fanafarana taxi mauricien :

1. pimaso ( 07/05/2007 13:30)
Dia ho atao aiza daholo hono ny 2cv sy 4l tsika
dia hanao inona daholo indray hono ny tompon'ireny taxi gasy ireny?
sao dia ny sarety no lasa aloha,
ary raha soloina daholo koa ny trano bidonville, dia atao immeuble hoatrin'ny any duban?
dinio tsara...
;-)
;-)
;-)
novalian'i Jeankely ny 23/05/2007 07:07
2. sympa ( 07/05/2007 14:03)
:D ahahahahahahaah mpme be
3. fasaly ( 08/05/2007 05:55)
:-P
4. Vahinala ( 08/05/2007 09:21)
5. kally ( 09/05/2007 09:42)
Nogiazan'iza indray ny fitadiavam-bolan'ny sasany e? Izay olona nanafatra an'io taxi io irery izany no afaka hampiasa taxi?:evil: Ny dikan'izany izany hoe ipitsio ry vahoaka madinika fa ahy irery ny fanaovana taxi, avy eo taxi be, avy eo fitaterana rehetra, dia ataoko amin'izay vidiny itiavako azy rehefa tsy misy hafa mifaninana amiko intsony.
Izay izany no tena marina?:?:
6. pimaso ( 09/05/2007 13:54)
kelly > marani-tsaina nareo! fa misaotra
lasa monopolisation sisa no eto, menaka, ronono, vary, taxi, taxi-be, masinina, sambo sy raopilanina sisa ngamba avy eo...

ny "emeutes" eran'ny tanana @ izany tsy voafehy intsony, ny grèves estudiantines dakan'ny aliaka,



sympa > mihomehy fotsiny aloa ny tsara ho an'i toi hatreto satria lalina le adi-hevitra,
@ 05 taona manaraka isika miresaka raha efa saina tonga nareo, sinon manaova travy tsara aloa petit a!

"qui rira le dernier"
"people up your ass"
7. sympa ( 09/05/2007 14:19)
K'efa hoe endahany eto doly ny fiara karetsaka toly fa ho soloiny fiara tolyvao ko:-D:-D D'efa mianara zany mitondra tomobila volant droit doly zany re olona:^):^)
8. simplex ( 09/05/2007 14:34)

izany no atao hoe mondialisation ry zalah a.
Miala ze tsy competitif fa tsy atao raharaham-pianakaviana foana akory izy ity.

Ra misy ny kompania vaovao, mitady sofera izy, afaka miasa any ze matihanina @ taranja. Ary io akory tsy tonga d ho brusq be le fifindran'ny consomateurs makany fa mande tsikelikely satria na ny offres andrizareo koa aza mety tsy maharaka.

Mety hidina ny vidin'ny 2CV sy ny 4L izany ato ho ato. Zany zao ny bizina hoan'ze mitady tataka :)
9. sympa ( 09/05/2007 15:06)
mondialy lety @ 2010 koa vao misy an:!::-P:-P fa na de izany aza tokony hoe hosoloina fotsiny ny vam toly de manindry kely fotsiny ireo 2cv sy 4L @ izay samy tsisy voa na ny ankila na ny anila:!::wink:
10. pimaso ( 10/05/2007 11:41)
simplex >
Tsisy milaza mihitsy hoe tsy compétitif ny 2cs sy 4l;
za izao rehefa mandeha taxi, 4l no tiako satria ireny mora kokoa, fa mandehana 405 taxi dia ho hita eo!
ary ny fanatontoloana anie tsy atao kopy soroka be ohatr'izao e : vitre noir, ceinture, yaourt, ...
fa jerena aloa ny fahefa-mividin'ny olona, ny fisondrotrin'ny vidim-piainana,
fa tsy entim-po dangitra fotsiny...
ny emeutes aloa maîtriserna dia i pety tadiavina izay vao miresaka e!
ny injection, turbing hitadiavana tataka fa tsy zakan'ny gasy intsony ny essence;
fa erreur fondamental ny hamono ny vam superéconomique,
ny taxi diésel himasoana raha favy,
"valala any andanitra no asiana sira" dia hoe faly aho!
;-)
;-)
;-)
11. sympa ( 10/05/2007 13:06)
pimaso:

