nanjavona

1. diamondra27 ( 23/05/2007 15:50)
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping...


Avis de recherche


:-*:-*
novalian'i xxx ny 01/06/2007 20:35
2. hery ( 23/05/2007 16:19)
Sao dia tafahitsoka aty Italie? :-p
3. rush ( 23/05/2007 16:20)
Mpandefa : fanaina [ Valio ] 23-05-2007 13:17:00
Lohateny : aiza?
masoko ve no tsy mahita, sa i fasaly no tsy tazana?
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 23-05-2007 14:53:20
Lohateny : Re : aiza?
Tato farany : 23/05/2007 16:36 vao omaly akia izy no tato an !
4. hery ( 23/05/2007 16:28)
Vao io tazako io aza izy kou :-)
5. xxx ( 23/05/2007 16:33)
tsy izy intsony no mampiasa io ps io fa olonkafa mihintsy...
6. sitlo ( 23/05/2007 16:33)
asaivo mitomany be koa i salmo dia miverina izy. :-D
7. Fiffi ( 23/05/2007 16:46)
xxx:
tsy izy intsony no mampiasa io ps io fa olonkafa mihintsy...
:roll::roll::roll::roll:


8. diamondra27 ( 23/05/2007 17:05)
hery: hay nandeha tany izy de tsy niteny an!

tena voatazon'i mafia any zany klé
9. diamondra27 ( 23/05/2007 17:06)
xxx:

tsy izy intsony no mampiasa io ps io fa olonkafa mihintsy...



andray kosany e! remplaçant sa remplaçante?
10. patrick2002 ( 23/05/2007 17:41)
Ay ve ka fanao kou ity manome ps sy mot de passe @ olon-kafa ity eh ! dia iza no azo homena ny ps.:roll:
io izany ilay hoe efa nomenao ahy ny anao ka ity ny ps-ko ho anao :-D:-D:-D
11. karinah ( 23/05/2007 17:46)
:-D:-D:-D:-D
12. karinah ( 23/05/2007 17:49)
diamondra27> nareo angaha matahotra mafia:?: :°)

13. karinah ( 23/05/2007 17:51)
8)8)8)8)8)8)8)
14. xxx ( 23/05/2007 18:33)
:?:
15. simplex ( 23/05/2007 18:41)

rahoviana aza vao hisy angalatra ny ps-ko :roll::@
16. karinah ( 23/05/2007 18:44)
:-D xxx
17. karinah ( 23/05/2007 18:47)
simplex > atôvy simplex 2 fa mety io :°)
18. simplex ( 23/05/2007 18:52)
le manjavona nge no tena tiako e :°)
19. xxx ( 23/05/2007 20:11)
aay kosa a :°)
20. Fiffi ( 23/05/2007 21:03)
iny eny simplex fa nanjavona....:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2537