joyeux anniversaire nanoukely

1. ftma ( 09/05/2007 07:19)
Faly miarahaba an'i nanoukely tratry ny taona nahaterahana, mirary ny soa indrindra akia, dia mirary fahasalamana sy fifaliana mandrakariva
:-* mamy be
novalian'i sympa ny 12/05/2007 15:22
2. kelly13 ( 09/05/2007 09:10)
joueyux annif ankia nanoukely d !kiss njy a
3. vale ( 09/05/2007 10:38)
:-*bon annif' njy nanoukely!!(l)(l)(l)(l)(l):-*:-*:-*:-*:-*
4. nanoukely ( 09/05/2007 10:46)
ftma; vale; kelly13 : misoatra betsaka anareo namana nahatsiaro de:-*:-*(l) MERCI
5. fasaly ( 09/05/2007 11:15)
bonnaniffffff ary i nanoukely e!:wink::-*:-*:-*:-*
6. mbaliana ( 09/05/2007 11:36)
nanaoukely bon anniversaire akia :-*:-*:-*
7. mbaliana ( 09/05/2007 11:37)
:oops::oops::oops:azafady akia fa zatra mampiasa tab dia tsy mahay manoratra intsony ny ps njy e ...nanoukely :-D:-*:-*:-*
8. nanoukely ( 09/05/2007 11:38)
fasaly ; mbaliana : de mbola misaotra betsaka anareo koa nahatsiaro:-*:-*(l)(l)(l)
9. nanoukely ( 09/05/2007 11:39)
mbaliana:

:oops::oops::oops:azafady akia fa zatra mampiasa tab dia tsy mahay manoratra intsony ny ps njy e ...nanoukely :-D:-*:-*:-*



tsy misy fady ka teny diso tsy mba kabary ; mihinam_bary aza hono misy loaka :lol::lol:
10. lancia ( 09/05/2007 13:14)
bonanif zany lou nanoukely e:-*:-*:-*
11. nanoukely ( 09/05/2007 13:19)
lancia:

bonanif zany lou nanoukely e:-*:-*:-*



MERCI an de :-*:-* ko :p
12. ftma ( 09/05/2007 13:30)
/me miandry gateau au chocolat :wink:
13. nanoukely ( 09/05/2007 14:39)
ftma:

/me miandry gateau au chocolat :wink:



ie omeko anjara mofo mamy daholo ka rariva vo hividy fa za ts mahay manambotra :p
14. rrasoa ( 09/05/2007 15:58)
zoaezaniversera nanoukely !!!!!!:-*:-*
15. nanoukely ( 09/05/2007 16:20)
rrasoa:

zoaezaniversera nanoukely !!!!!!:-*:-*



Merci aky a de :-*:-* ko
16. andry08 ( 09/05/2007 17:13)
Bon anniversaire indry an! Bisous mamybe:-*:-*:-*
17. nanoukely ( 09/05/2007 17:17)
andry08:

Bon anniversaire indry an! Bisous mamybe:-*:-*:-*


Misotra de bizz mamy be ko รด:-*
18. wooda ( 09/05/2007 17:50)
!tourlou nanoukely

!love nanoukely wooda

:-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. ftma ( 09/05/2007 17:58)
wooda aty avy ela manao !love :-D
lasa ihany ilay anniversaire mbola tsy tonga ilay gateau :(
20. nanoukely ( 09/05/2007 18:00)
wooda:

!tourlou nanoukely

!love nanoukely wooda

:-*:-*:-*:-*:-*:-*



:-*:-*:-*:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3128