FANDROAHANA MOPERA

21. Zina ( 11/05/2007 16:31)
Rakaroka a ity no tiko lazaina ary itako fa HS tsinona ka.

itako betsaka ny tezitra @ ilay prezy
22. ikaretsaka ( 11/05/2007 16:31)
avy "nanandratra" izany dia "mandroaka"....
"mba" mivavaha ho azy fa tsy fantany ny ataony
23. rakaroka ( 11/05/2007 16:37)
Zina:

Rakaroka a ity no tiko lazaina ary itako fa HS tsinona ka.

itako betsaka ny tezitra @ ilay prezy


:-D:-D:-D "comme si hoe tsy nanao n'inn n'inn koa izy aminao:-D:-D:-D:-D
Logique izany ary tsy HS satria niala avy aminy ny fandroahana :cause"n'ny "sujet" izy normal raha ataon'ny oln remise en cause koa rahateo tsy voafaritra mazava akory ny antonantony.:-$:-$:-$.
Hevero tsara ity: "Aoka hazava eo imason'ny olona ianareo!":wink:
24. rakaroka ( 11/05/2007 16:49)
Zina:

rakaroka a au moins anie izy "mba" e...
iza no mahita mety "tena" avy eo? :wink:


Ny fivavahana indrindra no ilana ny "sincèrité" !8O
Tsy mety mihitsy ny vavaka amiko raha atao "mba" izany,ary izay no LESOKA tsy mahatafarina ny firenentsika toa izao. Ireo mpivavaka tsy manao izany amim-po,saina sy fanahy sy amim-pahamarinana fa toa karazana fisehoana ivelany fotsiny!
Fandanian'andro?:?::roll::roll:Asa re!
25. Zina ( 11/05/2007 16:51)
oy i rakaroka
Toa kilalao ilay fivavahana aminareo koa!


raha izany no fijerinao azy inona moa no azo atao.

Hevero tsara ity: "Aoka hazava eo imason'ny olona ianareo!"

raha izay no tianao ambary mombanay tsy itako izay lazaina
na inn na inn no ho lazaina moramora ny manejika...:wink:
26. rakaroka ( 11/05/2007 16:53)
ikaretsaka:

avy "nanandratra" izany dia "mandroaka"....
"mba" mivavaha ho azy fa tsy fantany ny ataony

:roll:8O=))=))=))=))=))=))=))
Mon Dieu!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy mbola nahita izany indray raha tsy ity indray mitoraka ity sady:cry::cry::cry::cry::cry:no
=))=))=))=))=))

27. rakaroka ( 11/05/2007 17:27)
[quote=Zina]
oy i rakaroka
Toa kilalao ilay fivavahana aminareo koa!


raha izany no fijerinao azy inona moa no azo atao.


Satria asianao "mba" ilay mivavaka.
Rehefa mivavaka dia tena atao @ fo sy " hary saina" tsara surtout avec "sincérité".

Hevero tsara ity: "Aoka hazava eo imason'ny olona ianareo!"

raha izay no tianao ambary mombanay tsy itako izay lazaina

Io tsy fe filaza fa taratr'ilay "zava-miseho" e:
manontany daholo ny olona hoe fa nisy inn?
Raha nazava angamba ny niseho tsy ho nipetraka ny fanontaniana! Aty anie rehefa mandroaka olona dia fantatra miaraka @ izany koa ny "antony" nandroahana
Donk au moins "Mazava @ olona" ilay olona sy ny fihetsiny!
na inn na inn no ho lazaina moramora ny manejika...:wink:

Izaho tsy mpamaly tsia ihany eto , rehefa "eken'ny eritreritra ny resaka dia mampiasa ity^:^^:^koa aho:wink:



28. Zina ( 11/05/2007 17:33)
Satria asianao "mba" ilay mivavaka.
Rehefa mivavaka dia tena atao @ fo sy " hary saina" tsara surtout avec "sincérité".


