Ny Fanahy Masina

21. ikaretsaka ( 14/05/2007 14:42)
lapino:

mivavaka @ Andriamanitra mba hanomezany Andriamanitra ve ?
absurde ve izany ?


amiko tsy absurde, satria ny ahy ao anaty fiekem-pinoako
Deum de Deo, lumen de lumine, Deum verum de Deo vero.
Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, Fahazavana avy amin'ny fahazavana, ary Andriamanitra Marina avy amin'Andriamanitra Marina ...

De nihilo nihil

22. Zina ( 14/05/2007 20:23)
emi [ Valio ] 12-05-2007 01:28:00
Lohateny : Re : Ny Fanahy Masina
koa dia misaotra betsaka an'i Zina manomeha anay izany fankaherezana anay @ Fanahy Masina izany fa tena hilainay mihintsy izany,Koa dia ho amitsika rehetra anie ny fahasoavan'i Tompo,Mazotoa mivavaka daholo e!fa tsara ny mivavaka sy ny mino ny Fanahy Masina


emi misaotra :-*
dia mahereza doly
23. prime ( 15/05/2007 12:02)
Misaotra an'i Zina mampatsiahy... misy dinihina tsara...=D
24. Zina ( 15/05/2007 17:52)
prime :wink:
Tsy nosoratako fotsiny amin'izao io fa nohon'ny fitiavako ny ankizy rehetra tsy ankan'avaka izay mande eto sy mamaky - mba tsy ho very fa ho tafaraka any an-danitra doly isika.

Raha nisy nananfitohina nataoko na amin'iza na amin'iza dia mamela ahy...
25. ikaretsaka ( 18/05/2007 21:28)
angaha moa "ankizy" irery no mandeha eto ry zina
26. Zina ( 18/05/2007 21:40)
ika fa inn njy? ahona ko ary izany atao oe baina ndray zany njy? :-*
27. niryna ( 18/05/2007 22:32)
Ankizy tiany ho tenenina izany dia hoe mbola misotro ronona ary rehefa manomboka mahafantatra sy mihalala lalindalina ny tenin'Atra dia afaka mihinana vetin-kanina,vetin-tsakafo.Zanak'Andriamanitra ry Ika a:D:D:roll:.Raha vao ahodikodina anie ny resaka dia lasa mivoana e:o:D
28. diamondra27 ( 19/05/2007 11:27)
ikaretsaka:

Marina tokoa izany,miaraka amintsika isan'andro Izy.Mivavaha mba homen'Atra antsika ny Fanahy Masina hitari-dalana antsika


ilay tapany faharoa: Andriamanitra anie ny Fanahy masina e..
mivavaka @ Andriamanitra mba hanomezany Andriamanitra ve?
Deum de Deo, lumen de lumine, Deum verum de Deo vero.


Mbola mila mianatra ny trinité zany raha mbola tsy mazava ilay izy.
we oviana no iantsana an'Atra de rahoviana no miantso ny FM
de rahoviana no miantso an'i Kristy

Efa nisy resaka teto t@ herintaona momba io trinité io, raha azonao atao de angataho any @ mpiandraikitra ny archive fa resaka lavabe.

Kelikely fotsiny: raha androaka devoly dia tsy maintsy @ anaran'i JESOSY KRISTY no anaovana azy.

Ny FM ireo efa nolazain'i Zina ireo rehefa mila azy...




29. ikaretsaka ( 19/05/2007 22:16)
ilay fandraisan\'ny olona azy ho ohatran\'ny \"zavatra\" no tsy ankasitrahako fa tsy ilay hoe andriamanitra

Ny lazain\'i Karetsaka dia marina ary tsy azo lavina: Andriamanitra ny Fanahy Masina.

Ny mahalasa ny saina eto anefa dia ohatra ny zavatra no fandraisan\'ny sasany azy. Zavatra azo omena, zavatra hita etsy sy eroa. Zavatra azo tehirizina, ohatra ny fanana rehetra,sns... zavatra ampiasaina amin\'izao sy izao.

Olona fahatelo amin\'ny Trinite Masina anefa izy. Andriamanitra toy ny Ray sy zanaka koa. Fa tsy sanatria zavatra akory.
30. Zina ( 22/05/2007 00:22)
ikaretsaka [ Valio ] 20-05-2007 00:16:23
Lohateny : Re : Ny Fanahy Masina
ilay fandraisan'ny olona azy ho ohatran'ny "zavatra" no tsy ankasitrahako fa tsy ilay hoe andriamanitra

ika, rehefa ianao no mahatsapa oe Andriamanitra ilay fanahy dia izay no tena tsara...ny olona anie manana ho lazaina an'io foana e...mahereza:wink:
31. majesty ( 22/05/2007 09:56)
zina =D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4161