Gouvernement d'ouverture.....

1. Fiffi ( 15/05/2007 13:57)
Ahoana indray ny fahitanareo an'ity ?

-Raha ny "droite no lany Chirac" ohatra io an ! de ny membres ny gouvernement de "droite" daholo.....

-Raha "gauche" no lany de mazava ho azy fa gauchiste daholo ny ao am gouvernement....

nefa.....Sarko no lany ary "droite" izy......nefa de ny membres ny gouvernement de ho ataony hoe

GOUVERNEMENT D'OUVERTURE zany hoe tsy droite daholo ny membre ao fa

miaraka ny gauche sy ny droite......nefa raha handresy ny gauche am législative de hikiana lava am zay

lalàna avoaka ao ry zareo....
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 21:38
2. hery ( 15/05/2007 14:56)
Ka tsy maintsy manao an'io izy satria 54% fotsiny tamin'ny mpifidy no nifidy azy. Tsy hoe falifaly i Sarko manao an'io fa efa tratran'ny tsy fidiny.

Jereo tsara fa raha vao mahazo toerana betsaka izy amin'ny Legislatives dia ovainy io ka ny droite no ataony be dia be. Fa raha mbola izao ihany no azon'ny Gauche sy Droite @ legislatives dia tsy miova.

Raha ohatra moa ka ny Gauche no mahazo betsaka eo amin'ny législatives ka lasa majoritaire dia voatery koa izy hanao cohabitation ka tsy maintsy ho gauche no atao Praiminisitra.
3. Fiffi ( 15/05/2007 20:51)
hery:
Raha ohatra moa ka ny Gauche no mahazo betsaka eo amin'ny législatives ka lasa majoritaire dia voatery koa izy hanao cohabitation ka tsy maintsy ho gauche no atao Praiminisitra.
io indray aloha de inévitable an ! heu...de ho hia eo aloha ny fandehan'ny passation rahampitso...


4. voromailala ( 15/05/2007 20:56)
Marina ny tenin'i Fiffi io hoe rehefa gauche no lany dia gauchiste daholo no ao amin'ny gouvernement, raha droit koa dia torak'izany.

Ary hatramin'izay dia izay lany teo amin'ny fitondrana no matetika matanjaka ao amin'ny assemblée, ankoatran'ny tamin'ny andron'i Jacques chirac sy Linoel Jospin. ary tsapan'ny vazaha tamin'izay fa tsy mahomby ny cohabitation.

Ary mino ahy ianareo fa hatanjaka ny droite amin'ny legislatives, raha ny tantara no jerena.

Raha ny tokony ho izy dia UMP daholo no ao amin'ny governemanta, (hatramin'izay dia nanodidina ny 50%,51% teo ny valim-pifidianana teto frantsa),ka voa maika aza ny rariny raha UMP daholo no ao amin'ny governemanta satria 54% ==> legislatives tsaratsara.


Hitako hoe tetik'ady ilay GOUVERNEMENT D'OUVERTURE,
nisy olona iray izay niteny tamiko hoe ny gouvernement idealy hoy izy eto Frantsa dia izay resaka economie, finance sns dia omena ny droite ary ny resaka sociale, environnement ho an'ny gauche.

Raha hatao jeu d'echecs dia ouverture English Opening Najdorf variation :-).



5. fijo ( 15/05/2007 21:24)
manomana ny solombavam bahoaka izy dia mody gisa ,fa avy eo ho itantsika eo.
6. bazylou ( 16/05/2007 00:16)
gauche droite, .. izany no an'ny olona fa tsy ohatra ny anao lany andro amangataka etsy sy eroa sy miaian aao anatin'ny delestazy!!!
NY an'dry zareo ady mazava fa tsy adin'ny akoholahy fataka !!:lol:
7. sipagasy ( 16/05/2007 08:21)
tss ny an'i bazyl koa ampitahaina daholo ny tsy afaka ampitahaina rehetra


fa hitako ao @ rariny kosa aloha ilay izy akia ry Fiffi annn sa ahoana hoy injy??;-)
8. cbd ( 16/05/2007 10:25)
bazylou> =))=)) milay ka :!: Ilazana ny havana rehetra fa maty androany ny jirama, miara miory @ havana rehetra izay :!: Misaotra tompoko :!: :-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 16/05/2007 13:48)
"sipagasy":
fa hitako ao @ rariny kosa aloha ilay izy akia ry Fiffi annn sa ahoana hoy injy??
tena rariny akia an ! sady mbola tsy nahitana an'zao mintss hatram-naha répoblika an'frantsa....=D=D=D=D
10. voromailala ( 16/05/2007 14:00)
Ra Kouchner aza mety ho lasa minisitry ny Affaires Etrangéres , ka mety ahatsara ny fifandrainsan'i Frantsa sy Afrika.
Jereo eto
11. Fiffi ( 16/05/2007 14:34)
heu....nefa toa misy miavonavona ? :roll:
12. kally ( 16/05/2007 15:21)
Kouchner kosa aloha mampidi-doza ihany satria tsy mahay izay atsimo sy avaratra momba ny raharaha iraisam-pirenena.Manenjika mibata gonim-bary raha misy caméra no tena hainy:-D. Marina anie izany e!
Betsaka ny firenena nahita faisana tamin'izy minisitry ny raharaham-bahiny taloha, anontanio zareo Serbes.
13. Fiffi ( 16/05/2007 16:07)
io aloha tsy alehany kosa eh ! enganié ka tsy ho ao io !!!
14. mandrindra ( 16/05/2007 16:52)
io n havia na havanana dia tsy misy tonga lafatra ka raha toa kosa ve ny tsara amin'ny andanininy roa no miara miasa tsy mety ahomby? sa voromanaga mitera-borondolo? nefa na izany aza, aleo aloha hitsangana, ilay governemanta izay vao tsaraina, dia aleo koa hiasa dia ho hita eo fa mbola vinavina izany rehetra izany e.
15. Fiffi ( 16/05/2007 20:00)
fa mba hafa kosa le fiara-miasa koh ! fa de ho hita eo rahampitso indray ny fanendrena ny minisitra rehetra.....
16. fijo ( 16/05/2007 21:22)
aleo ho ita aloha dia miteny isika avy eo
17. sympa ( 17/05/2007 01:08)
Za zao efa maraina fa mbola tsy mahita ninoninona akory kle :!: 8-)8-)8-)
18. Fiffi ( 17/05/2007 10:56)
:-D:-D:-D jereo ny télé journal am 13h de ho hitanao io....:)
19. Samoana ( 17/05/2007 20:28)
Zarazarao hanjakana ny an'i sarko. Mody mampivelatra izy isian'ny ady an-trano na ny ao ankavia na ny ao ankavanana. Louis de funèsn'ny politika io e:-D
20. fijo ( 17/05/2007 20:40)
marina mihintsy io voalzan'i samoina io.ary adalan'izay tratra ao,satria vao vita ny fifidianana depiote,dia hanidina ireo ary eo vao tena hovery arapolitika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2967