Tsy fantatro izay ao am-pon'ilay prezy za tsy mahalala azy ka izay no nasiako oe mba....tsy itako ny olana amin'izany. Tsy afaka mi-juger aho ...

andraso matao aho niteny an'ilay "mba" satria misy prezy tsy mba pivavaka...

Aty anie rehefa mandroaka olona dia fantatra miaraka @ izany koa ny "antony" nandroahana
Donk au moins "Mazava @ olona" ilay olona sy ny fihetsiny!


Azafady fa tsy aiko io rakaroka ..
29. ikaretsaka ( 11/05/2007 18:12)
dia aveeeeeeeeeerina be ary @ tsetsatsetsa tsy aritra nataon'i pissoa ary indray izany ko

- Rehefa misy loza mahazo an'i xxx1 dia lazainy fa "Fitsapan'Andriamanitra", fa rehefa misy ratsy mitranga amin'i xxx2 dia lazain'i xxx1 fa "Kapok'Andriamanitra".

- Rehefa misy tsara mahazo an'i xxx1 dia lazainy fa "Fitahian'Andriamanitra", fa rehefa misy soa mitobaka amin'i xxx2 dia lazain'i xxx1 fa "Fanambatambazan'i Satana".

- Rehefa misy mitsikera an'i xxx1 dia lazainy fa "Manenjika an'i Kristy", fa rehefa mitsikera an'i xxx2 i xxx1 dia lazain'i xxx1 fa "tsy mitsara fa milaza ny marina".

- Rehefa mandika vilana ny baiboly i xxx1 dia mbola "Tenin'Andriamanitra" ihany no toriny, fa rehefa miresaka zavatra tsy avy ao amin'ny baiboly i xxx2 dia "Hevitr'olombelona".

Ambava homana ...
30. niryna ( 11/05/2007 19:49)
rakaroka:

Zina:

"President" mba mivavaka?


V-O-A-L-A-Z-A-N-A-O tokoa
mba mivavaka; fa tsy tena mivavaka!
Toa kilalao ilay fivavahana aminareo koa!:oops::oops:


Angamba tsy anjarantsika ny mitsara hoe tena mivavaka izy na tsia.Rehefa milaza izy fa mpivavaka dia aoka isika hivavaka ho azy.Mangataka amin'Atra mba omeny fanahy vanona izy hitondra ny firenena amin'ny fahamarinana.Ny vavaky ny maro mahataka-danitra:D^:^
31. Zina ( 11/05/2007 19:52)
Zina [ Valio ] 11-05-2007 18:24:59
Lohateny : Re : FANDROAHANA MOPERA
rakaroka a au moins anie izy "mba" e...
iza no mahita mety "tena" avy eo? rehefa hidiran'ny Fanahy Masina

Mivavaha ho azy mba ho "tena" e
32. ikaretsaka ( 11/05/2007 20:15)
ataovy "tena" indray izy e.
33. niryna ( 11/05/2007 21:04)
pissoa:

hi hi hi



8O8O8O
34. rakaroka ( 11/05/2007 21:18)
[quote=niryna]


Angamba tsy anjarantsika ny mitsara hoe tena mivavaka izy na tsia.

Tsy fitsarana loatra no antony itenenana, mahatsapa
"fahavasoana" sary iray fotsiny aho dia mitsoka ny vovoka mba hiala, ilay sary dia izay efa iarahan'ny fiaraha-monina mahita hoe: mivavaka abdro sabata fa mangalatra akoho alatsinainy!
Rehefa milaza izy fa mpivavaka dia aoka isika hivavaka ho azy
.
ataoko efa izany foana no atao zary efa mankaleo aza satria toa tsy nitondra inn akory, no ilay fomba fivavahana rahateo no tsy mitovy intsony ny "fototr''ilay izy ka!

