mbo to ho Adim nefa ... tssss !
22. bozylove
(
01/05/2007 10:17)
fiffi:
HS be le dinika oooooooooooooooooooooooooooooooooooo
[size=13px]enao no mampivily ny sujet any @ tsy alehany , resaka hanao adm novaliana eto[/size] 8)
24. dongadonga
(
01/05/2007 23:44)
eeeeeeehhhh stop:lol: aza migidraka eo moa ianareo eeeh
ao mifandray tanana haingana sao de mahazo kapoka eo an :-D:-D:{:^)
ao mifandray tanana haingana sao de mahazo kapoka eo an :-D:-D:{:^)
26. xxx
(
02/05/2007 18:26)
ka asio forum ho an'ny troisieme age kosa fa mijaly be bozylove @le feeling"ny tanora eh :°):evil:
27. tisera
(
04/05/2007 06:01)
:-D:-D
hoy i bozylove
8O:-/ka tsy terena koa ange ry bozylove n fidirana sy fijanonana eto @ serasera é! izaho manokana aloha tsy mahita izany lazainao izany mihitsy fa dia tena mankasitraka be aza ka raha tsy faly ianao afaka miala tsy mitafa sy dinika eto intsony sao dia marary fo ambony ihany ; sa ahoana:?::!:
hoy i bozylove
administrateur tsy mivaky loha sy tsy miraharaha olona ny eto ny fahitako azy . Afaka miditra admin enao raha tsy mivaky loha sy tsy miraharaha izay zavatra tadiavin'ny olona.
8O:-/ka tsy terena koa ange ry bozylove n fidirana sy fijanonana eto @ serasera é! izaho manokana aloha tsy mahita izany lazainao izany mihitsy fa dia tena mankasitraka be aza ka raha tsy faly ianao afaka miala tsy mitafa sy dinika eto intsony sao dia marary fo ambony ihany ; sa ahoana:?::!:
28. Fiffi
(
04/05/2007 06:34)
tisera: marina akia zany an ! zay tsy faly miala fa malalaka ny varavarana satria tena efa trop le zavatra klé !
31. bozylove
(
11/05/2007 11:34)
[size=13px]ka tsy terena koa ange ry bozylove n fidirana sy fijanonana eto @ serasera é! izaho manokana aloha tsy mahita izany lazainao izany mihitsy fa dia tena mankasitraka be aza ka raha tsy faly ianao afaka miala tsy mitafa sy dinika eto intsony sao dia marary fo ambony ihany ; sa ahoana[/size]
[size=13px]Tsy noterana aho no maketo , fa miteny sy ny mampiseho ny zava misy eto aho 8O 8) izay adidiko izany mba hampi-mailo an'ireo mitady namana. Fa ny tompon'andraikitra eto na impiry hanoratana tsy mamaky loha izay soratana sy tsy mamaly mihitsy, inona no dikan'izany??, = tsy firarahina ny filazana ny zava misy eto @ site serasera. Enao izany mankasitra tompon'andraikitra mamela olona hanala baraka sy manompa ve e ! :roll::oops: 8) :roll: 8)[/size]
[size=13px]Ary mbola averiko ny tompon'andraikitra eto no responsable 1er ny site hiandreketany , ary Bozy mampiseho ny zava misy 8O 8O 8O :roll:
Efa omen'ireo tompon'andraikitra fahalalana ny mpanala baraka sy ny manompa , anisan'ny image tiany ampisehoana eto izany fa ity site ity dia anisa ny site mpanala baraka sy mpanompa [/size] 8O 8O 8O
[size=13px]Ary eto foana Bozy miteny zavamisy tant ka tsy misy etsika avy any tompon'andrikitra 8)sy mampi mailo ny ankizy mitady namana eto[/size]
32. ftma
(
11/05/2007 12:36)
anisan'ny image tiany ampisehoana eto izany fa ity site ity dia anisa ny site mpanala baraka sy mpanompaolona iray ve no manadala anao dia hoe image serasera?
