kianjaben'ny mahamasina t@ asabotsy/alahady

21. fijo ( 10/05/2007 22:05)
tsy itako mihintsy izay olana raha tonga teny ny filohampirenena.

raha manao zavatra ny silamo taoko ity misy mpitondra jiosy tonga ao indraindray.de hitady kil hivadika jiosy ve no dikany fa tsy hoe fifanajana???
22. Rasiligaoma ( 10/05/2007 22:14)
izay mantsy ho'aho!
23. Zina ( 11/05/2007 00:14)
oy pimaso,
za tsy contre ny eglizy velively , fa le hevitra ambadika entina hamitaham-bahoaka foana tena mba tsy levon'ny votabiako marina e!
aleo tena pays laic fa tsy maninona mihitsy
vita tompoko!


fantatr'i satana ny fiainan-dra olombelona ary ataony izay maha confus ny rehetra dia izany no hafangarony ny rehetra...:wink:
24. pimaso ( 11/05/2007 07:20)
fijo + rasiligoma >
miala any koa i mailhol fa miditra @ politika ny fitondrana,
dia omeo aza ny hevitrareo @ ireny t@ TVM sy RECORD ireny e!
;-)
;-)
;-)
25. majesty ( 11/05/2007 07:48)
Marina ireo voalazan'i pimaso reo,fa manana adidy isika manoloana an'izany
26. xxx ( 14/05/2007 05:13)
pimaso:

Tsotra be ny anay e!
^mivavaha tsara ry mahamasina a!

^:^o^o:*Tonga tany ihany ve ianareo ry pimaso,Ikaretsaka,fijo,rasiligaoma?Manenjika fivavahana miaraka ireo namany hafa?8-)8-)


27. pimaso ( 14/05/2007 07:19)

Za katolika, fa manaiky ny FFKM
Efa ampy kosa angamba izay,
;-)
;-)
;-)
28. tsiafoi1 ( 14/05/2007 16:24)
Pimaso : Za teny Mahamasina fa tena mazava le resaka sady mahitsy toraka hoy ny fitenenana : Tsy handoto tena @'ny resaka politika zany le adventiste fa aza matahotra.
29. rakaroka ( 14/05/2007 16:43)
xxx:

[quote=pimaso]
Tsotra be ny anay e!
^mivavaha tsara ry mahamasina a!

^:^o^o:*Tonga tany ihany ve ianareo ry pimaso,Ikaretsaka,fijo,rasiligaoma?Manenjika fivavahana miaraka ireo namany hafa?8-)8-)

Tokony nandefasanareo "invitation sy billet d'avion anie e. Aiza ve rangahy fety nitalakotroka izany dia tsy mba nanao invitation ho an'ny namana akory 'nareo,
izao lasa tsy misy miresaka firy lé izy eto @ sera!
:-D:-D:-D:-D






30. majesty ( 15/05/2007 06:05)
hoy rakaroka:

Tokony nandefasanareo "invitation sy billet d'avion anie e. Aiza ve rangahy fety nitalakotroka izany dia tsy mba nanao invitation ho an'ny namana akory 'nareo,
izao lasa tsy misy miresaka firy lé izy eto @ sera!



Sao dia ny Tompo kosa no efa nanome anao ny vola tokony ho natao frais fa mety nampiasainao tamin'ny zavatra hafa:D
31. mits ( 15/05/2007 17:40)
i majesty nga advatiste???
mba misy fanontaniana kely apetrako manko raha toa ka izy ianao!
fanontanina tena manitikitika ny saiko
sotra nao!
32. majesty ( 21/05/2007 09:58)
mits:ieny tompoko,apetraho ny fanontanianao fa ho valiako tsara mihitsy,fa ts'isy fisaorana e!
33. ikaretsaka ( 21/05/2007 14:28)
Majesty: hay ve! dia faly nahalala izay aho:-*misaotra indrindra nampahafantatra. Mba hanontany koa aho raha tsy mahadiso:
majesty> taiza ianao t@ 1844?
araka ny tenin'i William-nareo?
34. tsiafoi1 ( 21/05/2007 17:40)
majesty> taiza ianao t@ 1844?
Mbola tsy teraka izy t@'izany e! :lol::D:oops:
35. Zina ( 22/05/2007 00:40)
oi i Ika
majesty> taiza ianao t@ 1844?

