star'ac 6

1. boubounezy ( 01/05/2007 08:02)
maty i grégory lemarchal tena mampalaelo,
mucovicidose ny nafaty azy ny omaly ny latsinainy a l'âge de 24ans.:cry: vale njy fan @ mou? dé miaraory @ njy kia a!:(
novalian'i vale ny 01/05/2007 20:48
2. Fiffi ( 01/05/2007 08:30)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46361bb971347
3. vale ( 01/05/2007 09:34)
Boubounezy(l)(l)(l)(l)(l)(l):-*(l):-*(l):-*(l)sotra, manamaivana ny alahelo ny fatsiarovana, sotra(l):cry::cry::cry:
ho an'izay mpanaraka moa izany dia hisy prime manokana ny zoma izao (TF1)(pour lui rendre hommâge!

Fiffi; miangatra ny fiainana hoy zaho satria ny tsara toa tsy mba maharitra, fijery mahitsy ftsn izany, fa matoa izay ny lalana vosoratra ho azy , Atra kosa mahalala ny antony!^:^
bbnezy:-*(l)(l)(l):-*
4. fasaly ( 01/05/2007 09:59)
efa atsy am rubrik hafa i gregory kely ny dinika
mbola malahelo sy tohina ny fo:cry:
5. vale ( 01/05/2007 10:28)
ie, ao @ artista sy hira akia bbnezy:-*(l):-*:-*
6. vale ( 01/05/2007 10:35)
fasaly:-*:-*
7. fiaritiana ( 01/05/2007 15:51)
:snif::snif::snif::snif::snif:
8. vale ( 01/05/2007 15:57)
fiaritina:snif::snif::snif:tsy mety heken'ny saina mintsy, na de efa fantatra ihany aza:cry::-*:cry:
9. tywa68 ( 01/05/2007 20:42)
vale : ie tena mampalahelo e tanora kely :cry:
10. vale ( 01/05/2007 20:48)
tywa68> tena fffff,:snif::snif::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0877