa raha mibilila any le olona mahazo le mdp de enao no miantoka sy fatan'ny tompon'andraikitra koa
25. diamondra27
(
24/05/2007 07:56)
xxx::lol: misy blem ngah
sa manao tahaka an'i bozylove(r) koa ianao obsédé(e) @ zavatra iray.
Ny olona rehetra efa kopy@ resaka tianao ampitaina enao sisa no mbola mamerina disk gôka eo foana...:wink:
:D
sa manao tahaka an'i bozylove(r) koa ianao obsédé(e) @ zavatra iray.
Ny olona rehetra efa kopy@ resaka tianao ampitaina enao sisa no mbola mamerina disk gôka eo foana...:wink:
:D
26. xxx
(
24/05/2007 08:05)
diamondra27:ka nahoana no lazaina hoe hono?nefa atao?
eny hono akia ry pat toa hoe: fanao le izy
27. karinah
(
24/05/2007 11:33)
Diamondra> aiza matahotra izany indry fa mapamafimafy saina ihany anie ny kotrana ataon'ireny e :!::-D :-D
29. xxx
(
24/05/2007 15:38)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 23-05-2007 17:50:30
Lohateny : nanjavona
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping...
Avis de recherche
ho avy eo ihany izy e! mbola sahiran ngamba kosa.....
Lohateny : nanjavona
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping...
Avis de recherche
ho avy eo ihany izy e! mbola sahiran ngamba kosa.....
30. diamondra27
(
24/05/2007 16:47)
xxx:
diamondra27:ka nahoana no lazaina hoe hono?nefa atao?
eny hono akia ry pat toa hoe: fanao le izy
:lol: :wink:
31. MTN
(
24/05/2007 17:09)
Nanjavona ny vaosary,
nanjavona ny paplemosy,
nanjavona ny mananasy,
nanjavona ny tabouret,
najavona i simplex
nanjavona ny paplemosy,
nanjavona ny mananasy,
nanjavona ny tabouret,
najavona i simplex
35. xxx
(
24/05/2007 19:54)
ary mety hipoitra tampoka daholo ihany ny nanjavona rehetra raha izany.....
MTN inona marina io jereo eto io?????:roll:
MTN inona marina io jereo eto io?????:roll:
36. xxx
(
25/05/2007 04:32)
ie, ry Diamondra27 efa najavona ela beeeee mihintsy, le namany iray izay moa de tsy hita popoka???? MTN:-*:-*:-*:-D:-D:-D
37. MTN
(
25/05/2007 06:45)
xxx: :roll:
le jereo eto, tsy tia hiditra forum aho :oops: fa misy mahafantatra ny id-ko. Kanefa mbola tia mihaino rvg dia nahita io jereo eto io aho dia niditra, kay moa mbola ato ho ato ilay fanovana fa tsy efa mihatra. :wink: