FANDROAHANA MOPERA

41. ikaretsaka ( 12/05/2007 13:46)
marina tokao io tenin-Drakaroka io ary betsaka ny manadino.. indrindra ny "freako christian" araka ilay tenin'i cutie
aza adino fa tsy ny zanany ihany no nomen'Andriamanitra, manome zavatra maro be koa izy , Aina, fahasalamana,

Fa miverina kely any @ Mompera Urfer isika, fanamarihana kely fotsiny ihany, amin'ny maha Jesuite azy dia anisan'ny mitana ilay fotokevitra hoe "miorim-paka mba hanasoa olona" koa izy. Ny jesuites koa somary elitiste izay, ka ankoatran'ny maha mompera azy dia manam-pahaizana @ Science Po koa izy iny, ka tsy mahagaga ny fandraisany anjara @ resaka politika @ fiaraha monina iainany!
42. rakaroka ( 12/05/2007 18:59)
ikaretsaka:



Fa miverina kely any @ Mompera Urfer isika, fanamarihana kely fotsiny ihany, amin'ny maha Jesuite azy dia anisan'ny mitana ilay fotokevitra hoe "miorim-paka mba hanasoa olona" koa izy. Ny jesuites koa somary elitiste izay, ka ankoatran'ny maha mompera azy dia manam-pahaizana @ Science Po koa izy iny, ka tsy mahagaga ny fandraisany anjara @ resaka politika @ fiaraha monina iainany!


Tsy hitako loatra izay teny holazaina raha ny marina:
efa 36 taona no tany Madagasikara ity mopera ity: mahalala "tsara" an'i Madagasikara. Nisy namana vahiny maro hafa koa tany : manana ny fijeriny antsika rizareo ! Ka rehefa tsy manindrahindra antsika sy ny fihevintsika matetika indrindra moa
raha mahasahy milaza ny "lesoka" dia izay no "fahavalo"! Dia hivoatra ohatran'ny ahoana aza ny olona tsy hihevitra afa tsy ny lafiny ilany @ fiainana ihany!:roll::?:8O:wink:




43. xxx ( 13/05/2007 08:37)
rakaroka:

ikaretsaka:

fijo:

nisy zavatra tratra nataony tao matoa izy voaroaka,fa tsy hoe satria mopera dia tsimaintsy masina.raha tsy nanao fanehoana hevitra politika izy fa nanao ny asany fotsiny tsy voaroaka.
rehefa manao politika dia iharan'ny vokatra politika



eo @ ilay "zavatra tratra" io matetika atao maizimaizina sy afenimpenina!


Izany hoe manana "raison" valable foana fa hoe misy "zavatra" tao na tsy fantatra mazava aza hoe "inn lé zavatra?".sans avoir bien observé le fait:
ary ireo nandroaka angaha moa Atra ka tsy mba mety diso no iandaniana hatrany ho manana ny marina?:?:
Tsy izany ve no "fanatika total" tsy
fantatra mazava akory izay antonantony fa dia "oui msé ihany no mba hay?.:roll::-D:-D:-D




8O
44. rakaroka ( 13/05/2007 10:18)
xxx:



8O

8O


45. Rasiligaoma ( 14/05/2007 01:37)


rakaroka:
Ka rehefa tsy manindrahindra antsika sy ny fihevintsika matetika indrindra moa
raha mahasahy milaza ny "lesoka" dia izay no "fahavalo"! Dia hivoatra ohatran'ny ahoana aza ny olona tsy hihevitra afa tsy ny lafiny ilany @ fiainana ihany!


mampiheritreritra! e mahamenatra, manala baràka, nefa tena marina ny voalazanao eto:(

46. LazaDaddy ( 14/05/2007 04:31)
fijo:
rehefa manao politika dia iharan'ny vokatra politika
47. xxx ( 14/05/2007 04:59)
sariaka:

Tokony hojerena tsara hoe inona no antony nandroahana azy (nivoaka tamin'ny gazety Tribune, wanadoo sns io)fa tsy tonga dia raisina hoe sao matahotra ny filazany ny ho hala-bato ny mpitondra, na hoe aiza ny fahamarinana, fahamasinanana sns... Ny marina akory tsy mba maty fa ho hita eny ihany.

:P

48. hery ( 14/05/2007 08:42)
Manana zo hanao immigration choisie koa isika gasy kah...


