Anjely mainty

1. sitlo ( 15/05/2007 22:47)
Rehefa mankao Antananarivo dia zary lasa ohatra ny mari-pahamantarana io anjely mainty io. ---Ilay rova tery ambony efa fongana. Lasa resaka politika hoe marika ny fiandrianan'ny merina koa moa ilay izy dia tsy koah na rava aza.---
Nefa ity no tena raha.
Raha mankeny ianareo dia sary sikotra colon no eo. :twisted:
Ny mankeny koa no tena enjana, gravy ihany izahay mitsam nanivatsiva fofona :^) nandritra ny 100 metatra teo ho eo. Tonga teny izahay, olona manamoly no tao ambadika, dia nitsoaka raha vao nahita anay. :roll: Izany ny tena hoe tsara jerena.
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 21:58
2. vale ( 16/05/2007 09:15)
Izany ve dia mbola ho tsara andehanana ihany , :roll:, talou be teny efa mapatawotra fa misy panendaka sns,:(
;tena sary colon tkoa ve ? :roll: :-D:-D:wink:
3. kelly13 ( 16/05/2007 09:26)
le anjely aza efa lasa gris fa difotry ny moly zany kou, mdrrrr!! ny mba nandehanako teny d nitaingina rotsirotsy! dain, tadidiko ery fa natahotra b za fa oe feno voay anosy, hahahahahaha, mou za kou tsy mahay milomano d oe ra menjera @ ty "sambo" ty mou za d zay ny amiko, tsy nahafantatra an'i sitlo! hihihi :°)
4. karinah ( 16/05/2007 10:14)
:-D:-D:-D:-D
5. cbd ( 16/05/2007 10:26)
Avy aty ampianariko milomano ry kelly13 an :!:
Raha iza aloa tsy i lomano ao @ io rano maimbo be io aloa eeee :!: :-D =)) Ny tsondro mivoaka avy aza mangana maintso ko :!:
Le Anjely mainty angamba efa dizina miaraka @ ry zalaha mintsy angamba kle :!: =))=))=))=)) Itty ao no eo fa ho latsaka tsy hoela io raha mitohy io dizina lava io kle :!: =))=))=))
6. fasaly ( 16/05/2007 10:53)
tsy hotel hilton ve no mba famatarana an'i anananarivo:roll:
7. karinah ( 16/05/2007 11:05)
fasaly> Hilton misy an'i Jacky Z manao DJ ao am Papillon, fa anjely mainty koa ! ;-)
8. sympa ( 16/05/2007 11:05)
fasaly:

tsy hotel hilton ve no mba famatarana an'i anananarivo:roll:


Marina ve :?: Raha ny fahaizako azy aloa de hoe ny symbole iray ihany no tena manamarika ny tanàna iray aloa ee :!: Ohatra izao any @ USA de ny Statue de la liberte izao ny any kle :!: De ny ao Frantsa ny Tour be Fehy :!: 8-) :-D:-D


9. karinah ( 16/05/2007 11:14)
de sanatria sary na colon tkoa ve? :? :-D
10. sympa ( 16/05/2007 11:39)
=))=))
karinah> angamba :!: :-D:-D:-D
11. karinah ( 16/05/2007 12:00)
hahahaha :°) atsoy i sitlo hikônfirma =))=))
12. sitlo ( 16/05/2007 16:29)
tsy haiko aloha na colon fa hoe mahery fo tam guerre mondiale dia ilay akanjon'ilay izy ohatra ireny manao satroka colon sy patalo mibotsina ireny eh. :twisted:
13. karinah ( 16/05/2007 17:48)
:°) lollllllllll
14. xxx ( 16/05/2007 18:17)
15. karinah ( 16/05/2007 18:37)
sa colon indray ve izany ry xxx :?::^)
16. sympa ( 17/05/2007 14:10)
:-D:-D
17. Fiffi ( 17/05/2007 17:02)
fasaly:
tsy hotel hilton ve no mba famatarana an'i anananarivo:roll:
nga tsy ny Rova ?


18. sitlo ( 17/05/2007 17:33)
efa zary lasa fahatsiaroana
19. Fiffi ( 17/05/2007 18:06)
ié ! fa ny famantarana an'Tana hoa ?
20. Stretch ( 17/05/2007 20:44)
dia arabaina zany ianao ra sitlo tsy maty fo aman'aina tsy may no tsy voaendaka teny am rova .
ny mahatonga ireo manao setroka ao ambadika ao ireo manko dia ho fahatsiarovana an 06 vonambra 1997
raha nivoatsetroka ny rova .:-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3678