krampy

21. xxx ( 09/05/2007 12:27)
Io lazain'i watafon io no tena nandaitra tamiko, satria efa tratran'io crampes be io koa aho taloha

bon match ary izany ho an'i hery , mila supporters sa ?
22. ikaretsaka ( 09/05/2007 12:49)
hery:

Misaotra betsaka ry zareo a.
Mitah> ilay pommade tigre am'sinoa tany Dago aho nahita fa aty tsy mahita

manafatra lety e!:wink:


23. xxx ( 09/05/2007 13:21)
hery:


Mitah> ilay pommade tigre am'sinoa tany Dago aho nahita fa aty tsy mahita


tsy misy zoo park angaha any ? sa misy fa tsy misy tigre ? :wink:
24. Zina ( 09/05/2007 20:56)
hery a tsy misy pivarotra sinoa ve any?
mazoto milalao o
25. Fiffi ( 13/05/2007 15:29)
ity misy solution : alohan'ny hanaovana match de horona am pomady du tigre ny molet...fa tena tsy tratra mihintsy hono....
26. ikaretsaka ( 14/05/2007 12:55)
marina be io an'i fiffi io..
fa amin'ny velo rehefa manao fiakarana elaela dia tratra ihany ka
27. niryna ( 16/05/2007 17:59)
pommade de vicks ampiasaina rehefa tsy mety fa io koa manampy na manontania any amin'ny mpivarotra fa misy fanafody pommade fanosotra rehefa tsy mahita pommade de tigre.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0777