SAKAIZAKELY

41. Stretch ( 18/05/2007 20:33)
andrekaky ô ry fiffi
aiza ary ny sôsy vandro ?
42. sitlo ( 18/05/2007 20:37)
[center]:miam::miam::miam::miam::miam::miam:[/center]
43. Stretch ( 18/05/2007 20:47)
fafao ny molotra fa misolitika sôsy , mbola hanao ba an'i sakaizakely :°)
ary mba aiza ary terezy tsy mitapô amiko mintry.
44. sitlo ( 18/05/2007 21:00)
aleo aloha tonga dia mikotrana :-*:-*:-*:-*

nandalo dia tsy hita kelly izy tanikeo
45. Samoana ( 18/05/2007 21:04)
Coucou zaniversera sakaizakly.Dia enga anie ka mba ho tanteraka amintsika namana indray andro any ireo kalibe nentin'i fiffi ireo^:^
46. Fiffi ( 18/05/2007 21:04)
sahirana kely izy.....:)
47. sakaizakely ( 18/05/2007 21:06)
mafana be ny fety izany misy anareo mikorana be ato mahafinaritra be :P:P

de misaotra betsaka mahatsiaro :-*:-*:-*:-*

kiffer-ko milay dol nareo

48. ratonga ( 18/05/2007 21:20)
tena somary tara kely ngamba fa zay vô hitako ity klé, bônaniversera sakaizakely:-*:-* mazaou zay hirina rehetra é!!!!:-*
49. Fiffi ( 18/05/2007 21:21)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0051.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/bananboite.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/musique1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/dj-platine-92374.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/ecouteurs-musique.gif[/IMG]
50. sakaizakely ( 18/05/2007 21:22)
mamplendalenda dôl le sakafo be fa :-o:-o:-o:-o

na champagne 1 vera aza de tsy mahazo
:cry::cry::cry::cry:

bonbon anglais mamy loatra
sambosa be menaka
:cry::cry::cry::cry:

tehirizo dol reo sôgany milay be ireo fa rehefa miporitsaka tao le be konetaka iry de zay ndray za vo afaka mihinana :-D:-D:-D
51. sitlo ( 18/05/2007 21:26)
=))=)), nahazo surnom tampoka teo ve rangaha :-D
Tandremo fa izaho izao efa mesier le minisitra. :°)
52. sakaizakely ( 18/05/2007 21:33)
iza no nahazo surnom ry sitla ?

ministry ny inn indray hono ?

ministry ny entimody tsy vita sa ny fitaovana tsy hita, ny hakamoana sa ny habadoana
moa ouz le hiran'i mahaleo izay ?
:-D:-D:-D
53. Fiffi ( 18/05/2007 21:34)
:-D:-D:-D:-D
54. andry08 ( 18/05/2007 21:49)
Bon anniversaire i sakaizakely! Na dia efa tara aza dia mbola misy 1 ora an!:-*:-*
55. sakaizakely ( 18/05/2007 21:56)
andry> tsy tara zany fa mety foana na mandritry ny herintaona aza

fiffi> :-*:-*:-*
56. melody ( 18/05/2007 22:40)
Fiffi: sakafo izany an, boubaka be fa ny ahy ilay sambosa ihany wa, hihihihi
57. sympa ( 19/05/2007 00:33)
zao saika irary bon anniff fa nahita le kaly de lasa adino le izy kle :!: =))=))=))=))
Bon annif ihany aloa ry sakaizakely aloa eee :!:
58. sakaizakely ( 19/05/2007 10:14)
sympa> misaotra :-* dia manaova klou voky avy eo miresaka ! :-D
59. sakaizakely ( 19/05/2007 10:17)
de manararaota daholo mihinana fa za tsy afaka de mitsiriritra fotsiny
60. Fiffi ( 19/05/2007 10:23)
tazominay ny anjarandry kah ! :):-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7827