Gouvernement d'ouverture.....
21. Fiffi
(
18/05/2007 06:08)
mahay tetika lery kah ! de ho hita fa nisy ange ny ps na hafa toa nandà eh ! de ho hita eo io androany zany.....
23. Rafotsy
(
18/05/2007 06:39)
Fiffi:
[ sady mbola tsy nahitana an'zao mintss hatram-naha répoblika an'frantsa....=D=D=D=D
Salut !
Efa nisy aky io gouvernement d'ouverture io t@ andron'i Michel Debré , dadan'i Jean Louis izany , tany @ 1959 tany hono , fa toa tsy nahomby e ! Ho hita eo e ! Mahaizà mifidy daholo @ législatives !:-*
24. voromailala
(
18/05/2007 12:10)
Rafotsy>Tamin'ny andron'i Général De Gaulle izany, ary raha ny voalaza tamin'ny vaovao (TF1,...), dia nety tsara.
25. Fiffi
(
18/05/2007 19:03)
Rafotsy: ka tam zany 1959 zany tena efa ela beeeee fa tsy naharaka vao2 indray zah tam io an !
26. Rafotsy
(
18/05/2007 20:03)
Fiffi:
Rafotsy: ka tam zany 1959 zany tena efa ela beeeee fa tsy naharaka vao2 indray zah tam io an !
Indry koa mampimé !
Zah aza tsy nahatadidy akory ! Ny tsaroako fotsiny hoe Michel Debré namany papako ! Araka ny reko toa tsy nahomby loatra fa année 60 na 61 teo dia ni démissionne ny gauche satria toa tsy nifanaraka , ministres 2 izy no tao hono hoe !
Fiffi ::-*:-*:-*, efa miha tsara ny moral e !