P. Urfer Tratran'ny immigration choisie

21. rakaroka ( 15/05/2007 16:15)
xxx:

Efa nolazaiko tary ambadika tary aloha fa mila mahalala ilay olona sy ny zavatra nataony vao afaka milaza an'izao sy izao.

Faharoa: efa nangataka fanazavana mivantana tany amin'ny mpitondra fanjakana malagasy ny nonce sy ny lehiben'ny fikambanana sj fa tsy nahazo fanazavana mahafa-po

fahatelo: tsy natao hampivavaka fotsiny ny pretra sy reljiozy fa ampivoatra ny mahaolona ny olona mantolo. Tsy misaraka ny fanahy, saina, vatana

Fahaefatra: ny zezoita dia olona miady amin'ny fampanjakana ny marina sy rariny, ka tsy afaka mangina manolona ny zavatra tsy mety.



Miombon-kevitra=D=D^:^^:^^:^^:^
22. tisera ( 15/05/2007 17:55)
hoy ijefra:
Tsy ampitoviako amin'ny vazaha touriste sac a dos i Mopera Urfer, na dia be taimbava sy tsy misalasala manitsoka izay heveriny ho tsy mety aza

vao nandeha t@ vaovao t@ FR3 Alsace (info régional 19/20) ny momba an'i môpera Urfer: izaho manokana aloha dia mahatsapa fa nanao kely izay vitany @ fanampiana ny malagasy izy fa misy resa-politika.....kely ihany ao angaba é! io ilay secret d'état
23. fijo ( 15/05/2007 22:08)
ny ambasady frantsay sady tsy manome visa no tsy manazava no mbola tsy mamerim bola.

mopera izy hoy ny sasany ary nanao soa.ekeko izay?fa tokony hijanona eo,fa tsy hitsabaka amin'ny raharaha politikan'ny firenena mampiantrano.i ratsiraka ve raha hiresaka be eto frantsa hoe i sego no tokony holany fa sarkox toa izao,de hotafajanona eto?????????
mihevitra ny vazaha sasany fa rehefa vazaha dia hafaka manao izay tiany.ary dia misy gasy hiaro azy foana koa.diso fa aleo mba ahita
24. Jeankely ( 16/05/2007 03:25)
Na iza na iza izay manaotao foana na miteniteny foana dia samy tokony hioty ny vokany. Raha mpanao politika manaonao foana misy farany ny rehetra nefa ny mpanohatra miteniteny fahatany koa tsy mihaino ary tsy hanaraka izany ny vahoaka mandinika. Rehefa miresaka fanasoavana dia misy tombony amin'ny vahoaka lazaina vizana io izany fa raha resaka fampiadiana antrano sy owyaowya hanimba zavatra ny vahoaka no voa fa izy na Gadraina aza hajaina satria Gadra politika. Izahay sy ny havanay nefa maty ka tsy hanaraka izahay.
25. ravatorano ( 16/05/2007 08:03)
ekeko fa izay miteniteny foana dia azo roahin ny fanjakana
ekeko fa nanao asa maro tamin ny fiaraha monina ary nahavita be tokoa teto madagasikara fa indrindra fa Anosibe izy
mpikambana ao amin ny sefafi nefa izy izay sehatra mitsikera hatrany ny fitondrana eto amin izao fotoana izao ary mandefa taratasy misokatra anga zety matetika momba izany.
ny mahagaga ahy ida izao izy irery no "voatsoka" sy voatohitohina tamin io sehatra sefafi io fa ny namana dia samy talanjona fa tsisy voakitika na nampanatsoina akory mba hatao famotorana
ilay hoe ny mpiangona eny anosibe mahalala azy tsara fa tsy resaka politika io ? fa resaka inona ary?reska arapitondra-tena v ?
tsy dia inaoako laotra ny amin izay! Ito zao no hitako farany tamin ny gazety l'express nivoaka anjoany :http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=7627
26. ravatorano ( 16/05/2007 08:18)
ito fa tsy nety nisokatra io :

POLITIQUE

Expulsion
Le père Urfer met en cause le président Ravalomanana


Le père jésuite français Sylvain Urfer, expulsé vendredi de Madagascar, a accusé le président malgache Marc Ravalomanana d'être à l'origine de son expulsion, dans un entretien téléphonique avec l'AFP mardi.
"C'est une décision qui remonte très haut et qui émane du président de la République, comme me l'ont confirmé l'ambassade de France et le nonce apostolique. Personne ne s'attendait à ce qu'on me jette dehors", a déclaré Sylvain Urfer, qui vit depuis à Pulversheim, en Alsace (est).
Arrivé à Madagascar en 1974, cet ecclésiastique de 66 ans avait vu jeudi son visa de séjour permanent annulé par le ministère de l'Intérieur, assorti d'une interdiction d'entrée sur le territoire malgache, sans qu'on lui explique les raisons de cette décision. Il avait 48 heures pour quitter le pays.
Il a quitté Madagascar dans la nuit de vendredi à samedi pour la France.
Interrogé sur les raisons possibles de son expulsion, il a évoqué son activité au sein de l'Observatoire de la vie publique (Sefafi) qui publie des rapports sur la situation politique, économique et sociale de Madagascar, souvent critiques envers l'action du gouvernement ainsi que son rôle dans l'Eglise, qu'il a qualifié de "facteur déterminant".
"L'observatoire gênait certainement car on mettait le pouvoir en contradiction avec lui-même entre son langage affiché, sa législation soi-disant libérale et ses pratiques réelles", a-t-il expliqué. "Comme j'étais un étranger, j'étais le maillon faible", a-t-il ajouté.
Selon plusieurs observateurs, les relations actuelles tendues entre l'Eglise catholique et le régime malgache pourraient être l'une des raisons de l'annulation du visa du religieux. Le président malgache, Marc Ravalomanana, est vice-président de l'Eglise réformée de Madagascar.
"Je n'avais jamais encensé le précédent régime de Didier Ratsiraka, mais lui n'est jamais allé jusqu'à m'expulser", a-t-il conclu.

© AFP
extrait dans
l'express de madagascar
Date : 16-05-2007
27. Jeankely ( 16/05/2007 08:48)
Izay voaroaka dia voaraoka ary Madagasikara foana io e. Izahay Malagasy foana ny anaranay. F'angaha ianao raha mitabataba dia hoe tsy mba kitihana any amin'ny misy anao any. Rehefa diso ny kajy politika mibolisatra nefa izahay miandry ary miasa fa tsy mandrebireby lava ampanidinana. Sahalan'i USA amin'ny resaka Iraq io. Izay fidonany dia fidonany.
28. fijo ( 16/05/2007 21:51)
ravato an,misy olona miara miasa amin'i lery koa milaza ao amin'ny express ihany fa efa ela io rangahy io no tokony ho noroahina.misy antony ao
29. xxx ( 18/05/2007 19:41)
Ahoana tokoa aza ny mpiara-miasa @ny ao@ Sefafi no tsy nisy voatsoka sa izy irery ny jesoita vazaha ao??Sa madiho eo imason'ny fanjakana sy ny mpitondra ny ambiny fa izy irery no maloto??
Zà ry zareo mino fa tsy ara-politika io a:!!!!
Jereo fa hay efa voararoka tany Tanzania tany izy taloha koh!!
30. Fiffi ( 18/05/2007 20:43)
kay izy efa voaroka tany de zao manao inn zao indray ? heu....tsy politika zany fa misy zavatra hafa ao ambadika ao....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0439