Mangataka amin'Atra mba omeny fanahy vanona izy hitondra ny firenena amin'ny fahamarinana


Tsy Atra no tsy nanome fa i Balita no tsy mandraharaha izany-!:{

.
Ny vavaky ny maro mahataka-danitra:D^:^

Asa re, raha izay vavaka nasandratry ny gasy maro mba ho nosy sambatra i Mcar no nahataka-danitra tokoa dia tsy ho firenena kilasiana ho anisan'ny "mahantra indrindra" toa izao i Mcar!8O


35. fijo ( 11/05/2007 21:48)
nisy zavatra tratra nataony tao matoa izy voaroaka,fa tsy hoe satria mopera dia tsimaintsy masina.raha tsy nanao fanehoana hevitra politika izy fa nanao ny asany fotsiny tsy voaroaka.
rehefa manao politika dia iharan'ny vokatra politika
36. ikaretsaka ( 11/05/2007 23:33)
Zina:

inn zany sj?

ao anatin'ny fikambanan'i Jesoa na Jesuite (societad Jesus)
http://jesuit.org/Spirituality/default.aspx
"mpitady an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra"

37. ikaretsaka ( 11/05/2007 23:39)
fijo:

nisy zavatra tratra nataony tao matoa izy voaroaka,fa tsy hoe satria mopera dia tsimaintsy masina.raha tsy nanao fanehoana hevitra politika izy fa nanao ny asany fotsiny tsy voaroaka.
rehefa manao politika dia iharan'ny vokatra politika



eo @ ilay "zavatra tratra" io matetika atao maizimaizina sy afenimpenina!
38. rakaroka ( 12/05/2007 06:59)
ikaretsaka:

fijo:

nisy zavatra tratra nataony tao matoa izy voaroaka,fa tsy hoe satria mopera dia tsimaintsy masina.raha tsy nanao fanehoana hevitra politika izy fa nanao ny asany fotsiny tsy voaroaka.
rehefa manao politika dia iharan'ny vokatra politika



eo @ ilay "zavatra tratra" io matetika atao maizimaizina sy afenimpenina!


Izany hoe manana "raison" valable foana fa hoe misy "zavatra" tao na tsy fantatra mazava aza hoe "inn lé zavatra?".sans avoir bien observé le fait:
ary ireo nandroaka angaha moa Atra ka tsy mba mety diso no iandaniana hatrany ho manana ny marina?:?:
Tsy izany ve no "fanatika total" tsy
fantatra mazava akory izay antonantony fa dia "oui msé ihany no mba hay?.:roll::-D:-D:-D
39. niryna ( 12/05/2007 07:08)
Ndry!!! mampalahelo izany rakorako izany!!Firifiry no firenena mijaly lavitra noho ny mada?Manana fanantenana sy finoana fa ireo no tsy hitovizana an'ny tsy mpino.Samy ho faty daholo,fa ny olona manana an
Atra dia tsy hatahotra amin'izay rahampitso sadt tsy matahotra ny ho faty satria ny vatany no maty fa ny fanahiny dia mbola velo mandrakizay.Koa tsy ho rendrika any amin'ny kilometatra maromaro izany Mada raha toy izaho daholo ny fisainana? Mivavaka alahady na sabotsy izy,mangalatra akoho ny alatsinainy,mivavaka mifona amin'Atra izy.Angaha akoho ihany no mety angalarin'ny olona? Maro ny mety hitranga amintsika tsirairay fa izay manana ny finoana sy mahatoky fa Atra velona no mitatana ny diany dia tsy hanana ahiahy izy.Andramo ka zahao fa tsara izy ry rakorako a.Tsy lavitra izy fa eo akaikintsika eo ihany,tsy mandositra izy fa miandry antsika hiverina.Izay no mahatonga hoe tano mafy ny finoanao.Maka pejy ary tanisao ny fahasoavana nomeny anao dia ho gaga sy ho talanjona ianao.Tsy ho voatanisa daholo ny zavatra nomeny ahy sy ianao.
Hoy ilay hira izay hoe :God is so loved and he gave is only son..o^oo^o.Andriamanitra dia tena tia antsika ka nomeny ny zanany lahi-tokana.
40. rakaroka ( 12/05/2007 09:35)
niryna:

