Code de nationalité malgache

21. diamondra27 ( 14/07/2010 14:11)
mba mila torohevitra kely e
ahoana kay no hatao fa mba te hanamboatra pasiporo gasy ho an'ny zaza teraka taty france izy dia ny reniny gasy ny dadany vazaha
inona ny taratasy ilaina.Mila valiny haingana hoe le namako fa efa ho any dago atsy ho atsy izy ka sao dia tratra intsony @ fakana ny taratasy aty.
Mbola mipetraka aty france ry zareo, any am province any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522