mba ahafahafa koa izany fanontaniana izany? eso ve sa...??????
araka ny tenin'i William-nareo?

ka raha manaraka ny tenin'i william izy inona no olana?
36. niryna ( 22/05/2007 06:46)
xxx:

pimaso:

Tsotra be ny anay e!
^mivavaha tsara ry mahamasina a!

^:^o^o:*Tonga tany ihany ve ianareo ry pimaso,Ikaretsaka,fijo,rasiligaoma?Manenjika fivavahana miaraka ireo namany hafa?8-)8-)




Toa nahatsikaritra ihany koa i xxx eto.

37. tsiafoi1 ( 22/05/2007 08:43)
Pimaso : Aza hafangaro intsony ny Fivavahana sy ny Politika fa mankaleo,
izay indrindra, tsy mahazo rariny intsony @ katolika dia mitady fika hafa,
vao miala @ papa eo koa dia bye bye e!
ho hita eo e!
mivavaha tsara ry mahamasina a!

Tsy toy ny FFKM le advanto e! Mazava be le message teny ry Pimaso a! : ASANDRATO KRISTY. Azo antoka 100% fa tsy ny Advento no hisaringondringotra @'ny resaka politika, fa rehefa fivavahana de fivavahana.

Fa tsiniko kely fotsiny le hoe raha miala @'i Papa de bye bye Ra8 : Mahery noho Jehovah Andriamanitra angaha le Papa, koa nahoana no dangy ihany ny Papa rehetra h@'izay!! Ny fahefana rehetra dia avy any ambony avokoa, Izy no mametraka ary Izy no manaisotra
38. majesty ( 22/05/2007 09:02)
Hoy ikaretsaka:
Majesty: hay ve! dia faly nahalala izay ahomisaotra indrindra nampahafantatra. Mba hanontany koa aho raha tsy mahadiso:
majesty> taiza ianao t@ 1844?
araka ny tenin'i William-nareo?


Hafahafa ilay fanontaniana,nefa mampieritreritra ihany na izany aza satria vitsivitsy ihany ny olona maharaka ny tantaran'i William Miller,fa mba te hametraka fanontaniana aminao koa aho hoe "iza tamin'ireo sokajin'olona t@ andron'i William M. no misy anao,ilay nisintaka tamin'ny fiangonana ka tsy nivavaka intsony sa ilay nazoto nandinika ny soratra masina ka nahafantatra ny faminaniana tao amin'ny bokin'i Daniela nikasika an'iny toe-javatra nitranga iny ka anisan'ireo antsoina hoe zanaka sisa?:D
39. mits ( 22/05/2007 14:30)
azafady majesty fa zao vao hafaka nandalo a!
ny fantontaniko tsotra ihany e!
inona no atao hoe sabata?
dia i jesus ve manaja ny atao hoe sabata!
misaotra tompoko
40. majesty ( 24/05/2007 05:33)
mits:efa novaliako ao amin'ilay loha-hevitra ery ambony io fa fintiniko aminao fotsiny hoe,tamin'ny andron'ny testamenta taloha dia Sabata ny andro fivavahana satria Andrimanitra mihitsy no nanamasina sy nanao azy io,taty amin'ny testamenta vaovao dia mbola vao maika nohamafisin'i Jesosy sy ny Apostoly rehetra ny fitandremana azy io,ary tsy eto an-tany ihany fa na any an-danitra aza dia mbola io ny andro fivavahana satria hoy ny tenin'i Isaia rehefa naminany ny any an-danitra izy rehefa voavonjy ny zanak'Atra:"Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tsabata,dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako,hoy Jehovah" Isaia 66:23

Mino aho fa nahavaly ny fanontanianao ireo;dia mahereza e:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6628