Ndry!!! mampalahelo izany rakorako izany!!Firifiry no firenena mijaly lavitra noho ny mada?
Fa firy koa ny firenena tsy mijaly noho i Mcar?...
presque any @ rambony @ fahatrana anie isika!
Manana fanantenana sy finoana fa ireo no tsy hitovizana an'ny tsy mpino
.
Samy manana ny "inoany sy ny tsy inoany koa ny olona!
Samy ho faty daholo,fa ny olona manana an
Atra dia tsy hatahotra amin'izay rahampitso sadt tsy matahotra ny ho faty satria ny vatany no maty fa ny fanahiny dia mbola velo mandrakizay
.
Hatraty io tsy matahotra na ny segaondra ho avy io,
mino ny mandrakizay koa fa tsy mitovy fijery aminareo @ izany,TSY MAHAHY IZANY NY ATY FA AZA AHIANAO IZANY KA!
Koa tsy ho rendrika any amin'ny kilometatra maromaro izany Mada raha toy izaho daholo ny fisainana?

Iza moa no ampiesonina fa Tsy very any @kilometre maro i MCAR @ lafiny maro raha izay misy any izao no dinihina!:-w:-w:-w:-w:x

Mivavaka alahady na sabotsy izy,mangalatra akoho ny alatsinainy,mivavaka mifona amin'Atra izy.Angaha akoho ihany no mety angalarin'ny olona?


Ié angalarina daholo na vato na,herim-po, sns...
Maro ny mety hitranga amintsika tsirairay fa izay manana ny finoana sy mahatoky fa Atra velona no mitatana ny diany dia tsy hanana ahiahy izy
.
Ny fananana an'Atra tsy fianonana tsy hihevitra ny "blem"n'ny fhm sy ny fiheverana izay andraikitra miandry @ izany
Andramo ka zahao fa tsara izy ry rakorako a.Tsy lavitra izy fa eo akaikintsika eo ihany
,
Ny resakareo, torinteny an-taona maro aloha tsy nahatsapako Azy loatra fa i Maitreya "Architecte de notre plan d'évolution de ce race terrestra no nahalalako ny marina sy ny mety @ saiko":V-O-A-Z-A-V-A-N-Y TSARA tamiko tokoa ary ilay fanandramana ny tsara, efa nataoko tokoa fa "TSARA LAVITRA "ilay an-drizareo ka!:lol::lol:
tsy mandositra izy fa miandry antsika hiverina
.
F'izaho 'ngaha nilaza fa nandositra Izy?
Izay no mahatonga hoe tano mafy ny finoanao
.
Fantatro anie ny ampiasako ny finoako fa ny anareo no tsy hay loatra:roll::roll::x
Maka pejy ary tanisao ny fahasoavana nomeny anao dia ho gaga sy ho talanjona ianao
.
Tsy ianona sy faly hitanisa fotsiny izay nomeny fa HIHEVITRA INDRINDRA ny setriny avy amintsika: raiso ny pejinao dia tanisao ao ny zavatra tokony ho nataonao anefa tsy vitanao akory , ny mbola miandry anao?...
Tsy ho voatanisa daholo ny zavatra nomeny ahy sy ianao.

Ny rehetra no nomeny, ny mba nataonao: INONA:roll::?:
Hoy ilay hira izay hoe :God is so loved and he gave is only son..o^oo^o.Andriamanitra dia tena tia antsika ka nomeny ny zanany lahi-tokana.


Tsy ny zanany izay tsy hitantsika loatra intsony izay anaovana Azy ihany no nomena fa maro:fahasalamana,myen isan-karazany, talenta:
natao hoheverina sy hikatsahampiainana avokoa izany rehatra izany!:idea:8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082