SAKAIZAKELY

21. mignone ( 18/05/2007 10:22)
nenà champagne no andrasako
bonanif sakaizakely
22. tslem ( 18/05/2007 11:04)
bon anniversaire njy d mahazoa zay irina, d ho lava andro iainana, d mifanatera am taranaka faramandimby,d ho tahian'Andriamanitra :wink: :-*:-*:-*:-*:-* bisou bisou, minou minou.
23. sasa ( 18/05/2007 11:11)
Bon anniversaire i sakaizakely d mirary soa sy fahasalamana feno tanteraka ho anao foana.
:-*:-*:-*:-*
24. mamzelkely ( 18/05/2007 12:37)
bonanif sakaizakely bizz be de miray soa :-*:-*
25. Fiffi ( 18/05/2007 13:02)
tchin !!!
26. kelly13 ( 18/05/2007 13:11)
tena ho katry iany zany refaveo kle, hihihihi
27. Fiffi ( 18/05/2007 13:13)
ié ! mihomana daholo an ! :-D:-D:-D
28. diamondra27 ( 18/05/2007 13:36)
xxx:

diamondra27:
ty kosa rangah tsy rariny a!
http://www.dailymotion.com/related/887177/video/xd6hx_masturbation-au-vibromasseur/1
ka rehefa tsy rariny maninona no alefa eto?inona no idiran'ny masturbation au vibromasseur eto?





nareo ve mba manana humour sy mba nijery le zavatra nasaina nojerena aloha e!
resaka joyeux anniversaire le dinika de ao anatin'io misy fiarahabana joyeux annif
sao de minera kosa ary nareo :lol:

mbola laitr'ezaka ny toetsaina raha zany d'efa mampiakatra. Tsy mba himé mitsy zany ny olona aminareo.
Mi-coincé-va foana eo fa za tasy maintsy mitsiky na ho any na tsy ho any =))=))=))=))
29. diamondra27 ( 18/05/2007 13:39)
xxx: ataaovy ze mety
ny andro zao fety
de ndeha hiaraka @ zanety
=))=))=))

sa hilalao kanety?:oops::oops:
30. Fiffi ( 18/05/2007 13:47)
:miam::miam::miam::miam:
31. xxx ( 18/05/2007 13:56)

hoy http://img258.imageshack.us/img258/9711/11922352uu1.jpg
32. fasaly ( 18/05/2007 15:43)
tara be mitry mitry aho:?bonnanifffffff aky sakaizakely an! anio vao hitako ity an!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
33. melody ( 18/05/2007 15:57)
bonannif sakaizakely:-*

Fiffi: indry daholo ve no anao ireo sakafo ireo? Ary hadinondry ilay sambosa an, hihihihi
34. simplex ( 18/05/2007 16:07)

bonannif i sakaizakely,
mirary soa eeee :-*:-*

35. Fiffi ( 18/05/2007 18:35)
melody: tsy hadino akia io an ! :):-*:-*:-*
36. melody ( 18/05/2007 19:01)
Fiffi: mahay mampilendalenda mihintsy akia indry a:wink::miam::miam::miam::-*:-*
37. lancia ( 18/05/2007 19:51)

Bonanif zany e!
38. Stretch ( 18/05/2007 20:25)
Sakaizakely :-*(l):-* BA
39. Fiffi ( 18/05/2007 20:29)
eo aaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhh!!!!!!:miam::miam::miam::miam::miam:
40. Fiffi ( 18/05/2007 20:31)
melody: ahoana akia ireo sambos bdb ireo ? humm....misy mofo akondro , misy mofo bolina :miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.117