simplex >
Tsisy milaza mihitsy hoe tsy compétitif ny 2cs sy 4l;
za izao rehefa mandeha taxi, 4l no tiako satria ireny mora kokoa, fa mandehana 405 taxi dia ho hita eo!
ary ny fanatontoloana anie tsy atao kopy soroka be ohatr'izao e : vitre noir, ceinture, yaourt, ...
fa jerena aloa ny fahefa-mividin'ny olona, ny fisondrotrin'ny vidim-piainana,
fa tsy entim-po dangitra fotsiny...
ny emeutes aloa maîtriserna dia i pety tadiavina izay vao miresaka e!
ny injection, turbing hitadiavana tataka fa tsy zakan'ny gasy intsony ny essence;
fa erreur fondamental ny hamono ny vam superéconomique,
ny taxi diésel himasoana raha favy,
"valala any andanitra no asiana sira" dia hoe faly aho!
;-)
;-)
;-)



Marina tokotra io
Raha ohatra nareo efa nahare ilay anganom-baza hoe: "La tortue et Le lievre " de izao ary, ny mantanja de mantanjaka hatrany fa ny tonta kosa de tonta fona, fa mbola tsary nisy ny nahasolo ny teo aloa atramin'izao fotoana izao fa ni modely @ izao fotoana aza ary to mamerina ny t@ ny andro fahiny indray kle :!::!:8-)8-)8-) De mba jeroe @ zany ary ;-);-);-)
12. Jeankely ( 11/05/2007 10:15)
Disoako kosa ianao ry tokamaso amin'ny hoe: "Dia ho atao aiza daholo hono ny 2cv sy 4l tsika". Milaza isiaka fa mivoatra i Singapore sy ireo tany anatin'ny ASEAN. Ary olona aty andafy ve ianao dia tsy mahita fa misy lalanany ny resaka Taxi. Ao Singapore,Malaysie sy ny namany dia mitovy daholo ny Taxi ary ezahina ho tsara endrika. Sahala izany koa no hita vao mivoaka ny Air port ao Maurice. Manatsara ny endriky ny tanana ny Taxi manarapenitra. Fiara droaka be ve taritaritina eny dia izany no fandrosoana. Taratry ny fandrosoana sy fifaninanana izay vizana sy osa manjavona. Hifaninana ve isiaka sa tianareo mbola ho vizana sy hitafy "friperie" daholo ny Malagasy e? Rehefa hoe fivoarana dia mazava fa zavatra maro no miova fa tsy ny omaly ihany akory no hiainana.
13. simplex ( 11/05/2007 10:23)
;-):
Tsisy milaza mihitsy hoe tsy compétitif ny 2cs sy 4l;

