Re : ZALOZY sa FIALONANA

1. sympa ( 07/05/2007 14:02)
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P
novalian'i xxx ny 20/05/2007 09:39
2. salmo1 ( 07/05/2007 14:29)
:-D=))
sympa, mino aho fa ingahy tsy zalozy mahintsy na mialona.

Fa ny bandy koa misy sarotiny ah. Tsy ny vhv ihany
3. majakely ( 07/05/2007 15:07)
:-Dko zay njinja no koziny eo hoe na jo izy na ko,,dikany na vhv na lhl ,,,i salmo1 ko tsssyyy :lol:
4. vale ( 07/05/2007 15:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:wink:

sympa> :lol: amouréz na amoré:-w:-D:-D:-D:°):oops:
5. fasaly ( 07/05/2007 15:36)
sympa:

Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P


ny mahatonga io de lozana mampitaha fiainana sy tsy mijery hafa tsy ny hataon'ny hafa fa ny azy hadinony dia refa lasa lavitra ny hafa de mialona izy:-P



6. sitlo ( 07/05/2007 15:44)
7. fasaly ( 07/05/2007 15:47)
:-P
8. sympa ( 07/05/2007 21:01)
fasaly> mety ekena ihany anie io valiny io fa ilay tena izy ange tsy voafantina a:?: Le izy anie momba ilay fitiavana eeeee:*:*:-*:-*(l):!::oops::oops:
9. wooda ( 07/05/2007 21:04)
10. wooda ( 07/05/2007 21:13)
hiverenako kely!

sympa>Mamaraha @iza aloha ela eh
11. sympa ( 07/05/2007 21:37)
:-D:-D:-D:-D ela ry wooda an:!:
12. fasaly ( 07/05/2007 21:47)
sympa:

fasaly> mety ekena ihany anie io valiny io fa ilay tena izy ange tsy voafantina a:?: Le izy anie momba ilay fitiavana eeeee:*:*:-*:-*(l):!::oops::oops:


hay ve resaka zalozy am fitiavana e! hihih hafa indray iny....; shhhh tsy maintsy hoe zalozy ihany kosa raha resaka fitiavana anie fa tsy hatao tafoahotra lotra e! fombany ihany io reh!
sa i sympa tsy mbo zalozy kosa;-)


13. sympa ( 08/05/2007 02:18)
fasaly>:-D:-D:-D:-D:-D:-D torana ao marina:!: izay mintsy anie le izy eeee:!: io ange tsy maintsy misy @ olona fa nga hoe za de tsisy(l)(l) no tsy mba ZALOZY:-P:-P fa ny tsy azoko anie le maninona no ZALOZY na MIALONA isika eeeeeeeeeeeee:?::-/:-/:-/:-/
14. diamondra27 ( 08/05/2007 03:16)
za zao zalozy raha le olona tiako manana olon-kafa prioritaire akoantranah.Raha asa ndray tsy maninona fa au contraire tiako be zany lhl mazoto miasa zany.

mahita ny zavatra tsara eny @olona de mialona e!zay le mahatonga ny fialonana.
Misy ny sasany refa tsy mahavita de ny vavany no ampiasainy (manaratsy sy mamorina, izy zao ohatra no te-hiteny le izy de lazainy we i ranona no niteny an'izao sy zao...).
15. fasaly ( 08/05/2007 05:36)
sympa: natoraly be io toetra io kan! oul tinao kosa ve tsy hasartanao fiaro kosa! fa ny tafahotra no tsy mety;....raha saro piaro am tsy misy dikany de manjeraka beuh!:-P;-)
fa manin enao no mitady ho torana:?::^):^):^)
16. majakely ( 08/05/2007 07:37)
tsy mialona no dikany am tenin-tsika gasy fa saro-piaro ...fialonana manko hafa mihitsy kooo,fahasarota-piaro misy fitiavana nefa ny fialonana negatifff beuhhh ,sa ahona sympa ?? rah saro-piaro ko nge symoa de midika hoe mba tia ee,aiza kosa de ho avela baranahany be anyy lay olo-tinao,tsy milayyyy kosa e...previ-damory izany;-):-D
17. sonwin ( 08/05/2007 08:16)
sympa:

Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P


Misy olona tsy sarotiny amin'ny fananany angaha?

raha toa ka tsy sarotiny ny tompony dia hoy ny mpitazana hoe ny tompony aza tsy taitra ka aleo atao amin'ny fanaovana azy, dia lasa fananam-bahoaka ilay...zavatra...

8O ok ay eeeeeeeee!:P
18. Vahinala ( 08/05/2007 08:28)
Rehefa tia d tsy maints jalouz e, fa misy ny any sasany diso trop ndray an ! Ohatry ny vadiko tena mampiady mintsy ndraindray fa tena tafahoatra loatra ny azy, tandremo fa ny tsy ampy sy ny mihoatra samy ratsy an !
19. majakely ( 08/05/2007 13:30)
marina izany vahinala ..na le zavatra tsara rah trop loatra de tsy mety koa ee,,,
20. sympa ( 09/05/2007 14:51)
8-)8-) le izy izany de hoe marika fitiavana izany ve:?: ko raha ohatra izy tia de tokony miteny izy hoe tiko enao de vita fa tsy manao le " TROP ":-/:-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1061