Maty mamela mamy sa .....
21. niryna
(
23/05/2007 05:31)
majakely:
Vahinala dakoro aminao 100%100 za...
tsy hoe ts malahelo azy rehefa maty anie le izy fiffi eee ...fa zista hoe na maty aza ilay olona de rah nanao ratsy loatra (tsy hoe zavatra tsisy dikany aa fa le olona tena ratsy fanah be ireny aa, aoka hazava ny resaka satri tsisy olombelona tonga lafatra izany mantsy),tamin'ny fahavelomany de na tonga ny andro hahafatesany de amiko mijanona olona nanao ratsy izy point barra...tsy tiko le hoe maty vo hoe tsara fanah iny aa,,,non zay...mivavaka hoa zy pourkoi pas??? fa tsy hilaza ny contraire ny aho satria hoe maty izy ...
hitakou.Ary majakely ve efa naheno olona niteny hoe maty hono ilay mpamosavy?Misy olona mitondra vilia vao maraina izay foana fahiny,tsy fantatra hoe avy taiza izy fa avy any avaratra andeha hody any atsimobe any ka izany no lazain'ny olona.Maneno mipaipaika ilay vilia tsy misy na inona na inona intsony.Dia ahoana tokoa re ?Mety misy sahy hiteny ve?:roll:Tena kely ny finoako a
22. niryna
(
23/05/2007 05:35)
nikopol:
nyrina vs rush : 3-1
Tsy maninona fa avelao ny olona no ahita.Izaho indray dia tsy miraika amin'izany.Tsy zakany mihitsy ny sujet-ko rehetra kanefa io izy fa manaraka sy mitsikera eo ihany.Ndryyyyy ry itony e,mampalahelo be ilay olona ry nikopol a:D
23. niryna
(
23/05/2007 05:37)
booboo:
Fiffi sy Rush > tena tsy azonareo ilay fomba fiteny "mamy mamela maty" ô ? Fomba fiteny malagasy io ...
Ampianaro izy booboo a,mifampianatra anie isika ato e,tsy ho voatery any am-pianarana ihany fa isan'andro ny fianantsika dia mianatra zava-baovao foana.Sa ahoana hoy i booboo.
25. niryna
(
23/05/2007 05:38)
Samoana:
Ary ahoana indrayry nyrina raha maty mamela ...mamo:-D ?Feno ranomason-taoka angamba @ messe de requiem:lol:
Dia angamba asiany tavaoahangy botakely eny ambony fasana:D
26. niryna
(
23/05/2007 05:50)
Eny e ,samy manana ny fomba fandraisany azy daholo ny olona.Ny fomba fitenenana hoe "maty namela mamy "izany amiko dia nanao zavatra tsara tety ambonin'ity tany fandalovana ity ilay olona.Misy izao aza ahatsiarovana ny 29 mars,ohatra akaiky io.Madagasikara tanindrazanay,tany sarobidy masina tokoa,lovasoa nomen'ny razanay taloha,maty ho anao no tena lazanay.Mba ahitsiho raha diso io hira io ,tsy mampaninona ahy mihitsy ny manao fanitsiana.Mahatsiaro ireo Veteran no filaza azy na ireo olona nanao soa ny tanindrazana.
Ny faniriko dia ny hanao tsara lalandava ka izay fanaovana tsara izay no mba ahatsiarovan'ny olona ahy rahatr'izay ka maty aho.Tsy maintsy handalo an'izany daholo isika.Mihezaka ny hanao soa hatrany aho,hanampy ny olona araka izay azoko sy vitako,miezaka ny miaiana amin'ny zavatra tsara lalandava fa tsy hitifitra sy hanao teny tezitra lava .Manao ny tsara ,manao ny mety,tsy manao ratsy aman'olona.Izay ny ahy no faniriako.
Ny hanantanterahako azy?Ampiariko sy efa nampiariko ary ezahako ampiariko amin'ny fiainako isan'andro ary mila ezaka fa izay tsy manao ihany no tsy mahavita.:D(l):D

27. rapala
(
23/05/2007 08:10)
niryna
mazotoa ary o!
Ampiariko sy efa nampiariko ary ezahako ampiariko amin'ny fiainako isan'andro ary mila ezaka fa izay tsy manao ihany no tsy mahavita.
mazotoa ary o!
28. fanaina
(
23/05/2007 11:06)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 23-05-2007 07:37:12
Lohateny : Re : Maty mamela mamy sa .....
Hoy i booboo:
Ampianaro izy booboo a,mifampianatra anie isika ato e,tsy ho voatery any am-pianarana ihany fa isan'andro ny fianantsika dia mianatra zava-baovao foana.Sa ahoana hoy i booboo.
ye ny ahy izao eto no ianarako.
29. sympa
(
23/05/2007 14:58)
fanaina :arrow: torakizany koa ao satria efa misy cahier sy sitlo ato lol :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D;-)
30. niryna
(
26/05/2007 00:51)
nikopol:
nyrina vs rush : 3-1
=))=))=)) takatrao ilay zavatra=))=))=))
Izaho tsy mankahala azy fa tena tsy tiany hatramin'ny tsinai-maintiko aho.Kanefa anie izaho tsy fatany nikopol e.Jereo daholo izay sujet-ko rehetra manaraka sy tezitra mafy toa hikapoka amin'ny vata-kitay mihitsy izy.:D
Izaho ve dia andany andro ato raha tsy mahazo fifaliana? Raha hatezerana vokatry ny olana amin'ny fiainanao no hanaovanao sy valifatsy dia vao maika manaraka anao hatrany am-pandriana iny.Ny fanavodiny dia aleo tsy miditra sy tsy mijery .Sady afa-baraka amin'ireto malagasy efa ho 18.000 isa no,menatra manongo-tena aho raha izaho.
Omeko ba mamikely :*sy ho tiaviko foana izy na izany aza satria namana ary koa ny teny hoe tiava ny fahavalonao.
(l)niryna