dia in ny dikan'ity less
;-) t@ voalohany:
Dia ho atao aiza daholo hono ny 2cv sy 4l tsika
dia hanao inona daholo indray hono ny tompon'ireny taxi gasy ireny?
coherence wa, izay no voalohany indrindra alohan'ny hanoratana ny hevitra.
;-):
ary ny fanatontoloana anie tsy atao kopy soroka be ohatr'izao e : vitre noir, ceinture, yaourt, ...
iza tsara le niteny hoe tsy avela hanangana ny orinasa izay tiany olona :). Nga tsy mila investisseur indray isika e :roll: Tsy misy ilana protectionisme mintsy io fa zavatra hiasa ao antoerana anie ireo fa tsy hoe entana importes akory :)
;-):
ry ny fanatontoloana anie tsy atao kopy soroka be ohatr'izao e : vitre noir, ceinture, yaourt, ...
taoko mbola fampitandremana alou ny @zao fa @ volana Jona vao mihatra ny sazy?[quote;-)]fa jerena aloa ny fahefa-mividin'ny olona, ny fisondrotrin'ny vidim-piainana,[/quote]ilay investisseur mauricien ve no ampianarin'la izay fomba fitantanana izay?
;-):
fa tsy entim-po dangitra fotsiny...
zany an?
;-):
ny emeutes aloa maîtriserna dia i pety tadiavina izay vao miresaka e!
fa nga tsy hoe leo politika ny gasy fa asa fampandrosoana no tena katsahina?[quote;-)]ny injection, turbing hitadiavana tataka fa tsy zakan'ny gasy intsony ny essence;
fa erreur fondamental ny hamono ny vam superéconomique,[/quote]ny tena erreur fondamental hoan'ny mpitantana orinasa koa d fiezahana hi-minimiser ny couts total fa tsy ny fiezahana hi-maximiser ny profits.
;-):
ny taxi diésel himasoana raha favy,
nga tsy competitif indray ny 2cv sy 4l?
;-):
"valala any andanitra no asiana sira" dia hoe faly aho!
tonga miaraka no fanombohana fa miara-tonga no fafinaretana :roll::-P:°):-D:-D
14. pimaso ( 11/05/2007 11:36)
O ry jeanmisikely a!

ny fiaran'là no fripperie avy any maurice,manam-bola @ izany izy tsy subventionnerna ny menaka, ny vary sy ny lasantsy fa tsy manao tsipakin'ny miala aina eo
ny hamboambo ajanony fa tsy mirepondre directe @ besoin ny gasy : ny déléstage sy ny bourse ny mpianatra aty tsy voalamina koa taxi a taxi!


simplex > avoay ny hevitr'ialahy mba jerena fa aza manara-body ahy ao fa maimbo ao elà


Izao ve ny fampandrosoana ?
"Un prêtre gênant
Sylvain Urfer travaille à Madagascar depuis 1974, après y avoir séjourné à plusieurs reprises. Au début, il a enseigné aux collèges Saint Michel et Sainte Antoine.
Responsable de la paroisse d'Anosibe de 1980 en 2005, il contribue à animer le quartier grâce à l'Association pour le Développement d'Anosibe (Ada).
Parallèlement, il gère le centre Foi et Justice qu'il a fondé en 1989, tout en assurant quelques enseignements à l'Institut catholique de Madagascar (ICM) et au Grand séminaire d'Antsirabe.
Ce centre est une maison d’édition et un centre d’études à la fois. Jésuite diplômé de l’Institut d’etudes politiques de Paris (IEP), Sylvain Urfer sort plusieurs publications dont "Le doux et l'amer», ou «L’espoir et le doute".
Prêtre, qui n’a pas la langue dans sa poche, il a déjà affronté Didier Ratsiraka dans les années 1980 sans pour autant avoir été expulsé. A cette époque, aime-t-il à répéter, “les règles étaient claires, c’était la censure”."
;-)
;-)
;-)

15. sympa ( 12/05/2007 00:16)
16. Jeankely ( 12/05/2007 08:41)
Lainga koa izany hoe tsy avela hanangana orin'asa izay tiany izany. Ny GUIDE aza novana ilay teny anglisy tsotra hoe EDBM izay tsy velariko fa sao mampihomehy indray. Izay tia hanangana dia makanesa any fa aza mamorondainga.
17. diamondra27 ( 12/05/2007 09:38)
mbola miandry alalàna @ ravalo ireny vao mahazo mi-roule
18. sympa ( 12/05/2007 14:52)
diamondra27:

mbola miandry alalàna @ ravalo ireny vao mahazo mi-roule



8O fa ahoana kle :?: 8O


19. bazylou ( 13/05/2007 11:02)
ka ziay no maha ra8land azy koa
20. diamondra27 ( 13/05/2007 14:53)
sympa: araho tsara fotsiny ny rehetra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2561