courgety

1. nikopol ( 04/05/2007 08:59)
Izaho dia tovolahy anisan'ny niangaran'ny vitana fa kely filahiana kely be mihintsiny, marina fa efa manao ezaka maro aho hisoroana ny fiantsaikan'izany eo aminy fitiavana saingy tsy mbola mahafapo moa...

taminy anniverserako nefa dia nisy namana vavy zay nanome ahy kadoa, ary tsara fono be ilay izy. Akory ny fihetsepoko fa dia courgety be vita fono milay be ilay izy. tsy hitako izay andraisana azy satria zao ilay soratra tao : "bonaniversera kia nikopol dia rehefa mba ohatran'io ny anjy dia antsoy amizay aho"

dia inona no tokony andraisako izany ?
namana ve ? sa efa trop kosa e ...
2. ravakamalala ( 04/05/2007 09:05)
aza dia mirediredy e!
3. tslem ( 04/05/2007 09:17)
:roll: :-D:-D:-D
4. Stretch ( 04/05/2007 09:24)
antsoy lesy izy ry niko a !
zany ko ko olana ary tena ho fanina izy a !
efa tena ngôda we le fika :-D
mividiana an le gode tena ngôda ampiasaina refa le any iny fa ho afaka ny adalany.
aza manaiky rabaissen'ny sipa zany wa ,
fa izy ko ngamba zay tonela Ghottard ko ,
tondé avokony ny tontondry mianara ôtrany rasazy :-D
5. johnnyandri ( 04/05/2007 09:43)
:-wampiasao ny loha e:-D:-D:-D
6. Stretch ( 04/05/2007 09:54)
ny loha mintry ve ry jo ? ? ?
kay kay kay .

giiiiiiravy :{ :{
7. Vahinala ( 04/05/2007 10:05)
:-D:-D:-D:-D
8. mignone ( 04/05/2007 10:22)
ary sao dia courgety lozitra no nomeny fa hataony tsara fono ? :°)
9. hery ( 04/05/2007 11:37)
Fa nahoana no ratsy fisainana? Angaha notantaraina taminy sa efa hitany? Ny zavatra hitany mivantana dia ny loha (ny saina) koa angamba izao no tiany lazaina...

"bonaniversera kia nikopol dia rehefa mba ohatran'io ny anjy (izany hoe ny atidoha) dia antsoy amizay aho"

Raha io no tiany lazaina dia mbola ho ela hoy ilay nahandro vato :-)
10. Fiffi ( 04/05/2007 11:53)
nikopol:

Izaho dia tovolahy anisan'ny niangaran'ny vitana fa kely filahiana kely be mihintsiny, marina fa efa manao ezaka maro aho hisoroana ny fiantsaikan'izany eo aminy fitiavana saingy tsy mbola mahafapo moa...

taminy anniverserako nefa dia nisy namana vavy zay nanome ahy kadoa, ary tsara fono be ilay izy. Akory ny fihetsepoko fa dia courgety be vita fono milay be ilay izy. tsy hitako izay andraisana azy satria zao ilay soratra tao : "bonaniversera kia nikopol dia rehefa mba ohatran'io ny anjy dia antsoy amizay aho"

dia inona no tokony andraisako izany ?
namana ve ? sa efa trop kosa e ...
heu...tsy de hitako loatra zay andraisana azy ho ratsy na fampitahiana am le z....

Fa de naninona loatra aza no toundé nalefa lavitra ny sainao ry niko tam io ? hummm....ary maninn raha hanontaniana izy hoe fa ahoana ? heu...ohatran'hoe coincidence fotsiny le izy fa ...azony natao koh nge nanomé anao citron ohatra na voasary mamy be eh !


11. xxx ( 04/05/2007 12:37)
[center]

[size=13px]NIKO[/size] [/center]
12. majakely ( 04/05/2007 15:11)
:°)
13. mirana5 ( 04/05/2007 16:20)
houillehouillehouille:(:(:(, mba eso mafaitra koa no nahazo anao zany Aiza kivy aleo kely mavitrika toy zay kely matory:D:-D:-D



14. apache ( 05/05/2007 06:13)
Mba prezanteo amizany sipa izany lesy za ra-Nikopol fa misy zavatra tiako haseo azy a!!! sady aniverserako anie androany e!!!
15. Aino ( 05/05/2007 07:06)
tapaka ny tsinaiko mahita any ilay dinika sy ilay valiteny ny ravakamalala.


sampina kao iznay namanao iznay niko a!!! cadeau d'anniversair hafa kely kosa ny anao iznay ko.:-D:-D
16. Manitra ( 05/05/2007 09:35)
Mety efa namana mpankao aminao ihany izany ra Niko, dia efa leo izy na nahita ngôzangôza noho ny anao. Aza kivy amin'izany anefa fa ny loha miasa e.:{
17. noriah ( 07/05/2007 15:21)
:lol:
18. Fiffi ( 13/05/2007 17:13)
apache:
Mba prezanteo amizany sipa izany lesy za ra-Nikopol fa misy zavatra tiako haseo azy a!!! sady aniverserako anie androany e!!!
izy aza tsy hita intsony koh.....


19. xxx ( 27/06/2007 12:11)
Aza mirara an zany kambony, fa izy zany efa daba lôka be! ataovy fantany zany, refa aniverserany ndray de menakely gôka be omena azy! na vavan'omby beuhhhhh!
20. princesseN ( 18/07/2007 15:42)
ato inona nefa zavatsa grand be otsan'ny courgette zany eh!milay foana kambony io na kely aza!:wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0128