asio conseiller e!
1. bazylou
(
12/05/2007 19:19)
Tena hilaina maika mihitsy io vazaha iray io fa tena mijaly ny vahoaka !
Dia tsy hisy vazaha iray ve any ho any mba mety ho hantsoina conseiller spécial anti-délestage !
Dia asio conseiller spécial koa pour l'affaire Pety fa efa ela loatra izay ingahy io no tsy hita.
Maninona tokoa moa raha mba hasiana conseiller spécial amin'ny zavatra tsirairay rehetra. Ny vola anie misy fa ny hanaovana azy fotsiny no tsy fantatra e !:^):^):^)

novalian'i hery ny 14/05/2007 08:53
2. rakaroka
(
13/05/2007 07:00)
bazylou:
Tena hilaina maika mihitsy io vazaha iray io fa tena mijaly ny vahoaka !
Dia tsy hisy vazaha iray ve any ho any mba mety ho hantsoina conseiller spécial anti-délestage !
Dia asio conseiller spécial koa pour l'affaire Pety fa efa ela loatra izay ingahy io no tsy hita.
Maninona tokoa moa raha mba hasiana conseiller spécial amin'ny zavatra tsirairay rehetra. Ny vola anie misy fa ny hanaovana azy fotsiny no tsy fantatra e !:^):^):^)
Ka lé olona mihitsy no tsy mila no tsy mihaino "conseil" fa dia-dohany hono dia "ampy" ka inn moa no atao @ izany?:roll::roll::roll::?::?:8O
3. diamondra27
(
13/05/2007 07:58)
resaka delestage efa voatenin'i ra8 fa tsy misy fanafana satria manafata erinaratra any ivelany isika fa tsy ampy ny any an-toerana...
4. bazylou
(
13/05/2007 10:52)
fa maniona no manafatra nefa ny eo antanana feno ny masoandro sy ny namany azo angalana courant ???:roll::?::roll: