Re : ZALOZY sa FIALONANA

21. Fiffi ( 13/05/2007 17:03)
sympa:
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P
tena mahagaga marina hoe inona no mahatonga ny olona anao an'zany an !
heu....de toute façon nge na inona atao n a inona tsy hitovy am le olonkafa hialonana mihintsy eh ! harary saina am tsinapany eo fotsiny !


22. sympa ( 14/05/2007 01:04)
Le izy nge tsy mankarary saina fa mahasorena mintsy ee :!: Vao mihetsika kely enao de njay fa iny njay le izy :!: Tsy hita zay atao :?: mihetsika enao de iny fa tamy njay :!: 8O
23. Fiffi ( 14/05/2007 08:59)
de tsy vakina loha.....:-D:-D:-D
24. xxx ( 20/05/2007 09:39)
izany an:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1