Ary eto foana Bozy miteny zavamisy tant ka tsy misy etsika avy any tompon'andrikitra sy mampi mailo ny ankizy mitady namana etotsy mampihetsika ilay izy raha toa ka mbola tsy nihetsika ny tompon'andraikitra, tsy ohatr'izany toetra lazainao izany daholo akory ny namana eto
33. bozylover
(
12/05/2007 09:57)
ftma:
tsy mampihetsika ilay izy raha toa ka mbola tsy nihetsika ny tompon'andraikitra, tsy ohatr'izany toetra lazainao izany daholo akory ny namana eto
[size=13px]maninona aza ny tompon'andraikitra eto tsy mamaly sy manao etsika na ny kely aza????, amiko dikan'izany manaiky ny olona mpanalabaraka sy manompa.Ary ny zavatr hitako sy remarker eto , momba sy miaro anio siks=naina6 io daolo ny ankabeazany ny mpisera eto @ famaliana ny zavatra soratako mampiseho ny zavatra ataon'io siks=naina6 sady tsy misy etsika ataon'ny tompon'andraikitra na kely aza, amiko dikan'izany natao site hanalana baraka sy fanompana ny eto ary mbola averiko ny sary feno ompa sy fanalana baraka na efa lazaina aza ny tompon'andraikitra, tsy misy etsika = mi cautionner izany. averiko foana ,Ny sary verina indroa sy tsy fanraka @ tinareo fa mampiseho sary ny fianakaviana vetyvety dia voafafa , ny sary feno ompa sy fanalana baraka tsy voafafa na efa nolazaina aza ny tompon'andraikitra hamafa azy inona no dikan'izany:?: :roll: :?:8O [/size]
[size=13px]Ary fantatro enao ftma fa te hamafa ny sariko feno ompa fa enao moa tsy manana plein pouvoir ohatra ny sasany ohatran' i Mr Ralay sy Hery , fa misaotra ihany rise na izany aza e @ faniriana hamafa ny sariko feno ompa sy fanalana baraka fa tsy afa-manaotra moa ise :-*:8)[/size]
[size=13px]Averiko fa ny ahy kestion de principe ary ny tompon'andraikitra eto no responsable 1er ireo no tokony hamafa sary hitany fa feno ompa sy fanalana baraka raha toa tsy fanaraka @ sary tadiaviny izany 8O 8O. Fa ma toa avelandry zareo ny sary feno ompa sy fanalana baraka dia sary mifanaraka @ tanjo- ndry zareo izany ompa sy fanalana baraka izany (ary mamerina foana aho fa ny eto afaka mamafa sary vetyvety efa sois disant tsy fanraka @ tadiaviny) [/size]
[size=13px]ftma misaotra anao aloha mamaly e :lol::-*,
Ny deba be eto tompon'andrikitra eto fantatro fa tsy miraharahara an'izay lazaiko , fa ny hitako aloha dia mahazo fahalahalana ny olona hanala baraka sy hanompa eto donc anisan'ny image serasera eto izany [/size]
[size=13px]adidiko ny mampitandrina ny eto mba ho mailo @ ny fitadiavana namana eto 8O 8O 8)[/size]
34. xxx
(
12/05/2007 10:48)
i bozylove iany ange no i naina6 sy siks e ka inona no imenomenonanao eto ?
35. xxx
(
12/05/2007 11:11)
bozylover:
[size=13px]maninona aza ny tompon'andraikitra eto tsy mamaly sy manao etsika na ny kely aza????,
refa tsy valiana de mahaiza mikisaka faza manao otrireny siligoma sy tain'alika voitsak'ireny ka sady miraikitra be no mamofona=))=))=))=))
37. ftma
(
12/05/2007 18:46)
Ary fantatro enao ftma fa te hamafa ny sariko feno ompa fa enao moa tsy manana plein pouvoir ohatra ny sasany ohatran' i Mr Ralay sy Hery , fa misaotra ihany rise na izany aza e @ faniriana hamafa ny sariko feno ompa sy fanalana baraka fa tsy afa-manaotra moa ise:twisted:
bozylove na manana pouvoir ary aho tsy hamafana izay tsikera amin'ny sarinao mihitsy an, efa nomena alalana hamafa ianao fa adalanao ny tsy hamafana azy, maro ny namana eto mahazo tsikera mbola pir noho ireo fa tonga dia fafany ny azy, olon-dahibe resposable daholo eto sady safidinao ny nametra sary, normal raha manisy tsikera ny olona, tsy ho tsikera izay tiana daholo akory no hita ao fa tsy maintsy misy foana ny maningana