VIVE SARKozitina :twisted:
49. Fiffi ( 14/05/2007 08:47)
Cette affaire va certainement empoisonné les relations déjà tendues entre la communauté catholique et le régime en place. Néanmoins, un haut responsable de l’ECAR (Eglise catholique romaine), présent lors d’une cérémonie à tanjombato, a publiquement épousé cette décision du gouvernement, car d’après lui, « ce père Urfer devrait-être expulsé depuis belle lurette ». (hita ao am hoy ny gazety)
50. majesty ( 14/05/2007 09:21)
Ny tsy azoko kely amin'ity raharaha ity dia ny hoe:ingahy pretra izy tenany irery ihany ve no nanana olana ka noroahana niala an'i Madagascar kanefa ny fijery ny toe-draharaha sy ny resaka mandeha eto dia ohatran'ny hoe ny fiangonana katôlika iray manontolo mihitsy no manana réaction à chaud ny amin'zao zava-mitranga izao ary atahorana izany eritreritra izany sao sanatria ka hivaona ka hampisy olana eto amin'ny tanindrazan-tsika eo amin'ny lafiny diplaomasia.

Dia te hiteny aho hoe,raha misy pasitora vahiny koa zany ao @ fjkm ka ho roahana,dia ny protestant rehetra koa no voakasika,dia andramo atao amin'ny pasitera mpitondra any amin'ireo fiangonana hafa anie izany eritreritro izany e,dia vinanio hoe inona no hitranga fa zao fotsiny hoe,tsy maintsy ho fantatra foana amin'ny loharanom-baovao samihafa ny antony fa aoka isika tsy tonga dia handray conclusion anjambany eto fotsiny ka lasa hampiely tsaho sanatria:D
51. sipagasy ( 14/05/2007 09:24)
fa nahoana no ilainareo fantarina ny antony e! voaroaka izy dia basta kouuuhhhhh
52. sonwin ( 14/05/2007 10:26)
ié, Punkt!
53. bozyboleta ( 14/05/2007 11:21)
Mpandefa : sipagasy fa nahoana no ilainareo fantarina ny antony e! voaroaka izy dia basta kouuuhhhhh


EKA OUZ!
Araka ny nolazaiko tany @ dinika hafa tany, tsy voatery hanome ny antony ny fanjakana.
Ary lany ron-doha miketriketrika eo dawôly fa i Môpr aza efa tonga any @ tanànany, nga iny tafaverina intsony.
Na atao hoe nanao ze mety aza izy nandritra ny 35 taona teto Mcar, nisy tsy nety nataony zany matoa izy voaroaka. Zay le fandio iray siny tsy nahaleo ny fandoto iray tandroka. Ary olombelona tahaka antsika rehetra iny fa tsy anjely akory.

Hitako hoe fanakorontanana raha eto no hanao polemika @ hoe fivavahana katolika vs sekta sy protestanta eto.
Samia mitana mafy izay inoany de mifampivavaka raha misy tsy mety. Izay no sitrak'Andriamanitra.
54. rakaroka ( 14/05/2007 11:36)
sipagasy:

fa nahoana no ilainareo fantarina ny antony e! voaroaka izy dia basta kouuuhhhhh

Marina mihitsy ny teninao raha eo @ sehatra Ra8ista,
tsy vao2 ny fandroahana olona tsy voasoritra mazava na tsy hita fototra toa ny any an-kafa izay mazava ny antonantony: ho ahy tsy zoviana izany "efa fomba @mpanao any izany! Fa raha ny olona taiza Descartes
aty dia matetika manana ny "antony"mazava @ olona izay nanao ny fandroahana, tsy hisian'ny "licenciement
abusive" raha @ orin'asa ohatra, ary "anjaran'ilay mandroaka ny manome ny "antony" raha te hazava eo imason'ny olona izy fa tsy anjaran'ny mpitazana no misikotra toa izao:roll::roll::roll::roll:
C'est "logique" comme "Aoka hazava eo imason'ny olona ianareao"!

55. xxx ( 14/05/2007 22:49)
Fa angaha moa izay voaroka sy voagadra dia nanao ny tsy mety avokoa e? Fantaro aloha hoe iza ilay olona voaroka sy zay nataony izay vao mitsara sy milaza zavatra fa manjary be honohono sy manao fitsarana vilana fotsiny.

