Anjely mainty
21. pissoa
(
17/05/2007 20:51)
Fiffi:
ié ! fa ny famantarana an'Tana hoa ?
ka rova efa may ve no ato famantarana :cry::cry::cry::cry::cry:
22. sitlo
(
17/05/2007 21:06)
Stretch:
dia arabaina zany ianao ra sitlo tsy maty fo aman'aina tsy may no tsy voaendaka teny am rova .
ny mahatonga ireo manao setroka ao ambadika ao ireo manko dia ho fahatsiarovana an 06 vonambra 1997
raha nivoatsetroka ny rova .:-o
=)), fa saingy tsy rova ilay izy fa anjely mainty
23. Stretch
(
17/05/2007 21:24)
hay ve e !
le 100m makeny am anjely no naimbo e !
fa tsy azoko ko ngé we in no tokony hataony laisany eo atongotriny anjely ao e !
io ngé natao hotazanina fotsiny e !
ohatra hoe farafaha alikany eo am semigany no mitazana.
ka na eny am rova lesy na eo am anjely mitovy ihany ilay cas a !
fa fotsiny ny anjely mety tsy ho may , zay fotsiny no tombony , fa mila dinamita ra te hanongana azy.
zany we tsy hitako mo zay hantony mety hanimbany mpanimba azy.

24. sitlo
(
17/05/2007 21:36)
Ka zay tamin'izay mba liana tia hahalana, dia hoe na T na Am tsy maintsy tonga eny. Le niverina no tena hmmm, dia hoe herezo ny dia herezo ny dia :-D
25. Stretch
(
17/05/2007 21:41)
ka bravo e !
nahalala tsara zay , nihevitra angà we ôtrany ery am statue de la liberty izy ty .
soa alo fa heno fa ra sendra nba manao tourista ao Tana zany a d'efa tsy ho liana ny momba azy.:°)
nahalala tsara zay , nihevitra angà we ôtrany ery am statue de la liberty izy ty .
soa alo fa heno fa ra sendra nba manao tourista ao Tana zany a d'efa tsy ho liana ny momba azy.:°)
27. nathie86
(
18/05/2007 14:16)
[quote=sitlo]
---Ilay rova tery ambony efa fongana. marika ny fiandrianan'ny merina koa moa ilay izy dia tsy koah na rava aza.---
/quote]
Tsy an'ny merina irery fa harempirenentsika io ka satria enao gasy d zay.
Ra ny anjely maintsy ndray efa lasa gris zao izy io:-D:-D:-D

28. sitlo
(
18/05/2007 19:44)
Aleo wazana ny teory kely aloha i nathie86.
Ny loko izany miankina ny hazavana tonga eo aminy. Teneno ary izaho hoe tsy mainty io amin'ny alina. Nefa ny alina sy ny atoandro mitovy ihany ny halavany am ankapobeny. Dia noho izany marina daholo na anjely mainty na anjely gris.

29. Stretch
(
18/05/2007 20:44)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 17-05-2007 23:36:50
Lohateny : Re : Anjely mainty
Ka zay tamin'izay mba liana tia hahalana, dia hoe na T na Am tsy maintsy tonga eny. Le niverina no tena hmmm, dia hoe herezo ny dia herezo ny dia
ka nareo mo zany am'io pisipa no teny ? ? ?
ra vô pisipa ony no makeny tondé misaraka refa fotoana aorianan'ny nandehanana teny , hein !
kôry nao tsara zany, za fa nilaza io pendipendina io sady ny amôlana efa tsy azo anarina eky :°)
30. sitlo
(
18/05/2007 20:54)
k'efa hoe izahay mitsam koa mpisapa 8-), kofa boaka jangama nibaosy tany am tanana dia mba hoe andao mba hijery an'Antananarivo. :°)
31. kelly13
(
19/05/2007 09:49)
ouille, ny mpisipa no tena mpakeny donky mampi :-w i sitlo sy zany akamamny zany an??????? :°)