Haveriko fa efa makaleo ilay izy OLONA IRAY NAINA-6 no miady aminao fa tsy ny namana rehetra eto, tsy ny adinareo akory no hamaritra ny image ity site ity, manana ny maha izy azy serasera si non efa lasa daholo ireo namana ireo
38. bozylove
(
13/05/2007 07:05)
ftma:
[size=13px]bozylove na manana pouvoir ary aho tsy hamafana izay tsikera amin'ny sarinao mihitsy an, efa nomena alalana hamafa ianao fa adalanao ny tsy hamafana azy, maro ny namana eto mahazo tsikera mbola pir noho ireo fa tonga dia fafany ny azy, olon-dahibe resposable daholo eto sady safidinao ny nametra sary, normal raha manisy tsikera ny olona, tsy ho tsikera izay tiana daholo akory no hita ao fa tsy maintsy misy foana ny maningana
Haveriko fa efa makaleo ilay izy OLONA IRAY NAINA-6 no miady aminao fa tsy ny namana rehetra eto, tsy ny adinareo akory no hamaritra ny image ity site ity, manana ny maha izy azy serasera si non efa lasa daholo ireo namana ireo[/size]
[size=13px]Izay tinareo atao fa anareo izany ny fahefana sy ny pouvoir, fa avelako hitambahoaka ao fa eto afaka manala baraka sy manompa ankahalalahana 8O 8O 8O 8). Ary averiko fa tsy izaho mihitsy no tompon'andraikitra voalohany eto; ary matoa nareo tsy misy etsika @ famafana sary feno ompa sy fanalana baraka dia manaiky ny fisianan'izany eto @ site nareo. [/size]
[size=13px]Ary izaho tsy niteny mihitsy fa ratsy daolo ny eto, fa niteny sy mampitandrina fa aoka ho mailo fa tsy azo atokisana daolo ny namana eto.[/size]
[size=13px]Ary ny momban'i siks= naina6, ny zavatra hitako sy ny lazainy dia tena faly sy midokatena fa mahalala anareo tompon'andraikitra eto sy mpiresaka tsara @ nareo isany (ireo olona avy any Italie) ary indrindra mpitondra teny nareo sy mpisolo vava anareo tompon'andraikitra eto, ka nangatahiko an'i Hery webmaster mba hanoratra ahy ho hi démentir raha tsy marina ny lazain'i siks=naina6 , inona no valiny ahy "tsy misy rarahiko anizany fa tsy mahavita manoratra aho" inona no dikan'izany???? manaiky izy izany fa mpisolo vava anareo i siks= naina6 sy manaiky ny zavatra fanalana baraka sy ompa ataony eto.[/size]
[size=13px]Ary mbola averiko fa isaky ny manoratra eto aho mampiseho ny zavamisy ataon'i naina6=sisk, ny ankabeazan'nyy olona eto miaro sy momba ny ataony @ fanalana baraka sy ompa donc ny olona eto mbola averiko fa misy olona tsy tsara.
Mampiseho ny zava misy eto aho fa eto tsy hoe "tout le monde est gentil , tout le monde est beau" misy olona ratsy.
Adidiko ny mampiseho ny zava misy eto , aoka ho mailo ireo mpitady namana eto.8O8O8)[/size]
PS : Tinao ataoko copie coller eto ny email nalefan'i naina6=siks?? ho hitamabahoka mangataka halalàna @ nao aho.
39. bozylove
(
13/05/2007 07:17)
xxx:
[size=13px]refa tsy valiana de mahaiza mikisaka faza manao otrireny siligoma sy tain'alika voitsak'ireny ka sady miraikitra be no mamofona[/size]
[size=13px]maninona oua manao XXX , tsy mitondra ny psedo nao??? menatra anga ??? raha mahatsairo fa marina ny lazainao inona no atahorana. Izay ny eto mahagaga natao hisoratra anarana misy psedo nefa mbola afaka manao anonyme, sa nareo tompon'andraikitra eto ireo XXX?????[/size]
[size=13px]Asehoy tsara sy tohizo @ fomba fanoratrao fa karazan'olona mitovy faisainan'i siks=naina6 ny olona eto. 8O 8O 8O8)[/size]
[size=13px]Efa fantatro anie fa tsy hamaly ahy mitsy ireo tompon'andraikiatra tena sefo be sy deba eto, fa manohy mampiseho ny zavamisy eto aho[/size]8)