Tsy miaro azy aho fa raha tsy mahalala kosa dia tokony tsy hitsara mihitsy.
56. prime ( 15/05/2007 12:42)
Mampalahelo io nefa misy antony ao matoa tsy nohavaozina ny taratasiny... tsy voatery ho resaka politika foana tsy akory...
57. Fiffi ( 15/05/2007 12:58)
toa efa navokan'i jefra atsy am hoy ny gazety ny antony raha tsy diso zah....ary toa hoe efa 30 taona zay no efa tokony nalefa nody izy....:roll:
58. rakaroka ( 15/05/2007 13:04)
Marina mihitsy ny tenin'i Prime hoe "mampalahelo":
"ianareo any an-toerana moa izany no afaka hamantatra mazava izay niseho tany marina fa ho anay mpanara-baovao aty dia "SAHIRANA TANTERAKA" ny fanahy sy saina mieritreritra fa miha potika toa sira ny fifandraisan'ny samy malagasy aza...(noho ny vao2 isan-karazany ny delestage sy ny fanenjehina olona etsy sy eroa tsy misy farany sy ny "antony tsy hidirana izany": izany hoe :-w:-w:-w:-w
dia toa tsy ampy intsony angamba ilay tsy fahaiza-mifanaraka @ samy gasy dia atao koa izay tsy hihavanana @ "vazaha":roll::roll::?:
Ary lé baibolinareo any izay ve mba misy hoe "raha azo atao, mihavana @ olona rehetra?":?::roll:8O
59. prime ( 22/05/2007 15:05)
Na izany aza rakaroka aza entim-po tsy mahafantatra ny tena marina... efa niteny ra8 hoe "anontanio izy (P. Urfer) inona ny nataony..."

Ny ankoatr'izay mikasika ny hoe potika ny fifandraisan'ny samy Malagasy dia diso tanteraka, tokony any @ politika ity lohahevitra ity no resahina fa tena diso toerana tanteraka...

Ny amin'ny fanenjehana indray dia misy antony avokoa fa tsy misy enjehina fotsiny amin'izao izany... hentitra ny tenin'i ra8, na iza na iza dia tsy mila manao ny tsy mety aty an-tanindrazana aty ka miafinafina ao ambadiky ny asa misiona sy ara-diplomatika fa tonga dia voaroaka avokoa tsy misy hatak'andro, ka na zezoita na tsy zezoita dia misy antony matoa tsy nohavaozina ny taratasiny ary lasa "PNG" eto amin'ny tany sy ny fanjakàna...
60. ikaretsaka ( 23/05/2007 15:13)
Na izany aza rakaroka aza entim-po tsy mahafantatra ny tena marina... efa niteny ra8 hoe "anontanio izy (P. Urfer) inona ny nataony...


prime> ka efa nanontaniana izy dia efa nanao dementi i P Urfer

Voici le démenti du père Urfer sur le “mensonge” de Marc Ravalomanana:

« Je lis dans l’Express (de ce jour) le grand titre de la première page : “Ravalomanana accable Urfer”, affirmant que “l’intéressé avait déjà été expulsé de la Tanzanie avant sa venue à Madagascar”. Le problème est que cette affirmation est fausse. J’en conclus, hélas, que le Président est mal informé. Et que certains de ses conseillers n’hésitent pas à recourir au mensonge et à la calomnie pour nuire à d’autres. Un exercice périlleux, car lorsque le Président répète publiquement leurs dires, c’est lui qui RISQUE D’ETRE ACCUSE DE MENSONGE ET DE CALOMNIE… Il est facile de prouver l’erreur… Je n’ai jamais eu aucun problème avec les autorités tanzaniennes, ayant notamment rencontré le Président Nyerere dont j’admirais la politique… et dont le procès en béatification a été introduit au Vatican, l’an passé, par la Conférence épiscopale de Tanzanie. Ceux qui ont fait croire au Président Ravalomanana que j’ai été expulsé de Tanzanie sont des ignorants, ou de fieffés menteurs. S’ils ne me croient pas, qu’ils me paient un billet pour Dar-es-Salam ou tout autre ville de Tanzanie : je me ferai un plaisir de les rencontrer là-bas ! En attendant, je regrette que certains en soient arrivés au point de JUSTIFIER L’ARBITRAIRE PAR LE MENSONGE ».
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3214