pao

1. sipagasy ( 01/05/2007 17:32)
Miarahaba ny mpiangaly sakafo e!!!

Mba saika hanontany aho hoe ahoana kay ny fikarakarana ireny pao ireny fa tena manina aho izany e!!!!

Misaotra mialoha:-*
2. Fiffi ( 01/05/2007 17:57)
inona aloha akia le "pao" ?
3. Fiffi ( 01/05/2007 18:00)
http://ceriseclafoutis.canalblog.com/archives/2007/02/05/3911194.html
http://evasionculinaire.canalblog.com/archives/2007/03/09/4254958.html
:miam::miam::miam::miam:
4. booboo ( 01/05/2007 18:28)
:miam::miam::miam:...tena mahamanina tokoa

Merci Fiffi :-*
5. sipagasy ( 01/05/2007 19:37)
misaotss e!!!! tena io mihintsy akia fiffi annnn haniko miaraka @ salady zepinards annnn miammmm, manasa e!!!
6. fasaly ( 01/05/2007 20:24)
hay lay zavatra boule fotsifotsy otran'ny paty na mofo tsy masaka irony zany...vao indray mande aho no nihinana io tam vacs madà 2005 fa hummmmmi matiro tokotrany an!
7. diamondra27 ( 02/05/2007 10:07)
ny ahy le otran'io ihany fa nature no tiako , le made in africa , samy fotsy ihany le izy an
8. mandrindra ( 02/05/2007 16:10)
eny amin'ny mpivarotra sinoa misy an'ireny e, surgelés na frais misy jiaby. pao no ataondreo anarany raha mamy fa raha masira dia ban bhao no iantsoana azy. mivarotra lafarinina spesialy fanaovana an'io ihany koa ry zalhy mipvarotra sinoa.

tokony ho andrahoina amin'ny entonza izy ireny. raha toa ka mividy an'ilay paquet ana-4 dia hafanaina ami'ny micro-onde dia mety. aza tsoahina ao anatina sachet amin'izay ny entonn'y hafanany no manamasaka azy.

mazotoa homana.
9. tisera ( 02/05/2007 17:10)
:miam::miam::miam:
10. Fiffi ( 02/05/2007 17:50)
ande mba hanandrana.....:)
11. bichette ( 03/05/2007 17:28)
:miam::miam::miam::miam::miam:
12. ravakamalala ( 09/05/2007 16:25)
ry mandrindra zany tena mpanafika sinoa mihitsy hihihi
13. mandrindra ( 16/05/2007 16:54)
ravakamalala, lazao ihany raha misy sinoa any akaikinareo any fa ho tafihako ary :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2893