tia ve izany????

1. xxx ( 09/05/2007 21:18)
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako
ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako
ka ianao,
no fihiniko sy antenaiko fa ho aviko.

izaho,
tsy te hanantena raha tsy ianao
izaho,
ataoko sanatria ny mba ho lao
izaho,
efa natokako ny fiainako hatramin'izao
fa izaho
tsy ho vonona ny hanao anao ho kilalao:/
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 10:57
2. salmo1 ( 09/05/2007 21:28)
xxx:
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako
non, non. Amiko ny fiheverako azy, dia vhv tiako be maneran-tany, fa tsy vain'afo zany.
;-)
3. salmo1 ( 09/05/2007 21:30)
xxx:
izaho,
tsy te hanantena raha tsy ianao

hihi posible ve zany?
;-)
4. cutie ( 09/05/2007 21:33)
ka le fitiavana mivaivay ohtran'ny afo koa:-D:-D:-D:-D:-D
5. salmo1 ( 09/05/2007 21:40)
xxx:
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako

tandremo aza izy ndray no manontany oe: efa maraina ve leisy ny andro?
;-)
6. xxx ( 09/05/2007 22:23)
Izaho
Ilay efa lao mamaky ny tonokalonao
Ianao
Ilay mahay miteny na dia toraka bilao
Izy
Ilay tianao fa tsy hay rebirebena
Izahay
Anefa mpianamana ka dia tadiavinao
7. sympa ( 10/05/2007 00:18)
xxx:

Ianao
Ilay mahay miteny na dia toraka bilao



8-) Tsy marary ve raha voatoraka bilao zany kle :?::-D:-D:-D
!love k'loa ry xxx na de tsy fantatra aza ny mombanao eee(l)(l)(l)(l):*:*:*:*:}:}:}


8. xxx ( 10/05/2007 06:26)
sympa: tsy xxx mpametraka dinika no xxx mpitoraka bilao io ambony io a!:°):°):°):°)
9. dongadonga ( 10/05/2007 10:29)
fa iza i xxx kaloungany eeh:P
10. mignone ( 10/05/2007 10:35)
iann ... ndray io e !:-D
11. sympa ( 10/05/2007 12:05)
xxx:

sympa: tsy xxx mpametraka dinika no xxx mpitoraka bilao io ambony io a!:°):°):°):°)



ahahahahahahahahahahah =))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D torana ao marina :!: Fa iza ary le tia eeeeeeeeee :°):°):°):^):^):^)
sa
!kiss be za i xxx :-*:-*:-*:-*:-*:-*
za lo de tounde
!tourlou xxx :*:*:*:*:*:*:*:*:* (na tsy fantatro azy eeeeeeeeee :!::-P:-P )


12. lancia ( 10/05/2007 13:40)
fitiavana be miredareda kosa zany ato zany. Tapoy rano fa mamay lôtsa
13. booboo ( 10/05/2007 13:41)
iantsoy pompier mihitsy :°)
14. salmo1 ( 10/05/2007 13:52)
lancia: ny ahy tonga de glasss na Hielo avy hatrany...
amzay mangatsiatsiaka lay (l) fa mafana lôtra

;-)
15. fasaly ( 10/05/2007 15:24)
sambatrta zay mitia sy tiavina e!:?;-)
16. xxx ( 10/05/2007 15:46)
fasaly sy matrix
17. nathie86 ( 11/05/2007 08:08)
izy fa tsy enao ka:-D:-D:-D
18. xxx ( 11/05/2007 08:21)

xxx> dia navoakanao eto ve ny tantarantsika ry malala ?


[center][/center]
19. fasaly ( 11/05/2007 21:42)

Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-05-2007 17:46:52
Lohateny : Re : tia ve izany????
fasaly sy matrix


tounde kobo io xxx io fa i s.....:roll::-P
20. fasaly ( 11/05/2007 21:44)
xxx:


xxx> dia navoakanao eto ve ny tantarantsika ry malala ?


[center][/center]


mody tsy mifanarak'evitra ndray izy samy xxx an!:°)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082