maty tanora le Gregory Le Marchal star academy mampalahelo
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
30/04/2007 19:48)
vao henoko teo hoe maty androany maraina i Gregory Le Marchal mapalahelo tsy de mpanaraka star academy aho fa mbo henoko ko ny hirany mazana le aretina
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:20
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
3. sakaizakely
(
07/05/2007 08:22)
marina fa mampalahelo mais il n'y a pas de quoi faire tout un pataquès ...
![](https://avatar.serasera.org/0afae44a9b563ff8a1ef95d232c8a1b0.jpg)
4. tywa68
(
07/05/2007 08:53)
xxx sy Tynah : zà koa aloha d nalahelo e !:cry:
Sakaizakely kosa e : pataquès !!!
Ilay RAD no tena mampalahelo koa satria depuis le début dia efa fantany fa handevina ny zanany à 24 ans maxi raha tsy mahazo greffe ! grave zany ka !
Sakaizakely kosa e : pataquès !!!
Ilay RAD no tena mampalahelo koa satria depuis le début dia efa fantany fa handevina ny zanany à 24 ans maxi raha tsy mahazo greffe ! grave zany ka !
![](https://avatar.serasera.org/34552502e89d96061a1781998ee03e19.jpg)
5. azzaro
(
12/05/2007 12:47)
Tamin'ny magazine no hitako koa hoe niaraka tamin'i Karine (ex n'i Bachelor) hono izy !?
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
7. vale
(
27/05/2007 13:53)
Azzaro, oui marina izany, manolotra nyfandaharana star six music izy izao (M6).
![](https://avatar.serasera.org/50d8d46c14e71b5b025695473d6c8c21.jpg)
8. sarobidy
(
31/10/2007 08:20)
za ko aloha anisan'ny tena nalahelo fa zao mo vo itako ty dinika ty d ialantsiny e